mividy tany

1. xxx ( 28/11/2008 15:06)
Manahona doly,

Rehefa mividy tany any dago ve ry reto de tsy maintsy mankany manoratra ilay izy @ anaranao sa misy fomba hafa azo atao (par procuration ect....)?

misotra
novalian'i arialy ny 18/03/2011 09:43
2. xxx ( 28/11/2008 19:05)
xxx:

Manahona doly,

Rehefa mividy tany any dago ve ry reto de tsy maintsy mankany manoratra ilay izy @ anaranao sa misy fomba hafa azo atao (par procuration ect....)?

toa tsy maintsy makany dago ianao manao an'io fa tsy vente par correspondance akory io ka ahazahoana manao procuration.


3. fahamarinana ( 28/11/2008 19:14)
:arrow: ary efa saika nisy olona namitaka koa aho zany rahatoa tsy fanao io ry ika,sady amin'izay fianakaviana be zao no hanao azy,vola sisa no naika halefa. :( (l)
4. Ratoa ( 29/11/2008 10:26)
afaka maniraka huissier manana procuration ianao
5. xxx ( 29/11/2008 11:22)
Ratoa:

afaka maniraka huissier manana procuration ianao

tsy ny huissier no hanaovana procuration fa ny notaire ary ny avocat no miaraka aminy manao ny sonia.


6. lila ( 23/03/2009 10:45)
tandremo fa tsy évident ny hanoratra zavatra par procuration zany aty dago an, bedabe ny mpisoloky sady na aradalana aza mbola sarotra any aoriana any ny hanaporofo hoe anao ny fananana fa procuration no an'ilay olona anao sonia
7. arialy ( 18/03/2011 09:43)
misy procuration spéciale ka , ny notaire no manoratra azy io
ny ilazako an'io dia vao tsy ela aho sy ny cousines miara mandova aminay no nahazo ttsy misy ny lisitry ny fananana zaraina (lova) , nentina tany am mairie nanaovana légalisation de signature dia manankery .

Toy izany koa ny resaka fifidianana tany , satria nanao ohatra io iany koa aho, nisy tany novidianay dia nanao procuration spéciale momba ilay tany novidiana ilay notaire nalaina , zokiko no nanaovako ny procuration tamin'io, rehefa mila ny soniany vao mandeha any amin'ny administration izy, fa araka ny filazany dia amena vola foana isaky ny birao idirana, indrisy ...
tsy dia mora moa ny manao taratasy ao tanà dia nanakarama irony karazana mpanera irony ny zokiko mikarakara ny taratasy, efa 3taona lasa io, une paire de cuissarde no karama nifanarahana tamin'izany, ary efa azonay taty mihitsy ny ttsy sy ny kadasitra vao nalefa ny karama. marihiko fa teo amin'ny 6mois vao vita ny ttsy rehetra , miankina amin'ny disponibilité ny tsirairay mikarakara ny ttsy koa tsinona ilay izy.

mila olona tena itokisana tanteraka no anaovana procuration, raha tsy afaka mijery ny zavatra novidiana ianao izao, dia rehefa vita ny rehetra dia ezaho jerena iany.

Mahereza fa stressant be ny mividy zavatra sy manao taratasy any indrindra ianao tsy any an-toerana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6558