Za mba ampio ee

21. vale ( 29/11/2008 18:50)
raha mba teny sakalava marina mba hay, ny teny Antandroy tena sarotra beeee.
22. ainaheri ( 30/11/2008 07:27)
Misaotra iany vale aa,kiss toi ,saingy nifanipaka be ilay faritra lol

D tena tsisy mahay teny tandroy mitsy ve ato,sa tsy te hamaly fotsiny? :cry: :( (l) (l)
23. kotobekibo ( 30/11/2008 09:27)
Tsisy angamba less a! zà aloha tsy mahay e!
Ny ahy ny teny saka-ndroy sy ny anta-lava no haiko fa nareo injay no mety tsy ho kôpy izay lazaiko . :-D :-D :-D
24. ni81 ( 30/11/2008 09:44)
Tsisy angamba less a! zà aloha tsy mahay e!
Ny ahy ny teny saka-ndroy sy ny anta-lava no haiko fa nareo injay no mety tsy ho kôpy izay lazaiko .
:lol: :lol:
D tena tsisy mahay teny tandroy mitsy ve ato,sa tsy te hamaly fotsiny?
tsisy angamba e :)
25. ainaheri ( 30/11/2008 11:46)
kotobekibo:

Tsisy angamba less a! zà aloha tsy mahay e!
Ny ahy ny teny saka-ndroy sy ny anta-lava no haiko fa nareo injay no mety tsy ho kôpy izay lazaiko . :-D :-D :-D


hihihi d tairo eo zany mba ho vakina f'aza manompa fotsiny an =))=))=))=)),sao d teny ratsy mako nefa tsisy mahazo :-D:-D:-D

ni18>> mety misy mahay iany any ho any angamba ee,"miandry fa gasy ee" lol

26. Ityah ( 02/12/2008 09:03)
io ny dikan'ilay izy fa tsy nadikako teny vazaha. Niezaka ihany aho saingy mbola misy tsy haiko koa ary dia nataoko teboka be dia be fotsiny. Tsy haiko no mamadika an'ilay izy. Fa io zany ny dikany ankapobeny fa mety mbola hisy olona hanitsy ahy angamba raha misy diso e!

Omaly halina (Salala)

Nofiko zay omaly
Henoy aloha
Nampatsiro ny torimasoko t@alina
Mbola tadidiko foana
Hatr@ izao
Omaly halina
Neny, omaly halina

Fiv
Omaly halina (3)
Nanofisako ilay tany
Nahatsiarovako ny ankizy
Fa iray taona izao no tsy tany
Zao @zao manina ny tany
Omaly halina

Fa tifoen-ty tsako Fa..........
Teren-ty ambe ................
Henane zao ty ie ao ........
Ireo tovovavy sy tovolahy
Mirenireny
Etsy sy eroa
omaly halina
he neny , omaly halina
Fiv
Diavolana dia mazava
Ny any aminay
Ireo zandriko ry zalahy
Mikotaba fotsiny
...............(............)
Vao mamonjy fandriana
Omaly halina
He neny, omaly halina
Fiv
27. Lejoba ( 02/12/2008 14:07)
Izaho aloha tena mi-chapeau eh, hay ve izany ny dikan'iny hira iny eh. Ary sao mba hain'i Ityah koa ilay hiran'ny Brillante iny http://www.dailymotion.com/video/xwv3o_brillante-molia_music fa hitako ho tena tsara nefa izany raha misy fantatra an, raha misy fantatro mantsy eh, izay avy any Atsimo izao mihomehy fotsiny mijery antsika eto.
Dia misaotra mialoha an'izay mamaly eh
:-* :-* :-*
28. Ityah ( 02/12/2008 17:47)
Lejoba> Ka zaho anie avy any atsimo mihitsy, saingy tsy nipetraka tany dia aza omena tsiny raha misy tsy hay na diso. Ilay hiran'i Brillante indray, handramako hadika arak'izay hahaizako azy fa misy tsy haiko ny mamadika azy.

MOLIA (Brillante)
Ela zay ny dianao
Haloka fotsiny no hitako
Manalokaloka ahy,
Miverena @zay fa efa ela ny dia
Itodiho ny zanaka ity fa tsika tsy ...........
Ela zay ny dianao
Haloka fotsiny no hitako
Manalokaloka ahy,
Miverena @zay fa efa ela ny dia
Itodiho ny zanaka ity fa tsika tsy........
Aiza ianao
Dia mahapetraka zao, itodiho re fa .......
................., modia fa ela ny dia
Modia haingana ianao zay
Fa lavitra anao ny aina

Izao hatr@omaly, tsy nidiran-kanina
Ny foko anie marary
Ny hamaninako anao

Miverena @zay fa efa ela ny dia
Itodiho ny zanaka ity fa tsika tsy..........
Aiza ianao
Dia mahapetraka zao, itodiho re fa .......
................., modia fa ela ny dia
Modia haingana ianao zay
Fa lavitra anao ny aina
Aiza ianao
Dia mahapetraka zao, itodiho re fa .......
................., modia fa ela ny dia
Modia haingana ianao zay
Fa lavitra anao ny aina

29. Lejoba ( 03/12/2008 12:36)
mankasitraka indrindra ô
Loza fa ny teny vahiny ireharehana ery ny fahaizana azy fa ny tenin-drazana sy mpiray tanindrazana indray no tsy hay:
^:^ ^:^ ^:^
30. ainaheri ( 03/12/2008 12:52)
Ityah:

io ny dikan'ilay izy fa tsy nadikako teny vazaha. Niezaka ihany aho saingy mbola misy tsy haiko koa ary dia nataoko teboka be dia be fotsiny. Tsy haiko no mamadika an'ilay izy. Fa io zany ny dikany ankapobeny fa mety mbola hisy olona hanitsy ahy angamba raha misy diso e!

Omaly halina (Salala)

Nofiko zay omaly
Henoy aloha
Nampatsiro ny torimasoko t@alina
Mbola tadidiko foana
Hatr@ izao
Omaly halina
Neny, omaly halina

Fiv
Omaly halina (3)
Nanofisako ilay tany
Nahatsiarovako ny ankizy
Fa iray taona izao no tsy tany
Zao @zao manina ny tany
Omaly halina

Fa tifoen-ty tsako Fa..........
Teren-ty ambe ................
Henane zao ty ie ao ........
Ireo tovovavy sy tovolahy
Mirenireny
Etsy sy eroa
omaly halina
he neny , omaly halina
Fiv
Diavolana dia mazava
Ny any aminay
Ireo zandriko ry zalahy
Mikotaba fotsiny
...............(............)
Vao mamonjy fandriana
Omaly halina
He neny, omaly halina
Fiv



Misaotra betsaka nama aa,enjana ihany ilay fitenim-paritra an lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3031