mba hanorato

1. andrywui ( 28/11/2008 14:11)
jihatra irery ato atrano ko ane aho fa mb anorat ry reto a!!!!!!!!!!!!!!!!!!
novalian'i vale ny 14/12/2008 13:00
2. xxx ( 28/11/2008 14:33)
mba hanorato hono lery ry zareo an!!
3. vale ( 28/11/2008 18:29)
de inn aza ny hosoratana eee, ary raha mba izy injay no manoratra voalohany eee! :-D :-D :-D :-D :^)
4. ainaheri ( 29/11/2008 07:01)
Alefaso alou ny sôfazy alohan'ny atongavan'ilay soratra sao mivaingana ao klé :-D :lol:
5. arialy ( 29/11/2008 07:45)
:-D :-D :-D
manaova gym rery ao alo de mafana e !!!
6. rurik ( 29/11/2008 11:31)
~ka mba manandrama indray ary hoe ianao no manoratra jereo fa betsaka ny mamaly anao.
evitra ny ahy fa andramo raha mety.
mazotoa eeeeeee
7. Papoose ( 29/11/2008 20:00)
manoratra ho anaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaoo
isaky ny iray minitraaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa :D o^o
8. kotobekibo ( 30/11/2008 09:11)
ka élah aza tsy manoratra , nefa ny ol forcer-n'élah hanoratra ! inn ary ity? :evil:
9. Papoose ( 30/11/2008 22:48)
zah zao manoratra ho an'i ventredodu fa tsy valiany :-P
10. andrywui ( 01/12/2008 14:27)
ef oe hanorato ah oa f in ar ty!!!!!!! ef oe sad jihatr no manjokaik ka mbl hanoratr mialo indray v ?sady ef soratr ane io tam voalo io e.fa le valiny sis rainilita
11. andrywui ( 01/12/2008 14:30)
o rakotobekibt a ten manoratr fon aho oa ry papa fa ts valin oul a!ts haik ze antony nef ane ten mb bogan milay ian aho ty raiketak bekibt e
12. kotobekibo ( 02/12/2008 01:16)
Papoose:

zah zao manoratra ho an'i ventredodu fa tsy valiany :-P


Ojyyy !! aiza akoriny ? 8O :°)
13. vale ( 02/12/2008 18:47)
andrywui:

ef oe hanorato ah oa f in ar ty!!!!!!! ef oe sad jihatr no manjokaik ka mbl hanoratr mialo indray v ?sady ef soratr ane io tam voalo io e.fa le valiny sis rainilita

hanoratana oe??? ny soratrao aza tsy misy fantatra koh, toa miteny @ teny tsy fantatra nareo ka sarotra be!!!!!!

:lol:
14. ni81 ( 02/12/2008 18:49)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. heidi ( 02/12/2008 20:29)
HIHIHIHI!
16. Papoose ( 04/12/2008 02:47)
kotobekibo:

Ojyyy !! aiza akoriny ? 8O :°)


tsy hitanao nga zao soratako zao?jiii
:-P
17. xxx ( 05/12/2008 15:24)
hi!hi!hi hanoratr ho an'i andrywui ary aho fa jihatr hon lery e maka alo ar bodofotsy andry de misotoa dite de teneno amzay ah ref mafana
18. Mirananirina ( 08/12/2008 16:13)
manao ahoana i Andrywui e
19. xxx ( 09/12/2008 16:18)
ela lety ry andry nanakiana be ah tary amle sujet tary ela fa iza no hanoratr hoanla eo!!!misy escargot io aloh ra hihinana ela de manaova afo tain'omby
fa tsisy sofazy zany eo jihatraeo ela niany!!
20. andrywui ( 09/12/2008 16:20)
kay lety eee! maharar any zany ry l xxxx etaiz kou ah nanakian anareo zany nareo aza miafina ko nanakiana rivotr ah zany amtoi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2475