Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
141. Noue
(
03/12/2008 11:29)
tywa68:ka aminy zany norma be akia aaa ! raha tsy zany tsy afaka ny devolin'ilay olona
Amiko indray d sarotra amiko ny handray an'ireny hoe asan'Atra satria tena manitsakitsaka ny madinika ny fahitàko azy.
:-D :-D :-D :-D na dia nisy aza voafatotra nandritry ny 6 volana mbola tsy nahafaka ry zareo :-D :-D :-D :-D :-D
eo koa ilay zazakely vao 7 toana sns eeee ! :-D :-D :-D :-D
142. prime
(
03/12/2008 11:32)
tywa68:... Io nambaranao io no nahatonga ahy niteny hoe : tsy izaho angamba no olana... :)
Prime : ny olana eto @ ity resaka ty d enao tsy manaiky hoe mampalahelo ny fitondràna an\'ireo marary sy sembana ireo ! ary mety tsy renao fa ny devoly hita @endrik\'ilay olona hono zany no antony hanasivany an\'ilay rojo sns...d eo indrindra no olana hoe : tsy voatery devoly daholo rehefa tsy mitovy @ tena, ka fatorana, sy ho very zò, mandra-pahatongan\'ilay fitsaràn\'ny mpiandry ! Soa ihany fa tsy ny mpiandry rehetra no manao an\'ireny toetra tsy zaka ireny, hoe mitory d tsy miraha2 ny environnement sy ny fanampiana hafa azo entina @ maha-olombelona tsotra fotsiny !
Hajaina ny hevitrao... ny maro tsy mahazaka tamin\'ilay horonantsary dia zavatra roa, fatotra rojovy sy tsy fahadiovana tsara tao amin\'ny toerana nametrahana ny marary... ireo nefa dia fomba ihany fihazonana sy fikarakarana ny marary fa tsy manambara ny tena olana... izay no notsindriako tetsy ambony... raha amin\'ny tany mandroso toy ny tandrefana dia zavatra mahagaga ny toa ireny raha amin\'izao vaninandro izao fa ho an\'ny toby fifohazana dia fomba maro no fihazonana marary mahery fihetsika ary anisany ny rojovy fa tsy rojovy avokoa akory no fampiasa...
Izaho dia manamafy hatrany fa tsy hitsara satria tsy fantatro akory ny tena fototr\'aretin\'ilay voafatotra rojovy... tsy mijery taona sy haben\'olona rehefa miady amin\'ny demonia satria tsy ilay olona (efa mampalahelo andevon\'ilay demonia sy ampijaliany) no iadiana fa ilay fanahy ratsy (iadiana amin\'ny anaran\'i Jesosy ilay efa Mpandresy ary mandresy mandrakariva)... ary ny fanahy ratsy rehefa mihetsika dia tsy voafehin\'izao hita maso izao... izany no mahatonga ny demoniaka tsy mahatsiaro tena rehefa roahana devoly... ary ny demonia dia mamono mahafaty, na ireo Mpiandry na mpanompon\'Andriamanitra raha tsy miambina tsara dia potika mihitsy, na ilay olona fatoran\'ny devoly dia matiny mihitsy raha tsy ampy finoana sy miorina ao amin\'i Jesosy ny Mpiandry na ny mpanompon\'Andriamanitra izay miasa... ary amin\'izany indrindra no anehoan\'i Jesosy ny voninahiny mandrakariva ka tsy amelany ny ondriny ho viravirain\'ny devoly, ilay fanahy resy amin\'ny anaran\'i Jesosy...
