gana nahandro gasy

1. fafahfy ( 01/05/2009 05:51)
salut ! daholo mba misy afaka manome fomba fahandro gana amin'ilay tena nahandro gasy ireny ve azafady e ! de misaotra mialoha mamaly
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 16:29
2. sipagasy ( 05/05/2009 18:58)
ataovy sauce miaraka @ tongolo gasy sy sakamalaho dia vita e! atao somary ridritra fa tsy sauce beh ann, aza asiana voatabia fa tongolo fotsiny, dia alohan'ny androsoanao azy dia raraho, kotomila voatatika eo amboniny, dia mazotoa homena!
3. boubounezy ( 05/05/2009 23:47)
slt njy sipagasy tsy aleo iany v ky asina tomaty fa ny oull minana tômaty ony tsy voany alzaiméra. avy asina tômaty d ampina karry mety tsara kou an! lol bon bref! ny sakafo tsisy sôsy tômaty kou alou d tsy mampatavy é! :-*
4. Baovola2 ( 07/05/2009 09:31)
hummm matsiro izy zany

vatana gana mihitsy io ve sa raha efa tapatapaka dia atao toa io koa dia matsiro ihany ? :lol:
5. rova30 ( 12/05/2009 21:22)

Ny fomba fahandro gasy matetika ilay tetehana ka! Dia andrahoana maharitra anaty vilany miaraka amin'ny saosy hahamasaka azy!
Sakamalaho, tongologasy,tongolo (échalotte) atao misimisy, kary,poavra maintso, azo ampiana anan-drano koa rehefa akaiky ho masaka dia ritina! tsy adino ny sira a!

:-P huuuuum mampilendalenda koa izy izany!
6. fafahfy ( 14/05/2009 07:23)
misaotra @ torohevitra ; fa nasiako tomate kely ihany le izy alo fa tsra e
le nasiana poivre ko nanome tsoro hafa azy mintsy e
mankasitraka e
7. Lejoba ( 18/05/2009 12:00)
aiza ny anjaranay?
8. fafahfy ( 20/05/2009 10:04)
efa lany fa @ manaraka ndray
9. pseudo38 ( 16/06/2009 16:29)
Bezour,
Ny gana nahandro gasy "nature" dia tsy mety.
Miala tsiny aho raha mifangaro ny teny frantsay sy malagasy.
En fait il y a 2 possibilités :
1 - Tu as un canard "mifaha".
2 - Tu as un canard normal.

Dans tous les cas, voici ma recette.
- Tu découpes le canard en morceaux à la façon malgache et tu les sales.
- Dans une cocotte en fonte (de fer ou d'alu), tu fais fondre à feu doux de la graisse de canard sinon de l'huile d'arachide.
- Quand la graisse commence à "chanter", tu fais dorer tes morceaux. Tu réserves sur un plat.
Une fois tous les morceaux dorés, tu les mets dans la marmite et tu rajoutes de l'eau à hauteur et dès l'ébullition, tu réduits le feu et tu laisses mijoter pendant 2h au moins si ce n'est plus.
Ton canard sera cuit quand la peau commence à vouloir se détacher. Il sera fondant.
Bon appétit.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5777