LALAO

1. ydifas ( 30/11/2008 01:06)
Miarahaba anareo rehetra.
Eto amin'ity tranokala ity ianao afaka manao fanamby ara-panatanjahatena(pari sportif) maimaipoana.
Omeny 0,1$ ianao ho fanombohana.
Andramo fa tsy misy fatiantoka ho anao. Tsapao ny vintanao. Sady mahafinaritra ilay izy no mampitaitaina kely. Mety azo atao ho fialamboly ihany koa anefa ilay izy:

http://www.centsports.com/?opcode=262170

Ilazao ny akama rehetra fa mety hampitombo ny vola azona izany
Mahereza ary milalao e!
novalian'i ainaheri ny 30/11/2008 07:07
2. Papoose ( 30/11/2008 01:39)
hoy le soratra kely eo @ le site hoe
*CentSports.com is a free sports-betting site, our users never pay anything to place bets here ... all bets are entirely ad-supported, i.e., paid for by our advertisers ... have a problem with that? Well then move to Las Vegas!!!
=))
:/
3. ainaheri ( 30/11/2008 07:07)
Toa be pitsopitsony ho fenoina lotra lay izy,tsy lasa ka ... cents no tadiavina virus no azo refaveo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831