temoin na non assistance des personnes en danger
21. mbaliana
(
12/12/2008 09:11)
aloalo> tsy 112 ny num .europeen ka , france angamba io fa ny aty aminay ary 118 .. samy manana ny azy ny pays tsirairay....rehefa mba tonga amin'ny pays iray marina dia ireny tokony ho fantarina ihany ...
22. tywa68
(
12/12/2008 13:13)
Mbaliana : io 112 no antsoina avec portable eto europe k :wink: 18 pompiers ary 15 ny samu eto France ihany . :lol:
23. aloalo
(
12/12/2008 14:36)
en effet, 112 raha miantso ny portable.
Ika > fa arakaraka ny pays ono izy io.
Fa ny mahavariana ahy sy ni choquée ahy dia ny 115 (samu social), no antsoina efa clochards no misy pb. zany v tsy discrimination amiko !

24. aloalo
(
12/12/2008 14:52)
hoy i diamondra27
le miantso ny secours dia efa action zay, tsy azo enjehina enao.
ny azo atao dia jerena raha mi-respiré ilay oul, dia atao PLS (position latérale de sécurité) mandrapahatongan'ny vonjy
raha tsy mi-respiré moa izy dia afaka atao bouche à bouche, fa tandremo fa misy fomba fanao azy, tsy ataotao foana sao vao maika sepotra eo ilay oul ary tsy mitovy ny fanaovana azy @ oul lehibe sy ny zaza na ny menavava.
ny tena important dia ny mitazona ilay oul hiaina tsara, fa na misy tapaka aza ny taolana, dia iny azo tsaboina foana.
nalefan'ny tato am-piasana nanao formation SST za ary hitako hoe ilaina ilay mahay ny gestes voaloany afahana manavotra oul na dia ratra kely aza.
raha tsy manao action anefa ianao dia voaenjika amin'io hoe non assistance io
dia inona ihany izany no atao.
le miantso ny secours dia efa action zay, tsy azo enjehina enao.
ny azo atao dia jerena raha mi-respiré ilay oul, dia atao PLS (position latérale de sécurité) mandrapahatongan'ny vonjy
raha tsy mi-respiré moa izy dia afaka atao bouche à bouche, fa tandremo fa misy fomba fanao azy, tsy ataotao foana sao vao maika sepotra eo ilay oul ary tsy mitovy ny fanaovana azy @ oul lehibe sy ny zaza na ny menavava.
ny tena important dia ny mitazona ilay oul hiaina tsara, fa na misy tapaka aza ny taolana, dia iny azo tsaboina foana.
nalefan'ny tato am-piasana nanao formation SST za ary hitako hoe ilaina ilay mahay ny gestes voaloany afahana manavotra oul na dia ratra kely aza.
25. tywa68
(
12/12/2008 15:25)
Aloalo > Tena ilaina mihitsy io formation io k ! d aza adino ary ny manao recyclage fa manjary mamerina h@voalohany indray, moa soa aza tsy nila nampiasa, fa mety misy adino :lol:
26. ikaretsaka
(
12/12/2008 16:49)
rakapy:
Ika> De miandry ny Sonatra na Kofmad na Fifimava handalo letsy, de manao aranzma :-D :-D :-D
De tsy poinsa raha mafio na mami no miala any?
27. xxx
(
12/12/2008 16:54)
non assistance d'une personne en danger
miankina @ zavatra miseho io !
manampy olona tra-doza ianao , sao dia misy milaza fa tsy mety , sao dia misy milaza hoe "raha tsy nokitihanao , na nafindranao toerana io olona dia dia nety havotra ihany"
tsy manao an'io indray ianao dia ho tratra ny hoe non assistance d'une personne en danger
ka inona aza no tena tokony atao marina raha izany ?
miankina @ fandehan-javatra niseho io !
oh: miady ny voisin-nareo dia hoy ianareo hoe "efa mahazatra ny fihainohina an'io " dia mijanona eo ianareo ! tsy miantso polisy na hafa
-kanjo nisy inona ? oh: hoe maty ilay olona na tonga ihany ny mpamonjy saingy dans un piètre etat ilay olona !
inona no mety mitranga @ io ? mety hisy hilaza hoe nanao "non assistance d'une personne en danger ianao satria naheno antso vonjeo nefa dia tsy nanao na inona na inona!
oh: nisy accident niseho , misy milaza hoe "aza kasihana ilay olona maratra satria tsy fantatra izay tapaka na mahazo azy fa hatsohy fotsiny ny samu sns.
raha io olona io ve oh hoe tapaka ny tanany na tongony ka hitanao zao hoe misy rà miposaka be dia tsy hikitika azy ianao ? nefa afaka tsara ianao hanao garrot hanajanonana ny rà !
hanao an'io indray nefa ianao dia sao dia hisy hilaza eo indray hoe "tsy azo atao ny mikitika fa miantso samu fotsiny ! dia ahoana indray ny fandehany eo ?
misy critère be dia be ny hanaovana sa tsy hanaovana io famonjena io ! ka dia asa re inona ihany no azo atao ?

29. tywa68
(
12/12/2008 19:52)
xxx : raha manao garrot d soratana eo hoe t@firy no napetraka ary tsy azo asorina intsony raha sy tonga any @ hôpitaly sao mamipsy infections.
Zany hoe tsara ny manajanona rà fa vetivety d ritra raha avela mijininika eo :wink: d ampirimina anaty chiffon madio ny membre tapaka.

30. mbaliana
(
12/12/2008 20:34)
tywa68 > ny anay 118 ihany ny ambulance na portable na amin'ny tel fix e... fa ny 112 koa aloha nandramako nantsoina tokoa dia sos no tao .. saingy tsy malaza loatra aty aminay lol
31. ikaretsaka
(
12/12/2008 21:28)
Le izy hoa aza miditra @ klaoty tsy antonona... indrindra raha tsy an'ny tena fa hita teny an- dalana....raha rovitra sy hitan ny tompony manko de enao noo......