mba ampio za ry reto a

21. ainaheri ( 27/12/2008 01:19)
Zay za vao hiditra @ lay resaka lol
Raha ny hvtro manokana d miombokevitra @ reo namana nilaza fa mila miresaka tsara nareo d aza asina santazy,misy karazan'oul tsy matotra tsara eo anivon'ny tokantrano otr'zany,miandry ftona maharitra zay vao tonga ilay fahamatorana,misy aza mou ny sasany lasa fahazaran-dratsy d tsy manam-piovana intsony,hany rahateo ilay anankiray efa manao dia tsy rotitra izy.......Ny zvtr atao d resaho izy,raha itanao tsy miova mou d ny Radnyna ny fianakaviany no antsoina miaramiresaka aminao fa tsy ny fianakavianao akory satria lasa misy resaka ambadik'iny refaveo oe,havanao mou io ka tsy hanampy anao,fa raha havany tsy sahiny ny miteny moa kou enao mampafantatra azy reo ny zava-misy........Raha ny hvtro aleo manao an'zay, toy zay tezitra enao d mifamaly kely d mifanome lamosina sns d milamina ndray refaveo,tsisy vahaolana zany,satria ilay fery ao aminao fona d lasa miitatra iny refaveo,ka mety hanaonao fona enao refaveo,ka hitady vonjy any ankafa(manao sipa) Hevitra ihany ny ahy iny fa refa tsy mety d avereno amiko,d bon korazy enao fa fiainana doli zany :-* :-*
22. Mirananirina ( 30/12/2008 13:08)
:D :lol:
23. andrywui ( 30/12/2008 13:37)
manaova action mafimafy kely enao ataovy otran'ny tsy miraharaha azy fa mivoaha foana de manaova sexy kely ref mivoaka(mivoaka irery) de apetraho kely aminol alou ny zaza ,de aza manao vorontona mihitsy kou ao atrano fa sady tsy mirahahakely azy ianao no mi style be fa hanara body anao foana io(fa
tsy manao hadalana enao fa midingina fotsiny a)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068