Fintsa

1. heidi ( 28/11/2008 14:32)
Mba ahoana kay ny fanaovana fintsa izay mahalala????
Mila hafanana sy masoandro be ve sa manakory???
misaotra mialoha.
novalian'i ainaheri ny 13/12/2008 07:54
2. ni81 ( 28/11/2008 16:30)
Mba ahoana kay ny fanaovana fintsa izay mahalala????
Mila hafanana sy masoandro be ve sa manakory???
misaotra mialoha.
mila masoandro, dia iny no mahamaina azy, fa misy koa @ ireo toerana be orana ka tsy mahery ny masoandro dia ahantona ambony talantalana ary hamainina @ afo avy ao ambany
3. heidi ( 28/11/2008 16:37)
e! e! e! e! de efa tsy ho tafa mitsy izany raha aty amitsika ny fintsa aky, raha asalisaly elabe eo ve tsy ho tangoronan'ny lalitra kely.
4. ni81 ( 28/11/2008 16:39)
e! e! e! e! de efa tsy ho tafa mitsy izany raha aty amitsika ny fintsa aky, raha asalisaly elabe eo ve tsy ho tangoronan'ny lalitra kely
tonga dia mividiana eny @ grande surface fa misy eny e! Zà dia eny no mividy.
5. heidi ( 28/11/2008 16:43)
mba hafa ny fait maison :wink: ;-) :-D toa tsy mbola nahita aho tany am grande surface kou! any am sinoa no hitako fa ratsy be mihina-tenda izany no tsy mamy tsara otran'ny any amitsika e!
hany ka nataon'ilay zanakin'i namako hoe: sakafo ho an'ny kisoa hono sady tezitra be izy nomena azy :-D
6. ni81 ( 28/11/2008 16:58)
Raha misy Auchan na ATAC na Géant Casino any aminareo dia mivarotra fintsa izy. Ilay eny @ sinoa sady matsatso fa angamba akondro manta e!
7. fahamarinana ( 28/11/2008 17:54)
:arrow: zà koa tsy tia ilay any am sinoa fa rehefa te hihinana dia miafara any ihany e.Ilay any am G surface ve tsara kokoa ny tsirony ry ni sa ahoana,noheveriko mitovy daholo rehafa fitsa aty andafy.Fitsa sa Fintsa aloha e... (l)
8. heidi ( 28/11/2008 18:03)
ni81:

Raha misy Auchan na ATAC na Géant Casino any aminareo dia mivarotra fintsa izy. Ilay eny @ sinoa sady matsatso fa angamba akondro manta e!

eheheh! domazy tsy misy an'ireo magazay ireo mitsy aty aminay e!
magazay allemand no betraka de!

:?
9. heidi ( 28/11/2008 18:05)
fahamarinana: zà teo nahatsiaro be ny vavako ilay avy any mahajanga na tamatave ireny hummmm sady manitra be
10. fahamarinana ( 28/11/2008 18:05)
:arrow: raha misy lidl dia mahita koa,aty aminay aloha an miaraka amin'ny dattes sy raisins sec ireny. (l)
11. heidi ( 28/11/2008 18:50)
ié! misy lidl aty fa tsy piantsena ao aho izay no tsy hahafatarako hoe misy ao fa mci hande handramako izany raha mba tsara... :wink: :-*
12. ainaheri ( 29/11/2008 10:55)
heidi:

e! e! e! e! de efa tsy ho tafa mitsy izany raha aty amitsika ny fintsa aky, raha asalisaly elabe eo ve tsy ho tangoronan'ny lalitra kely.

Mety kou,anoharo anie ireny plaky elektrika ireny ee,Asio an'ireny makarakara fanaovana maskita ireny eo amboniny,ataovy 10 ou 15 cm miala an'ilay plaky,efa nanoatra za t@ letchis fa nety hihi



13. heidi ( 29/11/2008 21:50)
ainaheri: ka tsy ho masaka ndray ve lay akonjo amzany????? banane grillée :wink: :°)
14. ainaheri ( 30/11/2008 07:23)
hendi>> Non,ngah mou d ataonao fafana be ny fatana,ao anaty four malefaka kou mety
15. heidi ( 30/11/2008 13:39)
ainaheri:

hendi>> Non,ngah mou d ataonao fafana : be ny fatana,ao anaty four malefaka kou mety


hita mitsy enao fa tsy mpy torimaso
fa angaha lasa hendi indray ny ps ko amzao, mbola tsy nanendy aho alou ka!

:-D:-D De inona no koa no ataoko fafana eo izao:^) :?:
16. ainaheri ( 01/12/2008 05:32)
heidi>> :-D :-D ,ny torimaso alou ao tsara,tsy matory tara tsony hihihi,fa za fotsiny mba te hanendy :-D:-D:-D
Ilay fafana mou mafana zany ee, :?
17. hana ( 01/12/2008 13:22)
Slt Heidi, tsy misy mpivarotra turques na tavaratra hafa angaha any? Misy fintsa avy any Equateur amidy eto France, tsara be toa ireny avy any Mahajanga ireny; tsara noho ny any @ grande surface.
mahazoa izay ilaina dia miam miam eh
18. heidi ( 01/12/2008 15:50)
slt hana
misy mpivarotra tavaratra fa tsy misy fintsa kou! dattes figues otszany no hamidinjareo raha fruits sec mais bon handramako io natoron'i ainaheri io raha mi reussi :°)
mci hana :-*
19. ainaheri ( 01/12/2008 18:27)
heidi>> Asa na efa nanandrana anao letchis hamainina ireny kou,fiakarany manko zao...
20. vale ( 07/12/2008 04:03)
manafara any @ Bazar be, sa tsy tonga any aminareo?? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5085