143. fahamarinana
(
03/12/2008 11:33)
:arrow: misaotra any prime tamin'ny fanazavana satria na ny tenako aza nieritreritra mahalala kinanjo tsy ampy...zay tokoa ilay hoe mila mijery ifotony araka ny lazainao ery ambony.
tywa : iraisako hvtr ihany koa,ny tsy ekeko dia tsy mahita fomba hafa ve ,ohatra tazonina na olona maro aza no miaraka eo fa ny endrika asehon'ny rojo vy no tsy teliko...za moa mbola tsy nahita fa enga anie ka tsy ny maro no toa izay..:(
noue : hoy ilay Mpiandry izay hoe izay fatra-pandà ihany no hanaiky. Isan'ny mpandà tahaka anao aho fa resy lahatra ihany koa.Tsy choix ilay izy (quoique mety hisy ho an'ny sasany ) fa fiantsoana fontsiny izao ary mitaky zvtr betsaka fa tsy ataotao fahatany.Izay no lazaiko sy lazain'ny namana sasany hoe aza afangaroana fa io anie tsy tahaka ny fiainana andavanandro ka hoe ndeha aho hanao an'izao.Rehefa voantso dia miaraka amin'izay ny asa,sns..rehetra.Zà mbola tsy mpiandry fa fantatro fa rehefa tena tonga ny antso dia lasa izao koa.Sady faly aho manambara izay fa koa ny marina indrindra dia miahy hoe ho mendrika izany ASA Masina sy Lehibe izany ve !Isan'ny mbola mapihazohazo satria tsy atao kilalao io...(l)

144. booboo
(
03/12/2008 12:07)
bobaka tsy mahazo ny tiako tenenina > :-D :-D :-D zà mijanona @ maha M6 namoaka an'iny no hamoahako hevitra dia izay fotsiny. Tsy hoe iny ihany akory no reportages vao nojereko momba io thème io, sy ny boky momba ny " mouvements de réveils et leurs dérives " any M/car :-D :-D :-D .
Raha miteny angaha zà hoe tsy choquée sns dia manao " maso be tsy mahita " ? :-D :-D :-D :-D
Raha miteny angaha zà hoe tsy choquée sns dia manao " maso be tsy mahita " ? :-D :-D :-D :-D
145. prime
(
03/12/2008 12:22)
booboo> izaho anisan'ny mahazo tsara ny tianao ambara... misaotra... :)
fahamarinana> ekena fa ilay rojovy tokoa no tonga olana... angamba ny azo atao koa dia ny manao soson-kevitra ny hanafoanana ny rojovy ampiasaina amin'ny toby fifohazana... nefa ny azo antoka dia matoa rojovy no nampiasain'izy ireo dia tena misy antony lehibe ao, ka raha foanana ny rojovy dia mino aho fa hampiasa zavatra hafa mahafehy hetsika mafy ireo Mpiandry, satria tsy ilay rojovy na ilay fehin-kazo mavesatra na ilay tady mahazaka no olana fa ilay fahavalo...

146. kotobekibo
(
03/12/2008 12:34)
Noue:
zao fotsiny eee ! tsongoy fo , tsongoy tena raha tsy MANKARARY zao !!!! ry booboo & cgnie aaa ! raha manan-janaka ianareo dia heritrereto kely fotsiny raha ny zanakareo misy olana eo @ fahasalamana surtout SURTOUT RAHA MANANA OLANA @ FITENENANA NY ZANAKAREO DIA MANAIKY VE IANAREO HAMATORANA AZY @ ROJOVY TAHAKA NY BIBY MIARAKA @ MALOTONY ???? zay fotsiny eeeee !
zà aloha tsy hanaiky e!
amiko diso 100% ny mpitondra , ny mpikarakara ary ny mpiandry eto .
Tsy hoe mpanompon'A/tra izy d izay ataony @ anaran'A/tra d mety dôly .
147. booboo
(
03/12/2008 13:43)
Prime > ouf ! hihihihihi. lazain'ny olona fa mi-cautionné ny famatorana rojo vy sns eo fa houn !
Zà manokana t@ voalohany, boky no novakiako, dia choquée bee ny @ nitantaran'ilay mpanoratra ny vie quotidienne n'ny olona eny @ reny " toby " ireny. Fa avy eo zà nihoitra izay stade zay dia nanana fomba fijery hafa rehefa niresaka t@ marary saina tsaboina eny, t@ ray aman-drenina marary sendra nanatitra sakafo sy nampandro ny zanany, t@ pasitora, namaky boky hafa, nahita reportages hafa.
