Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
181. tywa68
(
08/12/2008 09:03)
Ika : k raha tena asa masina d mandaitra sy mipetraka amiko ny message tsara raisina :lol:
182. prime
(
08/12/2008 12:51)
tywa68:... nisy nanery ve ilay zaza hoe "tsy maintsy" na hoe "didiana" na hoe "izao famatorana rojovy izao no izy" ka tsy maintsy izay no atao? ilay ambaranao mantsy efa tena "affirmation" toy ny hoe izay mihitsy no izy satria noterena...
inn no tianao ambara ?
183. tywa68
(
08/12/2008 15:22)
Prime > Nahita an'ilay reportage ihany enao sa tsia e ? zah nahita d miteny ny tsapako, zany hoe rehefa tsy avela mandeha libre ny olona d voatery zay amiko, n'inn2 antony, maika moa fa ny zaza !
185. Mandefitra
(
09/12/2008 04:31)
Fa voalaza tao @ reportage ve ny antony namatorana ilay olona? Nah oe mba nohadihadian ilay vazaha ve hoe naninona no fatorana ilay zaza?
Possible mantsy hoe raha avela @ zao ilay zaza mety mitsoaka, mety mihinakinam poana, mety mitoraka @ vato, mety mamono zazakely, mety hamono tena etc ...
Possible mantsy hoe raha avela @ zao ilay zaza mety mitsoaka, mety mihinakinam poana, mety mitoraka @ vato, mety mamono zazakely, mety hamono tena etc ...
186. ikaretsaka
(
09/12/2008 05:15)
nareo hoa rehefa mi raisonne de mba ataovy serieux:
zazakely 7 taona ve na hitsoaka aza raha ao anaty toby de ho lasa lavitra mankaiza?
Dahalo sy olondratsy aza lahy matanjaka be iny chaines menottes kely ampahafirin'ny namatorana ilay zaza nefa tsy mikofoka
kozy serieux fa na tady kiraro az atsy tapak'iny le
zazakely 7 taona ve na hitsoaka aza raha ao anaty toby de ho lasa lavitra mankaiza?
Dahalo sy olondratsy aza lahy matanjaka be iny chaines menottes kely ampahafirin'ny namatorana ilay zaza nefa tsy mikofoka
kozy serieux fa na tady kiraro az atsy tapak'iny le
187. tywa68
(
09/12/2008 09:51)
Mandefitra:
Fa voalaza tao @ reportage ve ny antony namatorana ilay olona? Nah oe mba nohadihadian ilay vazaha ve hoe naninona no fatorana ilay zaza?
D miala tsiny aho ry Mandefitra fa tsy hamerina intsony ny voalaza ery ambony, fa d manasa anao kosa hamerina hamaky ny efa vita teto !
Raha afaka mijery moa d vao maika tsara d @izay tsy miandry ny blabla-nay :°)
188. fijo
(
11/12/2008 21:44)
mandefitra an,raha ekena fa nihaiky le olona dia vahao ny rojony.fa mato aterena dia mbola tsy resy lahatra akory le mpanala fa tena efa nanaiky le olona.izany hoe na izy aza mamitaka ny tenany
189. Mandefitra
(
12/12/2008 05:03)
Ndraso aloha za hody kely any @ tanana mihitsy dia haka fotoana hiresahana @ pasitera momba io resaka toby any atsimo io .... Enga anie ka hahazo rdv @ dadapasy za fa zao faran ny taona zao mantsy mety be erehina ry zalahy.
190. tywa68
(
12/12/2008 07:21)
Mandefitra > mety tsy hisy fotoana andraisana anao raha tsy hoe mitondra vola angah :°)
192. Noue
(
12/12/2008 08:04)
Mandefitra:voakaza tao ka ! ilay zaza hono nanana olana @ fitenenana hatramy naha kely azy !!!!
Fa voalaza tao @ reportage ve ny antony namatorana ilay olona? Nah oe mba nohadihadian ilay vazaha ve hoe naninona no fatorana ilay zaza?
Possible mantsy hoe raha avela @ zao ilay zaza mety mitsoaka, mety mihinakinam poana, mety mitoraka @ vato, mety mamono zazakely, mety hamono tena etc ...
dia manana olana hatramy nahakely azy ilay zaza dia lazaina oe misy devoly dia no fantorana @ rojovy mipitrapitra ery ny masokeliny tsy mahafantatra akory oe fa inona ity anaovana ahy ??? nahoana aho no fatorana oatry ny biby tahakzao ???
194. zahgun
(
19/09/2015 17:46)
mis toe javatr betsaka zay mbl ts ain siansa azavain ar ts ain dokotera sitranin sad ts itan dokoter nfototr ilay aretin nf sitran rhf nuentin teo amJESOSY KRISTY.
n atwn dokoter sy nsiantifik ku ar ve manaj n zun ulmbeln
n atwn dokoter sy nsiantifik ku ar ve manaj n zun ulmbeln
195. Samaritain
(
21/11/2023 15:07)
Noue:
fanontaniana napetraky namana atsy ambadika eee !
