temoin na non assistance des personnes en danger

1. diamondra27 ( 10/12/2008 19:02)
ahoana kay ny fipetrak'io aminareo
raha misy olona izao accidentE eny an-dalana , hitanao izao izy fa naratra , dia nobatainao izy de natao tanaty fiaranao ho any am hopital fa tena kely sisa ny ainy, teny an-dalana anefa dia maty ilay olona, amin'izay fotoana izay ve tsy mifototra aminao indray hoe ianao no namono ilay olona sns, raha tsy manao action anefa ianao dia voaenjika amin'io hoe non assistance io
dia inona ihany izany no atao.
Misimisy ihany manko ireny cas hoe tu etais la au mauvais moment au mauvais endroit
novalian'i aloalo ny 12/12/2008 23:05
2. mbaliana ( 10/12/2008 19:57)
aty aminay aloha dia miantso ny ambulance ihany no atao e... ary tsy mahazo mamindra toerana akory raha accident en voiture .. ny azo atao dia ny bouche à bouche ihany na mametraka le bande raha tapaka raha mahay koa anefa ....dia nea raha miantso ny ambulance koa dia tsy maintsy miteny ny generalité anao vao miteny ny zava-miseho sy ny toerana misy ny loza :?
3. sakaizakely ( 10/12/2008 19:59)
miantso ambilansya arak'io voalazan'i mbaliana io ihany no tena mahomby
satria raha hetsehinao kou le oul de manimba pièces à conviction énao
4. tywa68 ( 10/12/2008 20:07)
Diam : 112 ihany no antsoinao d vita fa tsy mila mikitika : d tenenina ny hita hoe zaza eo @ firy taona eo, lahy sa vavy (jerena raha be kibo bevohoka ?), mbola miaina ? maràtra ahoana, mandeh rà d aiza ilay toerana misy anao ... Ny azonao atao mandra-piandry d mi-rassurer an'ilay olona...Rah toa moa ka efa dangy no hitanao d miantso d miandry eo c tout ! tsy mikitika n'inn2.
5. ikaretsaka ( 10/12/2008 21:31)
tsy mahazo mikitika kao aty aminay fa miantso mbilans.. raha tsy hoe manana fahafahana manao CPR ianao.. nefa na izany aza io mbola ankety be ary malamalana vao tafavoaka
6. diamondra27 ( 11/12/2008 07:27)
marina daholo izany hoe miantso ambilansy izany fa le izy zany tena hoe cas urgent be , efa kely sisa dia hiala aina no hitanao, dia nikoropaka ilay olona nahita dia io hoe nampiditra azy tanaty fiarany io.
Izany tokoa angamab no antony tsy dia iraharahian'ny olona amin'izao fotoana rehefa mahita zavatra mitranga toa izao satria tsy te-ho temoins fa tratry ny ankety sy manalagy be ilay mandeha any amin'ny gendarmerie.Toa asainy mandeha any le olona mametraka deposition ngah hoe.


===> fa zao koa ange na mahay mamiasa massage cardiaque izany ankehitriny ka misy simba hono ny coten'le marary dia enjehin'ny fianakaviany ianao , ka tsy hita be ihany izay atao
marina fa hoe mahay fa indraiddray izany misy ihany ny exception ka aza sendrany.

dia ahoana aloha ny mety ho fihetsikareo raha sendra ny cas tahaka izao hoe: miala aina eo ambany masonao ilay olona, misy effet psychologique ve , sa ahoana . Za aloha mbola tsy nahita olona niala aina dia izay no mahavelom-panontaniana ahy
7. rakapy ( 11/12/2008 07:58)
Io koa arakaraky ny toerana itrangan'ny loza e! raha any andafy eny @ autoroute na amin'ny toerana tsy lavitry ny tanana misy ambilansy dia ekeko hoe aleo miantso vonjy. Fa raha sendra aty Mada ianao no mahita tomabila kisida ka misy olona maratra mafy. Inona no ambilansy andrasanao eo fa dia izay tomabila mandalo no sakana mba hitondra ny maratra any @ hopitaly.
8. tywa68 ( 11/12/2008 08:51)
Rakapy > ilay aty an-dafy aloh d miantso secours d ampy e ! fa raha any dago marina, miandry an'i paoly :lol: d eo zany lay hoe raisina ilay marary raha mi-insiste izy ny entina na raha torana tsy afa-miteny d tsy maintsy maka décision zany enao mahita azy eo :°)
9. fahamarinana ( 11/12/2008 11:47)
:arrow: tywa : koa na poly aza tsy ho avy akory,razaka angamba...
fa manahirana daholo na hanao na tsy hanao...ny ahy indray andro nisy anti-dahy nidaraboka dia hoe ampianay hody hatreo amin'ny tranony (miakatra totohatra vao tonga ao) fa tsa nety izy sady kizitina be.Nisy vazaha sendra nandalo dia iny no nantsoiny hanampy azy.Nefa zà mba tsy dia mainty sady mba bogosy sy tsy mampatahotra..:°) ..fihomehezana sisa fa tsy nety tezitra intsony.:) (l)
10. tywa68 ( 11/12/2008 12:12)
Faha > njy hoa efa tenenina hoe afeno @izay ireo nify mampitahotra ireo :-D :-D :-*
11. diamondra27 ( 11/12/2008 13:58)
faha: eto ndray zanyndry sendra le olona hoe rehefa vandana dia kary , na koa hoe rehefa amalom-bandana dia tsy hay intsony na bibilava na amalona, ka dia naleon-dranamana tsy nampiana na dia hoe eo aza izy no raisina hiii
iza mahita fa sao dia tonga ao antranony izy , efa tsy manana aina firy intsony no vao mainka robana ao koa, mety zay no tao an-tsainy.
Soa fa tsy tezitra nareo tam le izy.
12. Samoana ( 11/12/2008 14:41)
Raha hita fa urgent be nefa matahotra ny ho voenjika? : fiaran'olon-kafa sakanana ary tonga dia mindràma tanana hibata sy hampiditra ilay accidenté anaty fiara. Omeo ny iraka hoe atsy @ ôpitaly x izy entina. Tsy manam-potoana hieritreretina ny manodidina fa tonga dia manatanteraka ary ianao lasa mody moramora fa vita adidy. Efa nataoko teo Ankadifotsy izany indray alimbe
13. fahamarinana ( 11/12/2008 16:16)
:arrow: hvtr mety fa tsy mba nintaintaina ihany ve samoana hoe nanaona ilay olona zay.. (l)
14. rakapy ( 11/12/2008 18:52)
Hoy samoana
Raha hita fa urgent be nefa matahotra ny ho voenjika? : fiaran'olon-kafa sakanana ary tonga dia mindràma tanana hibata sy hampiditra ilay accidenté anaty fiara. Omeo ny iraka hoe atsy @ ôpitaly x izy entina. Tsy manam-potoana hieritreretina ny manodidina fa tonga dia manatanteraka ary ianao lasa mody moramora fa vita adidy. Efa nataoko teo Ankadifotsy izany indray alimbe


