Mme La presidente,hita be hoe vadina mpivarodronono

1. xxx ( 28/11/2008 11:34)
Sendra mba nijery croissance.com za,de ny tena no menatra,nahita ty paozin'i vadindra Filoha hajaina,mba ampitahaonareo @ vadin'Ingahy ambassadeur ange e!Iza no plus elegante koko???? :roll: :roll: :roll:
Izao ve no paozy entina mamangy firenen'olona,mahamenatra ry reto a!Ohatry ny olona handeha hiatsena etsy analakely sa eny Isotry ty izy!
Hita be hoe vadina mpivarodronono.
novalian'i penguin ny 05/12/2008 15:00
2. xxx ( 28/11/2008 12:29)
aza mba mi-exagerer kosa eh ! inona zao no hidiran'mpivarodronono am zao ???? :roll: :roll: :?: :?: ny tsy fitiavanareo azy no betsaka :evil: nga koh ny fitafin'ny olona no ambony indrindra ??
3. penguin ( 28/11/2008 12:49)
xxx mamaly xxx ka tsy hay hoe iza no iza. Ho anay dia tsy ny paozy no zahavinay fa ny resaka nifanaovany. Sao zatra ity madio sy tsara ivelany sahalan'ny fasana ity. Tsara nohon'ny vadinao io ra-xxx na izany aza.
4. kidoropamba ( 28/11/2008 19:51)
Zaho indray mandinika ary maminavina ny resak'ireto vazA sy ingahy filoha.
Hoy filoha hoe: "zaho no raola, zaho no tena favy, zaho no be diplaoma haonorisy, zaho no lehibe an'i lehibe gasy rehetra". Hoy ireo vazA kosa: "Nitady toko ka sendra vato @ ity bandy ity satria aseho fotsiny ny vola dolara dia mandohalika i Madagasikara".

Amin'izeay fotoana izay dia miandry ilay madama ka vokisana gatÔ miaraka @ tantely ary deraina fa "tena raola" ny vadiny.

8O 8O 8O 8O 8O
5. ravatorano ( 29/11/2008 05:31)
dia tena MAPmé marina kah :wink:
aleohi :-D :-D :-D fotsiny iany
6. penguin ( 05/12/2008 15:00)
Raooola mihintsy rehefa hifandrimbonan'elah FOZAORANABE ireo nefa mbola mijoro ihany. Mba menatra fa gisa mitety asa sisa. =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2389