Matetika ny olona halefa any @ ireny toby ireny, dia diagnostiqué marary saina ( ilay tena aretina ) dia nalefa eny satria :
- tsy sitrana tany @ hopitaly be dia kivy ilay fianakaviana dia tsy manana hiantsapazana ankoatra ny fivavahana sisa. Ny eny @ hopitaly be koa nefa tsy ampy doko, tsy ampy fanafody, tsizarizary ny soins sns, normaly raha tsy " sitrana ".
- tsy manam-bola intsony dia ny an'ny loterana maimaim-poana ankoatra ny sakafo, dia zara aza misy an'izay hoe mikara² ilay mararin'ny tena.
- misy koa " ariana " tsotra izao eny
- dia rehefa eny @ toby indray, dia tsisy doketera, tsisy fanafody mifandraika @ ilay aretina sns, dia tsy manana fika ankoatra ny mamatotra ilay marary ny mpiandry mba tsy handratrany ny tenany na hafa
- tsy ampy personnel koa eny @ toby dia tsy araka ny soins corporels sns.
- sns
Tena lafiny hafa mihitsy ny ahy no jereko sy mahaliana ahy = ny antony, fa tsy nihanona teo @ " olona voafatotra rojo vy " fotsiny. Diso ? tsy mety ? ny manana fomba fijery hafa ? hu ...( raha ny fahitako ny eto dia diso hatrany an-dreniny mihitsy :-D :-D :-D )

148. booboo
(
03/12/2008 14:42)
Noue > fa maninona no terenao ankolaka ho tsy maintsy hijanona eo @ stade n'ny choquée fotsiny tahaka anao aho ? Ny ahy tsy zay fotsiny eeeeeeeeeeeeee :^) :^) , tsy afaka liana sy miteny raha @ lafiny hafa azo trandrahina sy kianina avy @ iny reportage iny angaha ankoatra ny resaka mpiandry sy rojo vy mamatotra ? :^) :^) :^) . raha eny dia ity no farany fandraisako anjara ato :°)
149. badboy
(
03/12/2008 14:58)
Marina ny anao booboo ah!! Io samy milaza izay takatry ny sainy!! Ka ny tahakanay ambandry noue dia mahataitra ny olona voafatotry ny rojovy tahaka ireny ary olona tsy manampahefana hanao izany akory no manao ilay izy!!!
Ny hitanay sy fantatray dia manana zo ny olona ary tokony ho hajaina voalohany indrindra ny mahaolombelona!!! "Droit naturel" no fiantso an'io izay tsy omena fa efa ao anaty!! Mety ho lasa lavitra loatra angamba ilay fandinihana ka tsy zakan'ny sainao!!! Tsy omena tsiny ianao fa samy milaza izay mba takatry ny sainy!!!
Tsy milaza aho akory hoe tsy ampy fahaizana ianao fa fotsiny ny tiako ho tenenina hoe mba élève infirmière ihany ny tena mahita izay mitranga @ zavamisy aty andafy!!! Aza dia faly mametraka ilay esprit rebelle na esprit de critique fa mba manana esprit critique na dia tsy misy philosophie aza ny fiofannaan ataonao @ izao!!! :twisted: :twisted: :twisted:

150. Noue
(
03/12/2008 14:59)
tsisy fanerana @ inona na inona eto ee e ! fanontaniana no napetrako ka mazava angaba zay eee ! fa iza koa moa aho no afaka hanery an'iza ko ???? sady hanery @ inona ???? fanontaniana tsotra dia tsotra no napetrako dia zay !!! dia io no fanontaniana napetrako aa !!
"Noue":ka fanerena @ inona no ataoko eee ???? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
raha manan-janaka ianareo dia heritrereto kely fotsiny raha ny zanakareo misy olana eo @ fahasalamana surtout SURTOUT RAHA MANANA OLANA @ FITENENANA NY ZANAKAREO DIA MANAIKY VE IANAREO HAMATORANA AZY @ ROJOVY TAHAKA NY BIBY MIARAKA @ MALOTONY ????
