Ato ny lien raha hiaino an-dratsiraka
1. Annie2006
(
16/12/2008 16:55)
Tsy misy ary tena tsy misy mihitsy ny antony tokony hanidina ny VIVA.
Ato raha hiaino fa ny sary mety tsy ho ela: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Marc-Ravalomanana-Autiste-et-petochard-a-la-fois.html
Mandeha ny resaka fa mety fanahiniana iny tetika iny satria toa mitady "hanao Amnistie" ny statuts des partis politiques hodinihana any Iavoloha raham-pitso (pression avy @ bailleurs de fonds hono izy io satria raha tsy izany tsy azo ny vola @ fanomanana ny UA) ka ry zareo "cacique" (satro-bory, TIM, Teza, sy ny satellite vitsivitsy) ihany sisa hono no ho tonga any Iavoloha raham-pitso ka hanala ity "amnistie" ity ao anatin'ny statuts io (disposition transitoire io).
Asa! aleo jerevana izay asehony fa ny marina aloha dia maro ny mpanao politika nihemotra noho iny raharaha VIVA iny ka tsy ho tonga any Iavoloha.

répondu par penguin le 22/12/2008 10:17
2. hery
(
17/12/2008 08:32)
Fa angaha ary nareo mieritreritra hoe ilay contenu no tena antony nanidiana ny VIVA...
Be dia be ny antony fa ho hita miandalana eo ihany.
Ary ahoana tsara hozy i TGV e? Sa mangingina koa i leiry?

3. xxx
(
17/12/2008 11:58)
za alou defa milaza ry annie fa rah tsy fafan'ni annie tao haingana io de asa innn amin'ny annie no hidina ?!!! satri ary enao ts manan viva kou de tsy maints ze zavatr misokatr any zany no idina!!! mety aminn fajaitr na zairina na aminn fanjairan kiraro na .......
4. lemenakely
(
17/12/2008 16:04)
Ho tonga sy hiafara @ fitorahana kiraro ihany izy ity e! Aleo hitohy ...
5. Annie2006
(
17/12/2008 16:39)
Gaga aho raha nahita ny filazan'ny sasany any ho any (tsy tononoko akory hoe aiza sao dia manao pub-ny eo) fa hoe: hidina indray hono ny site-nay. Gaga satria tsy noheveriko mbola hambany fisainana tahaka izany ny malagasy izay noheveriko fa efa mivelatsaina aza. Gaga aho satria tsy nihevitra fa ireto olona ireto kay mihevitra fa:
1. baomba ity resak'i Ratsiraka ity ka mendrika fanidina TV sy site
2. Ravalomanana dia manana tanana lavitra ka afaka manidy site any @ tany izay hanjakan'ny demokrasia
3. Zavatra "tsy azo" avaoka" satria mamoa-fady(???) ity resak'i Ratsiraka ity
4. Mora ny manidy site any @ tany hanjakan'ny demokrasia, satria hoe demokrasia koa ny ao madagasikara nanidy an'i VIVA
Ny adinon'ireo olona ireo kosa dia ny hoe: "menace" ary "fiantsiana ady" ange ity zavatra navaokany mikasika ny site-nay ity e. Jamba ve sa marenina ireto olona ireto ka tsy nandinika akory alohan'ny fiantsiana ady sy fanevatevana ny fahalalahana hananay hamaoka vaovao tsy misy zera baomba na tsy misy ompa?
Hoy ary aho: Mitandrema kosa ny @ zavatra soratana fa miaina @ tany tan-dAlana fa tsy sahala any Madagasikara ny misy an'io site lazaiko eto matetika io ka raha te hifanatry tava aminay any @ tribonaly dia lazao mazava fa mora be aminay ny manao an'izany.
Ary fandaniam-potoana ny finiavana hanakana anay tsy hamaoka vaovao, araky ny lalàna mifehy ny famoaham-baovao, FA tsy arak'izay "fitiavan-dravalomanana" sy ny ekipany azy.
Ambava omana, am-po mieritreritra.

6. nanas
(
17/12/2008 20:09)
Misaotra Annie, aleo hivoaka ny marina fa aza takonana. Ho ela velona anie ny malagasy tsy vaky volo e! ( afatsy le8 sy ny taranany ihany ) :o :o :o :o :o
7. penguin
(
22/12/2008 10:17)
Hahhaha na izany aza dia mba raiso haingana f'aza variana minanas-ka fotsiny ééé!!!