foza orana sy bouton executer

1. dadanmi ( 09/12/2008 19:14)
tena vonjeo rizareo a !
1. Matos voalohany : tratran'ilay foza orana aho nefa ny bouton executer tsy ao intsony koa efa hatran'ny ela.
2. Matos faharo : mba nisy lay exécuter dia nanaraka lay torohevitr'i Herylo dia niseho tokoa ny icone teo @ bureau fa nony ampitso tsy mandeha intsony indray ny matos fa miverina eo an'ilay fampidirana mot de passe sy chargement de paramètre foana

Misaotra mialoha
:cry:
novalian'i aaaa ny 04/09/2010 14:30
2. xxx ( 09/12/2008 19:54)
malaza mitss foza orana tato ato :^) :^) :^)
3. ainaheri ( 09/12/2008 20:30)
Hay ve zay ilay foza orana ee,tsy arako raha tsy zay klé
4. natiora ( 10/12/2008 09:56)
na dia tena antivuris farany izay matanjaka aza tsy mahahafaka anio,ny fanafodiny dia formatena ny ordi
5. nilex ( 10/12/2008 10:13)
mety ny formatage fa tsy ny ordi rehetra no azo formatena satria mety misy logiciel tena important be ao na mety hisy dossier ho very koa,fa azonao antsoina aho hanala ny foza orana ao anatin'ny 5mn raha ela indrindra.Cont:0331427310
Misaotra tompoko
6. nilex ( 10/12/2008 10:20)
raha hoe le session tsy mety misokatra indray fa miverina eo foana dia mbola tsy hita mihintsy ny hevitra amin'ny izy io fa na scanena amin'ny antivirus matanjaka be aza le izy tsy afaka mihintsy,nisy cas aza izahay nanao réistallation mihintsy ka nanao formatage nefa tsy mbola afaka nedala .Tena manahirana io e
7. heidi ( 10/12/2008 10:52)
xxx:

malaza mitss foza orana tato ato :^) :^) :^)



:-D :-D :-D :-D zà kou vao saika hiteny! lamaody ndray ngamba lay foza orany any am tanàna :-D
8. heidi ( 10/12/2008 10:53)
ainaheri:

Hay ve zay ilay foza orana ee,tsy arako raha tsy zay klé

ainaheri: jereo rubrik kolontsaina fa misy dinika ao manazava azy kokoa foza orana io an


:wink: :-D :{ :^)
9. rapala ( 10/12/2008 15:36)
heidi: bdb ny dikany foza orana io tokoa, raha vao ratsy dia foza orana izay, fa ny tena dikany hampiasainy ny ankizy any dago dia tena hafa mihintsy, fa aleo aloha hijery ny kolotsaina tokoa sô d miteniteny fona eto :wink:
10. Aino ( 10/12/2008 15:38)
heidi ka ilay foza orana efa ela no malaza any @tanàna ko!!

tsaika matetika taraiky eto hihihi!
11. heidi ( 10/12/2008 17:50)
8. Mpandefa : rapala [ Valio ] 10-12-2008 16:36:18
Lohateny : Re : foza orana sy bouton executer
heidi: bdb ny dikany foza orana io tokoa, raha vao ratsy dia foza orana izay, fa ny tena dikany hampiasainy ny ankizy any dago dia tena hafa mihintsy, fa aleo aloha hijery ny kolotsaina tokoa sô d miteniteny fona eto
:wink: ka zà zao vao maheno anzany knou! sady tsy de maharaka ny fomba fiteny any dago e! :°)

9. Mpandefa : Aino [ Valio ] 10-12-2008 16:38:31
Lohateny : Re : foza orana sy bouton executer
heidi ka ilay foza orana efa ela no malaza any @tanàna ko!!

tsaika matetika taraiky eto hihihi!

hummmm! maharaka an! njy nge mande any isan-taona de maharaka fa zà tsy maharaka anzany e! lol :-D
12. xxx ( 11/12/2008 09:20)
Salut;
Raison de plus pour trouver un OS alternatif, notamment GNU/Linux, on ne sera jamais ennuyé par ce genre de problème. Du moins jusqu'ici. En plus c'est gratuit. Actuellement, à Mada, il y a des maisons de production de FILM ou Variété qui s'amusent à mettre dans les CD originaux des virus. Aussi incroyable que cela puisse paraître, c'est le seul moyens qu'ils trouvent pour combattre le piratage :twisted: laisse moi rire :D
Mais bof, ... si jamais je tomberai sur ces genres de CD, j'enlèverai le Virus, je ferais des copies ( le plus possible) et je vais les distribuer à qui le veut.
Salutations
13. Jompipla ( 12/12/2008 12:42)
Za mba omeo an'io virus io! mba ijereko an'izany fa toa resaka etsy sy ero nefa tsy mbola hitako mintsy hoe iza ary no afaka hanome ahy!
Tsy mizesta ny bandit fa ny anay izao ao tanàna na ry bavy aza mahay tsy mampiditra virus ao @ machine-ny. Fay fa voa foana dia mba manaraka torohevitra @ zay.

