Za mba ampio ee

1. ainaheri ( 28/11/2008 12:07)
Misy vazà manontany ahy ny dikan'ity(hevitr'ilay teny) hira ity fa tsy haiko,mba angatahako zany,inona ny tian'ilay hira lazaina ,misaotra mialoha

Male hale(Salala)

Nofiko zay ty ie omale
Tsanogno heike
Nagnatave ty roroko taniankale
Mboe tiahiko avao
Andrake henane zao
Male hale
Hoy ene,Male hale

Fiv
Male hale (3)
Nagninofisako i tane ey
Nahatiavako i ajajarey
Fa taon-draike ty zaho tsy tagne
Ze o'henane zao raho manintane
Male hale

Fa tifoen-ty tsako
Teren-ty ambe
Henane zao ty ie ao
O'somondrara naho o'jolingareo
Magnarioke avao
Ombaombao
Male hale
Hoy ene,male hale
Fiv
Zava-vola le mirisan-jao
Ty omba ama'ay ombao
O'zaikoreo lahy io
Mihorentsegne avao
Petsakandro ka'(Antetsale ka')
Vaho ampandrea
Male hale
Hoy ene,male hale
Fiv
novalian'i ainaheri ny 03/12/2008 12:52
2. melody ( 28/11/2008 12:19)
dia tena tsy haiko leroa fa tena tsara ho fantatra e :)
3. ainaheri ( 28/11/2008 12:26)
si,enao zao melody ao tsara hihihi
4. xxxx1 ( 28/11/2008 14:58)
valio tsotra fa tsy dialekte fampiasanao io ka tsy hainao

5. ni81 ( 28/11/2008 15:16)
i verrou toa hitako mahay tenim-paritra be fa ho avy eo izy handika an'io angamba e! :-P
6. vale ( 28/11/2008 17:48)
teny Tandroy io raha tsy diso zah, sarotra beee ah!!!!!!!!!!!!!
7. fahamarinana ( 28/11/2008 18:09)
:arrow: ny anay betsimisaraka ihany no fantatray,sa ahoana ainaheri! :wink: ,fa sarotra koa ny fiteny avy any an(l)
8. kelly13 ( 28/11/2008 19:01)
kay v teny gasy le izy e, loza, neveriko fa fiteny firenena hafa njekaky ô! mafy ty fazéfazé ty ka :-D
9. fahamarinana ( 28/11/2008 19:09)
:arrow: =)) serieux ve akia,tsy mihomehy loza fa tena fazé ndry. (l)
10. kelly13 ( 28/11/2008 19:13)
za ndray mahay mibaboka refa diso ka, :-D
11. ni81 ( 28/11/2008 19:14)
kay v teny gasy le izy e, loza, neveriko fa fiteny firenena hafa njekaky ô! mafy ty fazéfazé ty ka
:-D :-D :-D :-D s
erieux ve akia,tsy mihomehy loza fa tena fazé ndry.
fazéfazé marina ka :-P :-D :-D
12. fahamarinana ( 28/11/2008 19:20)
:arrow: keliterezy : ary ndry io angamba ilay tsy mba nandehandeha an... :-P ary ny ahy ny contraire n'izay ndray,rehefa mba manao vacance ao tanà dia hihomehezan'ny havana fa fazé : na lalan-kely na anaran-tanana aza tsa hay indrindra ireny elakela-trano ireny. :) (l)
13. kelly13 ( 28/11/2008 19:29)
ra fiteny antandroy araka ny lazain'i vale io d fitenin'i mamanay sy ry cousines-cousins-nay, fa za mitsiny no tena fazé ka, sady refa mba le mande any @ la côte d misy mpanao tradiksiô fôna :oops:
14. ni81 ( 28/11/2008 19:32)
ra fiteny antandroy araka ny lazain'i vale io d fitenin'i mamanay sy ry cousines-cousins-nay, fa za mitsiny no tena fazé ka, sady refa mba le mande any @ la côte d misy mpanao tradiksiô fôna
fiteny antandroy mihitsy io e
15. fahamarinana ( 28/11/2008 19:47)
:arrow: kelly : mianara fa mahafinaritra ny mahay teny maro na mba mahafantatra na tsy afaka mamaly aza e! :-* (l)
16. ainaheri ( 28/11/2008 20:24)
xxxx1>> efa nikoziko ka,mba tiko ho fantatra fotsiny ny dikany

faha>> raha tany amitsika kosa lany tsianjery ka hihihi
17. kelly13 ( 28/11/2008 20:51)
indrisy fa efa antitra tsy afaka hianatra intsony :-P
18. melody ( 28/11/2008 22:51)
ainaheri:

si,enao zao melody ao tsara hihihi

ainaheri, aza mampimé wa, fanga raha melody d mahay izao dialekta rehetra izao e? izaho sakalava, io ihany no haiko lahulu :wink: :lol:
19. kotobekibo ( 28/11/2008 23:07)
melody:

ainaheri:

si,enao zao melody ao tsara hihihi

ainaheri, aza mampimé wa, fanga raha melody d mahay izao dialekta rehetra izao e? izaho sakalava, io ihany no haiko lahulu :wink: :lol:


zà aza mbola pire , zara fa mahay mots vitsivitsy . :oops:
20. ainaheri ( 29/11/2008 15:24)
melody>> eka laholo zany ee lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.294