Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
sipagasy ( 30/11/2008 21:51)
01/12.
Hainao veh io daty io? Maninona izy io hono?? Araka ny hita sy dradradradraina @ fahita lavitra dia andro iraisam-pirenena hiarovana @ SIDA izy io, koa aza manaiky ho tratry ny aretina fa io tsy ha... tohiny
ainaheri ( 30/11/2008 18:48)
Herinandro angamba sisa no hisaina,hiainany eto antany!!
Ahoana ny fahitanareo ilay ramatoa manan-janaka 4mianadahy,zay samy mbola kely,8 na 9 ans angamba ny zokiny ndrindra,voan'ny cancer araka ny voalazan'ny mpitsabo,ka hisaina ny andro hiainany,noho iza... tohiny
novalian'i namanabe ny 10/02/2009 10:26
badboy ( 30/11/2008 17:46)
Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
Tsy haiko izay nahita ilay reportage t@ m6 fa mahaankona tanteraka!! Ny nisongadina tao dia ny aretina rehetra dia avy @ devoly fa tsy avy @ aretintsaina na aretimbatana!! Ho tsy an'asa intsony ny dok... tohiny
ainaheri ( 30/11/2008 17:43)
Mpiandry tao @ 66Munites
Asa ianareo zay nahita ilay fandaharana tao @ M6(66M),tany @ faritra atsimo iny!!!!Mampalaelo ny mahita ilay oul marary saina fatorana @ rojo otran'ny gadra,tsy lahy tsy vavy tsy zazakely,lazaina fa ... tohiny
sakaizakely ( 30/11/2008 17:29)
madagasikara @ M6
ze afaka mijery ané :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ ... tohiny
beautigirl ( 30/11/2008 01:59)
anoraty
tsy mahita tory ka mba te hiresaka eh :oops: ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/12/2008 05:52
ydifas ( 30/11/2008 01:06)
LALAO
Miarahaba anareo rehetra. Eto amin'ity tranokala ity ianao afaka manao fanamby ara-panatanjahatena(pari sportif) maimaipoana. Omeny 0,1$ ianao ho fanombohana. Andramo fa tsy misy fatiantoka ho anao... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/11/2008 07:07
Annie2006 ( 29/11/2008 14:13)
Noteren'ireo mpamatsy vola ny filoha
Hitantsika angamba ny lahatsoratra izay misy ato: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Dialogue-presidentiel-Une-operation-marketing-sans-lendemain.html Io porofo iray ma... tohiny
novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:57
tenagasy ( 29/11/2008 11:49)
Antoko Pôlitika - Fitsipika - Anjara birikintsika;
Mankamamy! Izay tsy mihetsika naman'ny tsy mandroso! Ny isavorovoroan-kilantoana!Taotrano tsy efan'ny irery! Asa vadi-drano tsy vita tsy ifanankonana! ... ... ... Aza mitsiriritra ny karatra an-ta... tohiny
novalian'i tenagasy ny 18/12/2008 00:30
fitiatantely ( 29/11/2008 07:30)
fanontaniana
Bjr! Izaho te handefa filazana ao amin'ny bizna serasera nefa mahagaga fa tsy mety tafiditra mihitsy fa lazainy hoe diso foana hono ny solonanarana sy teny miafina nefa dia marina be izao no nataoko... tohiny
xxx ( 28/11/2008 18:15)
vazon'ny kamboty
dddd... tohiny
novalian'i ainaheri ny 29/11/2008 15:29
xxx ( 28/11/2008 15:53)
raiki-pitia @ mpanakanto
aza omena tsiny raha nanao xxx eh Efa nisy ve ianareo, fan-na mpanakanto malaza dia nifandray mivantana taminy? Ny olana dia sympa be ilay izy ka tena nidoboka ilay fo. Nefa mahalala fa be fans ilay... tohiny
xxx ( 28/11/2008 15:06)
mividy tany
Manahona doly, Rehefa mividy tany any dago ve ry reto de tsy maintsy mankany manoratra ilay izy @ anaranao sa misy fomba hafa azo atao (par procuration ect....)? misotra... tohiny
novalian'i arialy ny 18/03/2011 09:43
xxx ( 28/11/2008 14:56)
Olan’ny lahy sy ny vavy
[color=red]mba entiko eto ity dinika ROHY nampidirin'i namana iray tany amin'ny dinika manokana, laha-tsoratra notsoahina tao amin'ny Madagascar TRIBUNE, misy tsy mahita ny any mantsy dia mba nentiko ... tohiny
heidi ( 28/11/2008 14:32)
Fintsa
Mba ahoana kay ny fanaovana fintsa izay mahalala???? Mila hafanana sy masoandro be ve sa manakory??? misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i ainaheri ny 13/12/2008 07:54
andrywui ( 28/11/2008 14:11)
mba hanorato
jihatra irery ato atrano ko ane aho fa mb anorat ry reto a!!!!!!!!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i vale ny 14/12/2008 13:00
ttittie ( 28/11/2008 13:47)
esory re ry raiko
mba mangataka io hira io azafady i fafah no mihira azy dia misaotra mialoha... tohiny
ainaheri ( 28/11/2008 12:07)
Za mba ampio ee
Misy vazà manontany ahy ny dikan'ity(hevitr'ilay teny) hira ity fa tsy haiko,mba angatahako zany,inona ny tian'ilay hira lazaina ,misaotra mialoha Male hale(Salala) Nofiko zay ty ie omale Tsa... tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/12/2008 12:52
xxx ( 28/11/2008 11:34)
Mme La presidente,hita be hoe vadina mpivarodronono
Sendra mba nijery croissance.com za,de ny tena no menatra,nahita ty paozin'i vadindra Filoha hajaina,mba ampitahaonareo @ vadin'Ingahy ambassadeur ange e!Iza no plus elegante koko???? :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i penguin ny 05/12/2008 15:00
bibidia007 ( 28/11/2008 10:08)
hitady namana fa tsy mahita
Miarahaba ry reto an. Tena tsy manana namana mitsiny na dia efa ela aza no tato @ serasera eh! Tena mapalahelo be mo za ry reto fa mba valio an! ... tohiny
novalian'i tolipy ny 24/01/2009 22:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.852