gouter

21. ikaretsaka ( 24/02/2009 18:39)
ndroky anga ry soanja efa tenenina foa fa ny vava ro mihina fa tsy orona!
tsary ny baomba no mahafaty na ny taoka ro mahafaty fa ny tsy fahaizan'ny olona mampiasa/misotro azy...
ny rano aza mahafaty shefa tsary haindroky ro mampiasa azy

fafahfy> azafady anga moa fa ay vakinankaratra de zay ro fiteninay yyyyy
22. xxx ( 24/02/2009 19:29)
Marina vy rankizyyyyyyyyyyyyyy! :-D :-D
23. ikaretsaka ( 25/02/2009 04:22)
hita be hoa tsar' izy rika ry xxx :-D
tsa manao "rankizy" zany fa le ankizy
24. soanja ( 25/02/2009 07:18)
ikaretsaka:

ndroky anga ry soanja efa tenenina foa fa ny vava ro mihina fa tsy orona!
tsary ny baomba no mahafaty na ny taoka ro mahafaty fa ny tsy fahaizan'ny olona mampiasa/misotro azy...
ny rano aza mahafaty shefa tsary haindroky ro mampiasa azy

fafahfy> azafady anga moa fa ay vakinankaratra de zay ro fiteninay yyyyy

Izay ro tsa nampety azhee satria io zhe nila de koa mamo tsa mety miala eo, de koa biby mamo io aby i mianakaby abiaby, shy avy eo migebogebogna fahatany anaty tatatsa agny aby. Ny hena nofinaitsa tsa hita ny nimboany. Vilao ro ny toaka fa ny ampela ho roso! Le roso en i tsa himpoly koa hoe!!!!
Ny vatategnako moa roa koa dia fady io toaka toaka ratsy io ke tsa mba haiko ro azoko tarognina fa tsa mahefa an'io aho!!! Le misy lilahy mila ahy koa ra membo an'io ro vavany dia viloma soarasoara fa i Ra-Soanja ho dilatsa!

:-D :-D :-D
25. ikaretsaka ( 25/02/2009 16:27)
mety miala shefa atao hoe 1 kaopy no konsom ka! de ferana @ iny de tsa misy manome tsotry sh'hatreo! ohatra hoe ny vola hamidy de iny ihany ny takatra na rafotsy no mitazona ny konsom na tsy haiko aby!
ohatran'ny hoe divay 1 kalisy ihany... fa tsy misy fanampiny ;)

Le misy lilahy mila ahy koa ra membo an'io ro vavany dia viloma soarasoara fa i Ra-Soanja ho dilatsa!

ka le atao :* mihitsy ara no mahafaka azy @ io koa
26. soanja ( 26/02/2009 02:16)

Ina angaha ny mahasoa an'io toaka io??? Ina ro tsapa sy ahateo? Mino aho fa tsa 1 kopy dia hahavita izhao fafinaretana!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1791