Izaho ilay mpitondra ilay fiara nosakananao tamin'iny alimbe tao Ankadifotsy iny. Tena dadany aloha ny adinareo fa ilay olona anie vao niala 500 m tea dia jokona. Nareo efa nanjavona daholo. Izaho irery sisa teo. nentiko tany @ hopitaly ihany ka nefa dia hoy ny pra hoe tsy afabela hono izaho fa tsy mantsy mihina any Nosy lava 7 taona! de nohanina moa fa tsa hita ny atao.

:-D :-D :-D
vazivazy izany fa ny tiako holazaina dia ny hoe atao pasy pasy ilay olona satria samy tsy te hisahirana na koa ho voaroiroy amin'ny probleman'ny hafa. Ka izay tratra farany no boka. :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 11/12/2008 19:22)
efa hoe miantso mbalans de miandriandry eo aloha...
amiko tsy misy maty izany raha tsy ny tampitr'andro ry diams an
raha any Dago ka maty an-dalana izy de izay izany ny androny

fa le hoe massage cardiaque sns.. shefa tsary haiko de tsa hanaoko fa mainka idirandoza eo!

raha toy io tsy ataotao foana fa misy antony ry doko sy ry anfermiera hoe karamaina hanao an'io sy hoe io no amelomany ny vady aman-janany fa ny ahako tsa izy

io mitetateta manao raha tsy nianarana a fond io any iiii.... ohatran'ny @ fivavahana ihany io amiko... tsa hoe namakimaky kely momban'i .. aho de handeha hitsabo sy hanasitrana...av'eo idirandoza
16. tywa68 ( 11/12/2008 19:37)
Ny nianatra an'ilay massage cardiaque sy manao bouche à bouche aza mety tsy hahavita n'inn2 raha mi-panique !! aleo miantso vonjy ihany e (fa tsy mitsoaka kosa) :°) Arovana fotsiny ilay marary mba tsy hisy loza fanampiny :lol:
17. ikaretsaka ( 11/12/2008 20:34)
Izay mantsy :x
18. aloalo ( 11/12/2008 23:13)
Rehefa misy cas toa zany dia :

- miantso ny 15 no tokony atao voaloany, (ny 112 mantsy dia numéro européen d\'appel d\'urgence, zany hoe ampiasaina rehefa any ivelan\'ny frantsa)

- tsy tokony kitiany ilay oul mandrapahatongan\'ny mpanavotra fa raha secouriste enao dia afaka manao zay azonao atao (zay tokony atao raha tsy mamaly izy sns)
19. ikaretsaka ( 12/12/2008 01:02)
aloalo:

Rehefa misy cas toa zany dia :

- miantso ny 15 no tokony atao voaloany, (ny 112 mantsy dia numéro européen d\'appel d\'urgence, zany hoe ampiasaina rehefa any ivelan\'ny frantsa)

- tsy tokony kitiany ilay oul mandrapahatongan\'ny mpanavotra fa raha secouriste enao dia afaka manao zay azonao atao (zay tokony atao raha tsy mamaly izy sns)



:wink: ary raha tsy any frantsa na any europe
20. rakapy ( 12/12/2008 01:09)
Ika> De miandry ny Sonatra na Kofmad na Fifimava handalo letsy, de manao aranzma :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1606