Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fafahfy, milahatra araka ny daty
fafahfy ( 19/01/2010 10:02)
flan
salama daholo! so mba misy mahay flan azafady ; le flan tsara reny fa tsy otran'ilay amidy @ épiceirie reny. de raha tsy mampiasa four raha mba azo atao ve mety misaotra mialoha mamaly ( flan aux... tohiny
novalian'i rina63 ny 13/10/2011 12:01
fafahfy ( 09/07/2009 15:31)
rectte misao hono
recette misao hono... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2010 22:14
fafahfy ( 02/07/2009 08:08)
Yaourt maison
manahona daholo ! Mba misy afaka manome fanaovana yaourt maison ve kay azafady dia misaotra mialoha, za efa nanadrana fa tsy nety le izy fa nitsoranoka be fona nefa alina no natao tao anaty bodofots... tohiny
novalian'i fafahfy ny 06/07/2009 16:09
fafahfy ( 01/05/2009 05:51)
gana nahandro gasy
salut ! daholo mba misy afaka manome fomba fahandro gana amin'ilay tena nahandro gasy ireny ve azafady e ! de misaotra mialoha mamaly ... tohiny
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 16:29
fafahfy ( 20/02/2009 08:58)
gouter
inona kay no g outer mba fanaonareo refa le avy reny orana na le @ andro mangatsika reny ... tohiny
novalian'i soanja ny 26/02/2009 02:16
fafahfy ( 09/12/2008 10:12)
odi-kohaka
salut! mba misy afaka manome le recette refa rereka iny ve efa hitako tato le izy fa otran'y tsy hitako tsony zao nefa tena ilaiko le otran'ny odi-kohaka zay le izy fa tsy tadidiko tsara hoe ahona ... tohiny
fafahfy ( 26/11/2008 15:23)
glace
misotra ry reto @ le recette a ! za vo zao mintsy vo niditra t@ty serasera fa tena ok be le izy ; de mba saika hangtaka recette glace ze simple sady matsiro za raha azo atao , mampiasa fitaovana tso... tohiny
novalian'i fafahfy ny 05/12/2008 16:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076