151. niryna
(
03/12/2008 16:06)
prime:mazavafa misaotra
rakapy:... Toby efatra no Toby lehibe, Ankaramalaza, Soatanana, Farihimena, Manolotrony... ny toby kely rehetra dia saiky manana rohy amin'ireo Toby lehibe ireo... nefa maro koa no efa mahaleotena...
Ary izy ireo ve misy hifandraisany @ le any Akaramalaza ?
Misaotra anao namoaka ny tranga toy izao.
Ny azo inoana dia raha vao toby loterana dia manana rohy amin'ny iray amin'ireo Toby lehibe ireo...
porofo fa misy ny herin'ny satana ka,ary porofo fa tsy ny hakelin'ny ankizy na ny mahantitra ny olona no hipetrahan'ny asan'ny satana fa izay tiany .... mamaly soa izay nanao soa azy Atra ary mamaly ratsy izay manao ratsy azy koa Atra ,ny taranaka aman-jafy izany (tsy misy mahafantatra isika rehetra na hoe inona no nitranga tao anatin'ireo generation- io zaza io ) ,tsy mifidy izay aripany koa satana fa izay tratrany dia tratrany ka toy ny fitsaboana rehetra ,misy sitran'ny fanafody ,misy sitran'ny fivavahana(izaho no vavolombelona vao nataonay mivady omaly izany vavaka izany ary ny vadiko no nivavaka ahy dia sitrana aho androany ) maro e,
badboy> Tsy hitako loatra hoe inona ny porofo entinao eto... tsy porofo ireo entinao ireo fa lahatsoratra an-gazety sy fandinihina nentina mpandinika araka ny fomba fijeriny ka itovianao hevitra... tsy porofo velively no filaza izany fa fomba fijery... ary hajaina satria izany tokoa no fomba fijery anankiray amin'ny tranga toa ireny...
____________________________________________________
fa ny fanontaniana dia hoe mino ny asan'Atra ve isika ? Mino ny tendrombohitra mifindra ve isika, mino ny fiainana mafy hila tsy ho zaka na aretina na tsy fanana na fahoriana na inona izany ka mety ho gejain'i satana amin'ny vatantsika ,mino izany ve isika fa ho sitrany ilay izy raha miantso an'Atra isika ?
Averiko indray fa tsy ny aretina rehetra no hoe vokatry ny satana fahafatesana no tambin'ny ota,tsy hoe maty ara-nofo ilay olona fa maty ara-panahy ,izay tsy manana an'i kristy dia maty ara-panahy ka mila mitady azy isika mba ho velominy indray (toy ny fambolena voatabia io ohatra ,mila maina tanteraka ilay voa dia averina volena indray ary dia tondrahana dia mitsimoka ny raviny ary mamoa vo be avy eo) toy izany koa isika, maty noho ny heloka,velona indray anefa rehefa nanaiky nandray an'ilay mpamonjy dia i kristy.Mamoa ny voa tsara rehefa nihaino ,nandray ,namerina ny tenin'Atra sy nampiantra izany tamin'ny fiainana(toetra rehetra)
Ireo efa nohazavain'i prime ireo ny tsangan-javatra mety mitranga,santionany fotsiny ireo ,anjaran'ny tsirairay no mandinika fa raha mbola tsy nahita ny herin'izany hoe satana izany dia tsara ny mandalina fa aza manaiky arebirebiny ataony hoe tsy misy izy.
