mba ampio za ry reto a
1. siboble
(
19/12/2008 05:57)
Za zany manana olana e,ka tsy haiko nareo namana rehetra raha mba misy afaka hanampy ny amin'izany.
Zao ilay olana:
Za efa manambady,efa niteraka iray,ilay vadiko anefa tsy mba ho hita ho namana mihitsy na ara-bola ,na arakevitra,na ara pitiavana,na ara-drahara rehetra ao antrano,fa dia ny azy de ny sitrapony sy ny ampobony foana no ataony,satria lasa ataoko ho tsinotsinona hono izy raha vao manary ny ampobony.
Za nefa tena leo be satria zany za,sady lahy no vavy ao antrano,sady mitady vola ,no manao ny asa rehetra ao antrano,miady zay zao,satria za tena efa leo be,ka tsy hitako oe inona kay no tokony ataoko raha ianareo mamaky ny olako
Mba ampio moa za ry retoa
Siboble :

répondu par andrywui le 30/12/2008 13:37
2. heidi
(
19/12/2008 06:31)
ny adin'ny mpivady dia tsy tsara hidirana loatra satria fomba ny miady ka miravina ihany avy teo dia ilay olona nanoro hevitra mihanahàna fotsiny sady tsy tsara ny mamporisika hoe misaraha fa izao ndrao de manenina eo
ianao ihany ny mana-pakevitra sy ny mahita ny tena tsy mety ao an-tokatrano sy miaina am lay izy, fa tsy ny olona ety ivelany....KA RAHA TENA TSY zàka fa efa mihoatra ny loha ilay blem dia ataovy carte sur table , izy no proposénao ny alahelonao sy ny sentimaka nao ary ny mety ho fanapahan-kevitrao....
RAHA TSY Vitanao moa ny mifampiresaka aminy mivantana dia mangalà mpisolo vava dia ny mpisolo vava na ny avocat no hampiantso azy ary hiresaka aminy, ny maka avocat tsy midika akory hoe hisaraka eo noho eo na hisaraka mihintsy aty aoriana fa mety hampiravina anareo ihany koa....de mahereza
ary mazotoa ary fa tsy mora ny mieritreritra izany olana izao indrindra ami'nizao andro fety izao...KORAZY RANAMANA!!!. :-*

3. nikah
(
19/12/2008 11:38)
na mangala mopera na pastera koa eee!Na RAD koa e! Mba asaina manitsy azy.
4. diamondra27
(
19/12/2008 12:10)
za kosa aloha dia mahita fa tena olana marina izany
voalohany aloha aza kivy fa mila fanampiana izy matoa tsy mahavita na inona na inona izany dia tsy normal fa mety am phase de depressionka mba anontanio ihany sa efa hatramin'izay izy no tsy miasa = boulot de tsy manao raharaha ao an-trano koa
fa inona aloha ny dikan'izany ampombo e hoe milalao ampombo fa tsy azoko.
raha mi deprime manko ilay vadinao dia mila ankaherezina izy aloha , mialA nenina tsara manampy azy satria izany no adiddy am mahampivady
aza kotabaisina fa sao dia vao mainka crise fa resahana mora.
fa nisy inona no nahatonga azy tsy hanao inona na inona ,azonao tsy valiana eto io fa ho anao mba hamantaranao ny debut ny olanareo
dia inona no tianao hanampiana anao, tsy misy hafa tsy zay torohevitra ihany fa ny decision dia ianao no maka azy