"rabilabila":
-Mba omeo kely ahy hoe ny equivalence entre ny exorciste sy ny medecin?
-Mba omeo kely hoe inona no conditions requises mba ho tonga ho mpitsabo?
-Mba omeo kely hoe inona avy ny exigences takiana amin'ny mpitsabo?
-Miainga amin'ny inona ny fitsaboan'ny dokotera?
-Mila finoana ve ny mankany amin'ny dokotera sa kosa mila fahatokisana ny compétence-ny ?
-Mba repertorier-o kely hoe inona avy ireo aretina mety ho sitran'ny mpitsabo na mety ho voa-soulager-ny ?
.......................etsetra .....etsetra.............................
Amiko , insulte ho an'ireo mpitsabo ny fampitahana azy amin'ny "mpanala demony"
Manarak'izany dia:
-Inona no mety ho takaitra entin'ireo zaza terena entina any amin'ny mpanala demony ? surtout raha notinaiza tao anaty finoana ilay zaza? sachant ny famaritanareo ny atao hoe demony?
Fehiny:
On ne culpabilise pas un enfant qui est autiste , muet , sourd ,handicapé mental .................................,on le soigne , on le soulage ................et il y a des medecins et des medicaments pour ça.
Raha fintinina ny zavatra hita @ Reportage M6 sy ny fanehoan-kevitra eto,
mikasika ny asa fitsaboana sy ny tontolony tantaraina,
dia mazava tsara ny hevitry ny tsirairay mikasina ny fitsaboana sy ny fanasitranana.
Rehefa azon'ny aretina ny olona dia manana ny safidiny amin'izay ho hatoniny sy heveriny fa hahasitrana azy. Dia eo ny Dokotera, eo koa ny mpimasy, ny dadarabe sy ny karazany ary eo koa ny mpanompon'Andriamanitra (Mpiandry, Pastora ...).
Fanasitranana hoe ?
Dokotera : miankina amin'ny fahaizany
ny mpimasy, ny dadarabe sy ny karazany : miankina amin'ny herin'ny maizina (devoly izany)
ny mpanompon'Andriamanitra (Mpiandry, Pastora ...) : miankina amin'i Jesosy irery ihany.
Manasitrana ny dokotera? Mety ho eny mety ho tsia, olombelona ihany izy misy fetrany ny fahaizany!
Tsy mahay manasitrana ny devoly
Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra. Ary asehony izany tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy.
Ny finoana an'i Jesosy Kristy no mahavonjy sy mahasitrana. Asan'i Jesosy ny fanasitranana ary isan'izany ny famoahana demonia.
amin'ny anaran'i Jesosy
MATIO 5
23 Ary Jesosy nandeha eran'i Galilia ka nampianatra tao amin'ny synagogan'ny olona teo sy nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra tamin'ny olona.
24 Ary niely eran'i Syria ny lazany, ka dia nentin'ny olona tany aminy ny marary rehetra, izay azon'ny aretina maro samy hafa sy ny fangirifiriana, dia ny demoniaka* sy izay mararin'ny androbe ary ny mararin'ny paralysisa, ka nahasitrana ireny Izy. [*Demoniaka = olona nidiran'ny demonia]
MATIO 12
22 Dia nentina tany amin'i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.
23 Dia talanjona ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Moa Ity va Ilay Zanak'i Davida?
24 Fa nony ren'ny Fariseo izany, dia hoy izy: Tsy misy amoahan'ilehiny ny demonia, afa-tsy Belzeboba, lohan'ny demonia.
25 Ary Jesosy nahalala ny eritreriny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady antrano; ary tsy haharitra ny tanàna rehetra, na ny trano, izay miady an-trano.
26 Ary raha Satana no mamoaka an'i Satana, dia miady an-trano izy; ka ahoana no haharetan'ny fanjakany?
27 Ary raha Belzeboba no amoahako ny demonia, iza kosa no mba amoahan'ny zanakareo azy? ary noho izany dia izy ihany no ho mpitsara anareo.
28 Fa raha ny Fanahin'Andriamanitra kosa no amoahako ny demonia, dia efa tonga aminareo sahady ny fanjakan'Andriamanitra.
Ary Jesosy koa no miantso ny mpanompony (mpiandry, Pastora) hanohy ny asany
MARKA 16
15 Ary hoy Izy taminy:
Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny
olombelona rehetra
16 Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina
17 Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:
hamoaka demonia amin'ny anarako izy;
hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
18 handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany;
hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny.
Voninahitra anie ho an' Andriamanitra irery ihany!