torohevitra raha mbola tsy voa fa izay voa aloha omeo virus aho:
- Rehefa manatsofoka flash @ machine dia mba tsindrio aloha ny SHIFT vao atsofoka. Dia tsy avotsotra raha tsy elaela(mandrapi-detecte i windows azy)
- Tsy manokatra flash @ ilay boite de dialogue kely misy hoe "ouvrir le dossier" iny fa idio iny: iny no mi-lacer ny autoexecution (autorun.ini) ao anaty flash-nao ao dia miparitaka ny biby.
- Rehefa mapiasa explorateur windows dia tsy midouble click lecteur izany. Fadio manomboka izao fa dia lasa koa ny autorun raha tsy izany.
- Afficheo foana ny dossier caché, ny extension de fichier, ny dossier protegé par le systeme (jereo any @ menu option des dossier @ explorateur win) ka raha vao mahita zavatra hafahafa ianao ao anaty flash, ny fanafodiny tonga dia fafao.
-Tokony ho hainao tsianjery ny zavatra ao anaty flash-nao ao satria ianao ihany no tokony hampiasa azy. Fafao daholo izay zavatra tsy anao ao!

Lavalava le izy fa izany hoe raha manaraka irao ianao dia ho toa anay: TSY MILA ANTIVIRUS tsony!

Afaka mihomehy izay te hihomehy fa izay natoroko an'io fika io dia tsy tratra tsony!

Rah tsy izany dia aleo nareo kapainay 50 000 foana anasorana virus ao antin'ny 2 minitra. Dia voa foana isan'anndro dia matavy be izahay. AZA MANODY!

Sarotra ny mnaraka ireo torihevitra ireo saingy rehefa zatra ianao dia tena milamina ny fiainana.

Ok! Mazotoa e! :P
14. nilex ( 15/12/2008 10:23)
raha toa ka tena mila fanampiana ianao momba ilay foza orana na ilay session tsy misokatra iny dia antsoy aho .Tsy dia tsara mantsy ny miformanté HDD foana fa sady manimba azy no mety hanary données.Antsoy fotsiny aho dia milamina io e 03314 27310
15. tsutsu ( 18/12/2008 10:22)
mampiasao nod32 fa tsisy dikany aminy manala io. Na dia mbola tsy vita mise à jour fa tonga dia mipitika io. Dia conseil kely: mba aza mampiasa ny antivirus hotran'ny Avast na Antivir ireny fa... passoire be. Misaotra daholo.
16. asdepique ( 20/12/2008 20:21)
Ny olana amin'ny Antivirus dia marina hoe mety ho afaka ilay virus fa ny Antivirus dia tsy mamerina amin'ny toerany ny zavatra nosimban'ny virus.
Tsy marina ny filazana fa rehefa tafiditry ny virus fozaorana na cradle of filth ny solosaina iray dia tsy maintsy formater-na ny kapila mafy.

Ity patch ity fotsiny alaina dia alefaso fa afaka io. Tsy mila minatso n'iza na iza izany fa ianao ihany dia mahafaka azy.
http://www.net-studio.org/fr/application/cradle-of-filth.php
Sady manala an'ilay fozaorana io no manala an'ilay cradle of filth

Ny olana amin'ny virus aty Madagasikara dia ela vao hitan'ny mpanamboatra antivirus ireny virus Malagasy ireny dia ela koa vao vitany ny maj fa tsy hoe ny Malagasy no henjana be raha hanamboatra virus.
17. dadanmi ( 30/12/2008 19:17)
asdepique:

Ny olana amin'ny Antivirus dia marina hoe mety ho afaka ilay virus fa ny Antivirus dia tsy mamerina amin'ny toerany ny zavatra nosimban'ny virus.
Tsy marina ny filazana fa rehefa tafiditry ny virus fozaorana na cradle of filth ny solosaina iray dia tsy maintsy formater-na ny kapila mafy.

Ity patch ity fotsiny alaina dia alefaso fa afaka io. Tsy mila minatso n'iza na iza izany fa ianao ihany dia mahafaka azy.
http://www.net-studio.org/fr/application/cradle-of-filth.php
Sady manala an'ilay fozaorana io no manala an'ilay cradle of filth

Ny olana amin'ny virus aty Madagasikara dia ela vao hitan'ny mpanamboatra antivirus ireny virus Malagasy ireny dia ela koa vao vitany ny maj fa tsy hoe ny Malagasy no henjana be raha hanamboatra virus.

Misaotra betsaka ; mbola misy olon' Andriamanitra ihany fa tsy mpitady vola fotsiny eto amin'ny tanàna ! merci Asdepique

18. aaaa ( 04/09/2010 14:30)
jompipla> 1_ in ohatra le karazana lecteur tsy azo atao double clique?
2- de ahoana zany no hanokafana le flash rah tsy mampiasa le boite de dialogue kely lazainao teo
3_ tena tsy harako ny fi_ affichena le dossier cachE @ windows vista fa mba atoroy
Merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1055