5. Lejoba
(
19/12/2008 16:35)
Hitako t@ olona taty an-dafy, sao mba mahasoa anao. Ny aty moa matetika tsisy mpanampy nefa sady miasa any ivelany ny vhvv. Mitovy2 @ izao vadinao izao ilay bandy fa mampalahelo ilay vadiny satria ny ol aty ivelany tsy kôpy raha tsy mifanerasera akaiky @ dry zareo. Ohatry ny tena mari modèle ery Ranamana.
Tezitra sy leo ilay vhvv dia nifanazava ry zareo (ny hoe am-pilaminana sa nivazavaza aloha tsy haiko). Tsy nanaiky hiova ileiry fa izany hono no nitezaina azy. Dia izao no nataon'ilay vhvv : samy mandeha samy mitady. Tsy nokarakarain'ilay rtoa intsony ileiry (navelany tao ny lamba malotony, ny entany mikorontana, sns). Indraindray aza, entin'ilay vhvv any @ macdo ny ankizy fa ileiry avelany eo. Dia tsy nividy zvt ho azy toy ny taloha intsony Rtoa : akanjo sy kojakoja sns. Samy niziriziy t@ heviny teny, horera be ny nijery an-dranamana t@ izany satria manao akanjo maloto sy tsy mipasoka. Nalainy baraka t@ ol ilay vadiny hoe tsy mikarakara azy. Izay no tombony aty : ileiry indray no nopalan'ny pokona. Henoko hoe lasa manasa vilia sy manadio trano ileiry izao satria sendra nanao régime rafotsy dia tsisy kaly koa tao an-trano, ny ankizy tany am-panaovana vacances.
Ny tena hoe hiova be aloha tsy haiko fa au moins izy kôpy fa on n'a rien sans rien.
Mahereza eh

6. heidi
(
19/12/2008 16:41)
Tsy nokarakarain'ilay rtoa intsony ileiry (navelany tao ny lamba malotony, ny entany mikorontana, sns). Indraindray aza, entin'ilay vhvv any @ macdo ny ankizy fa ileiry avelany eo. Dia tsy nividy zvt ho azy toy ny taloha intsony Rtoa : akanjo sy kojakoja sns. Samy niziriziy t@ heviny teny, horera be ny nijery an-dranamana t@ izany satria manao akanjo maloto sy tsy mipasoka. Nalainy baraka t@ ol ilay vadiny hoe tsy mikarakara azy. Izay no tombony aty : ileiry indray no nopalan'ny pokona. Henoko hoe lasa manasa vilia sy manadio trano ileiry izao satria sendra nanao régime rafotsy dia tsisy kaly koa tao an-trano, ny ankizy tany am-panaovana vacances.
Ny tena hoe hiova be aloha tsy haiko fa au moins izy kôpy fa on n'a rien sans rien.
izay no famolahana azy ka! raha diso nihanta sy notmpoina loatra dia avadika kely ny fitondràna azy fa raha vao maika pire kosa alou de....maka fanapahan-kevitra...
7. diamondra27
(
19/12/2008 16:43)
Ka tsy rariny kosa anie ilay vhv ve rangah efa reraky ny asa mbola hanao asan-trano koa sady tsy misy teny maty akory , ka tokony alefa tezaina any am RAD-ny ndray izy raha izany refa izay ny vavany.
Raha za koa aloha dia io ny nataoko , nalaiko miadana tenenina mora fa refa midrikina dia samy midrikina, rehefa tsy hay ampiana dia aleo hitan'ny havany eo hoy ny fitenenana.
Tsy maintsy miala nenina foana aloha vao manao forcing kosa , zay ny methode-ko
Fa ny henoko dia ireny antillais ireny hoe no mpanao izany.Miandry tolorana fotsiny dia mbola ilaozany manao PMU indray aza ka rehefa mahazo any izy dia ny namany ihany no ampireveny fa le vady amanjanaka tsy konty mihintsy

