gouter

1. fafahfy ( 20/02/2009 08:58)
inona kay no g outer mba fanaonareo refa le avy reny orana na le @ andro mangatsika reny
novalian'i soanja ny 26/02/2009 02:16
2. simplex ( 20/02/2009 10:24)

mofo gasy sy ramanonaka
kafe/dite/cacao

;)
3. karinah ( 20/02/2009 10:51)
simplex: mampiestika kankana enao! :-D :-D :-D :-D :wink:
ny goûter fanaoko amzao mangatsika izao manao crèpes sucrées, miaraka amin'ny ronono mafàna!
..tsara koa raha mahita haninkotrana, mafana ihany koa ireny!
4. fafahfy ( 20/02/2009 11:19)
misaotra @ le gouter fa tsara marina aloha raha le mofogasy sy ramanonaka e! de le crèpe sy ronoko ko; fa so de misy hanikotrana atao mofo ko ohatra de misaotra namaly o satria efa fanao le mofogasy tsinona mba miova kely amin'ny mahazatra e!
5. ni81 ( 20/02/2009 11:56)
katsaka asiana coco :miam: :miam:
6. tongologasy ( 20/02/2009 13:17)
manao koba vary ao an-trano: le koba vary asina voanjo reny, matavy be le izy sady mamiiiiiiiii! milay nge zany e! andramo nge de tsarovy za ref milendalenda enao e!
7. tongologasy ( 20/02/2009 13:21)
eny ambony fandrina enao makanfy mihinana azy sady mijery tele fa ts otr zany oa! ny orana amin'io tonga an! oka rets an !
8. fafahfy ( 20/02/2009 15:45)
le koba io zao ky no tena tiako a ; so de mba afaka manome recette enao azafady demisaotra namaly
9. simplex ( 20/02/2009 15:47)

maskita sy lasary
ran'i zezo/pipian-tsoavaly 8):lol:

;-)
10. soanja ( 21/02/2009 13:52)
Bolabola mofo mangahazo, de asiana sesame ny manodidina rehefa masaka ilay izy sy dite Sahambavy no fanaoko.
11. ikaretsaka ( 21/02/2009 21:15)
toaka gasy sy bononoka na ovy atono de tsotsofina! de mitafy lamba soga voloina de mamindro!
12. soanja ( 21/02/2009 21:40)
kay kay maty aho farin-janako lasa toaka gasy daholo!!!!
Lamba soga/ hemp ve io, Ika???
13. ikaretsaka ( 22/02/2009 05:38)
maninona ny farinjanakao, nga lasako aby fa izya nataoko galioka ihany ro nalaiko! .. fatao@ andro avy orana sy mangitsy hono hoy ny fanontaniana ko! ze zay ro fatao hitako hoe tsara ery!

Lamba soga l=e flanelle fluo be fitafinay Hatrany antanana ireny taoko eeee! mitana hafanana any io rahefa ilay kotsan'ny orana iny ianao no mamindro ...

raha voan'ny sery de ashena evoka kely @ kininina fotsy!
14. soanja ( 22/02/2009 13:11)
Soa re ny lambasoga fa ny galeoka ro tsa mamely!
15. ikaretsaka ( 23/02/2009 02:17)
fa okory ro hoe tsary mamely? tsara matoa amboarina taoko!
tsy atao betsaka fotsiny fa @ antonony ihany
16. soanja ( 23/02/2009 04:20)
Ika> be re ny raha namboarin'ona taoko fa tsa mba voatery ho soa aby ny fiantraikany. Taoko ty nanamboatsa baomba raolombelona. Ia ro maty tamin'io fa tsika olombelogna madigna roa. Ke ly fary kely vao mba natao hofianjaza ro navadin-drazozy galeoka ho azy rery madigna. Aia roa zao!??
17. soanja ( 23/02/2009 04:23)
ikaretsaka:

toaka gasy sy bononoka na ovy atono de tsotsofina! de mitafy lamba soga voloina de mamindro!


Kay raha soa io ovy polepolesina io?? Membo roa ny bononoka fa mba efa nanandrana ihany iaho. Koa de rah tia tokoa ny ona marina!!!


18. fafahfy ( 23/02/2009 05:29)
nareo ko reto mananihany a
19. simplex ( 23/02/2009 10:10)

bonbon vandro :P
20. soanja ( 24/02/2009 17:42)
fafahfy:

nareo ko reto mananihany a

Fafahfy> Tsy mananihany velively aky zah fa io no fitenindrazako. Miala tsiny raha toa ka tsy zakandry izany an. Rehefa miresaka amin'Ika aho dia tiako ny miteny ny tena mahazatra ahy sy mampisy sira ny resako aminy.


:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.588