faly

1. voarysombiniaina ( 04/12/2008 14:14)
Bonjour!

Faly be aho fa tafiditra ho mpikambana ao amin'ny serasera.org dia misaotra anareo betsaka tompoko.


Hoy i Voary

novalian'i karinah ny 04/12/2008 21:57
2. ainaheri ( 04/12/2008 15:43)
hummm fetin'ny fidirana mpikambana sera² zany androany,zay tafiditra faly doli :-D :-D :-D Tongasoa zany ee,za kou faly nahita anao faly lol
3. karinah ( 04/12/2008 21:57)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4002