tsy maheno marina

1. Bocassa ( 19/12/2008 11:49)
Nisy lelah iray ono tratran'ny môpera nangalatra ny akohony. Natahotra mafy lery ka tapa-kevitra fa hi-kôfesy.
Rindrina hazo no manasaraka an'ity rangah ity @ môpera rehefa ni-kôfesy izy.
Hoy môpera tao ambadika: iza no nangalatra ny akohoko??
Namaly ingah: Ahôna tsara môpera? Tsy maheno tsara ato ambadika ato.
Dia naverin'ny môpera iany ny fanontaniana: iza woa no nangalatra ny akohoko??
Dia hoy ilay mpangalatra: tena tsy maheno mihitsy ato môpera fa mety ve raha mifamadika isika, za hifindra any de enao ndray no ato!
Nanaiky môpera satria te hahafantatra marina izy woe maheno sa ts maheno.
Dia nifamadika efitra àry izy mianaka. Ary hoy môpera mantsy an'ilay mpangalatra: mitenena woe ise. Dia hoy ingah mantsy an'i môpera: iza no nangalatra an'i vadiko? Dia namaly môpera: Ahôna tsara hoy ise?? Dia naverina ny fanontaniana: iza woa no nangalatra ny vadiko?? Dia hoy môpera: tena marina ny tenin'ise fa tsy maheno mihitsy ato;
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:09
2. simplex ( 19/12/2008 15:10)
:lol: :lol:
3. Lejoba ( 19/12/2008 16:42)
tena tsy ifandrenesana marina izy izany
4. mmmhh ( 27/12/2008 06:52)
resaky ny moana sy marenina,
tratra mompera :-D :-D
5. Bita ( 03/01/2009 10:09)
Tena tsara koa iny e! asio tohiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773