8. Mirananirina
(
19/12/2008 16:58)
Misaora an'Andriamanitra ianao fa tsy mamono vady lery.Ny ahy indray nefa manao raharaha be,mikarakara ny ankizy fa mamono vady tsy lasa.Aza manao dia tsy maintsy manao izy ny farany,ny ankizy ihany no karakarao.
10. sakaizakely
(
19/12/2008 17:20)
ny azy de ny sitrapony sy ny ampobony foana no ataony,satria lasa ataoko ho tsinotsinona hono izy raha vao manary ny ampobony.
misy tsy azoko
inn no idiran'ny ampombo @ lay resaka ?
diamondra:
Ka tsy rariny kosa anie ilay vhv ve rangah efa reraky ny asa mbola hanao asan-trano koa sady tsy misy teny maty akory , ka tokony alefa tezaina any am RAD-ny ndray izy raha izany refa izay ny vavany.
ka vokatry ny fitaizandRAD mits no mahatonga an'izany kou
de alefa any indray izy vo maika gaté pourri van'izy mianakavy any koa fa hoe tsy voakarakarambady, de le vady ndray no mahazo loza
tsy lasa zany
lesoka avy @ fanabeazana sy toetsaina gasy mits io fanompoana lhl io, tsy hiova ny toetsaina raha tsy miezaka miray hina dol ny vhv @ fanabeazana ny ankizilahy rehetra mba hanana toetsaina manampy vhv sy manamafy amin'izy ireo fa tsy mahavery ny mahalhl izany.
Ny mahavoa ny vhv koa manko dia nozarindratsy notompoina hatram volou le lhl de rehefa ela ny ela mi deborda ny vazy vo mangataka fanampiana am lhl kou inn intsony ? Hatr@ zay izy tsy nanao vita foana, kou nawona no zao izy tadiavinao handray ravindena. Odoïeeeeee ! ouz mantsy anao
Mifampiresaha nareo. Raha lazainao ve izy oe disponible kokoa ianao aminy rehefa tsy reraka, de tsy hampazoto azy hanampy anao ve zay ?
11. kotobekibo
(
19/12/2008 17:30)
sakaizakely:
Voalaza teo :
ny azy de ny sitrapony sy ny ampobony foana no ataony,satria lasa ataoko ho tsinotsinona hono izy raha vao manary ny ampobony.
misy tsy azoko
inn no idiran'ny ampombo @ lay resaka ?
tsy apombo fa àmbom-po no tiany lazaina :-D :-D :-D
12. diamondra27
(
19/12/2008 18:00)
kotobe ka zavatra 2 samy hafa mihntsy zany koa hiiii , ny ampombo haiko de le am vary rehefa hofaina iny , iza mahita fa sao de mba fiteny vaovao ndray le we apombo de tsy maharaka za :oops:
13. fijo
(
19/12/2008 21:23)
ngamba tsar arah amisintaka kely amin'ny todraharaha toa izao.io fotoan aio no hakan asaina tsara rah ambola mety ny fitohizany na tsia.
mahereza fa anao ny vahaolana farany
mahereza fa anao ny vahaolana farany
15. kotobekibo
(
22/12/2008 14:16)
siboble > ref tsy manampy izy d tsy apahazahoana koa ref hariva d vita .
Ref manampy ara-bola sy asa-trano d raikitra izao sinon todi-damosina no azonao hoe .
Izahay bandy tsy mahatanty kokoa noho nareo vhv raha resaka RS .

16. sakaizakely
(
24/12/2008 12:54)
zany fikaben'i bebide, tsy manjary io kou
vomé aza pretexte handehanany any ivelany fa hoe tsy ampy doz de lasa izao
ny taktika fotsiny no amboarina tsara, omena ihany izy fa atao alasafay sady abosesika tsara oe vizaka ah fa ataovy aingana ny lelikalah ty a, de atao an le manjabe rehefa mahay manome fahafahampo
;-) ;-) ;-)

17. kotobekibo
(
25/12/2008 23:54)
sakaizakely > moyens tena milay koa ireo voalazan-njy ireo kah! :wink:
20. ainaheri
(
27/12/2008 01:00)
sakaizakely:
zany fikaben'i bebide, tsy manjary io kou
vomé aza pretexte handehanany any ivelany fa hoe tsy ampy doz de lasa izao
ny taktika fotsiny no amboarina tsara, omena ihany izy fa atao alasafay sady abosesika tsara oe vizaka ah fa ataovy aingana ny lelikalah ty a, de atao an le manjabe rehefa mahay manome fahafahampo
;-) ;-) ;-)
Hinanany colà @ zany enao vô mitsaoka matanjaka eo f'ataovy hihihi