Tsy mbola hitanareo izany hery tsy hita maso kanefa mandrirotra volo sy manakenda izany ,raha mbola tsy nandalo sy tsy namoaka devoly dia mivavaha tsara fa raha tsy manampinoana kanefa manaonao foana dia fantany foana ny tena mino an'i kristy sy ny minomino foana ,oops
miombon-kevitra koa aho ...miampy ihany koa fa raha madio ny trano dia tsy tafiditra ao satana fa raha maloto ny trano dia mila fafana,ny tenin'Atra no amafana ny trano ,ny fandroahana azy hiala tao,raha tsy misy devoly ilay olona dia tsy maninona izy rehefa hiasana fa raha ao aminy ilay devoly dia io devoly io no miteny ary mety ho feon-dehilahy kanefa vehivavy ilay olona (think about that ...eritrereto kely anie izany raha efa nahitana hianareo e) misy aza feon'alika no nivoaka tao amin'ilay ramatoa kanefa eo am-piangonana ,mivavaka izahay ... hmm sarotra hinoana an
Noue> Tsy afaka ny hanome fanazavana mivantana aminao aho satria tsy anisan'ny mahalala ifotony ny aretin'ilay zazalahikely (nanao dinika taminy sy ny fianakaviany sy ny fiangonana ary ny fiaraha-monina)... ny azo ambara anao tsotra dia ny devoly rehefa miasa dia tsy ny hakelin'ny olona na ny fahosany amin'ny andavanandro no mahafehy azy... fa na lahikely, na vavikely dia mahavita feon'olondehibe (ilay devoly ao aminy) ary tsy voatazona vatan-dehilahy roapolo rehefa mihetsika (efa maro ny tranga nisehoan'izany)... ary na ao amin'ny Soratra Masina aza dia tsy indray mandeha i Kristy no nifanehatra tamina demoniaka... fa tsy voatazona vy sy rojovy izany rehefa mihetsika ny demonia... ka izay ilay lazaiko hoe : rehefa tsy inoana ilay izy dia mora ny manao fanamarihana ny amin'ny fomba...
(l) niryna
152. tywa68
(
03/12/2008 16:09)
Noue : :lol:
Hoy Booboo
Inn ilay fomba fijery hafa ? inon no hitanao hafa azo ambara ary e ?
Ny antony ekonomika tsy midika hoe avelao ataony e ! Tsy hoe rehefa gratuit d mety ary tsy azo tsikeraina satria hoe izy aza manao ! tena nanao tokoa ireto izy = rojovy, mifatotra akaiky pot sy à même le sol et j'en passe ary soa aza fohy ny reportage ... mampalahelo e !
Tsy haka avion rahampitso anefa aho hanavotra azy, fa mivavaka mba hihiratra ny mason'ireo olona akaiky an'ireo marary sy osa ireo, mba hanome ny tandrify azy @ maha-olombelona azy aloha, ary mba hanontany-tena hoe : ekeko ve zao raha atao amiko ? maninona no atao @ hafa ... noho ilay finoana hoe devoly zay hafa2 fijery ....
Hoy Booboo
Tena lafiny hafa mihitsy ny ahy no jereko sy mahaliana ahy = ny antony, fa tsy nihanona teo @ " olona voafatotra rojo vy " fotsiny. Diso ? tsy mety ? ny manana fomba fijery hafa ? hu ...( raha ny fahitako ny eto dia diso hatrany an-dreniny mihitsy )
Inn ilay fomba fijery hafa ? inon no hitanao hafa azo ambara ary e ?
Ny antony ekonomika tsy midika hoe avelao ataony e ! Tsy hoe rehefa gratuit d mety ary tsy azo tsikeraina satria hoe izy aza manao ! tena nanao tokoa ireto izy = rojovy, mifatotra akaiky pot sy à même le sol et j'en passe ary soa aza fohy ny reportage ... mampalahelo e !
Tsy haka avion rahampitso anefa aho hanavotra azy, fa mivavaka mba hihiratra ny mason'ireo olona akaiky an'ireo marary sy osa ireo, mba hanome ny tandrify azy @ maha-olombelona azy aloha, ary mba hanontany-tena hoe : ekeko ve zao raha atao amiko ? maninona no atao @ hafa ... noho ilay finoana hoe devoly zay hafa2 fijery ....
153. diamondra27
(
03/12/2008 17:23)
ary maninona ndray raha samy mangataka ny fanahy masina daholo indray mba hampitony antsika e, dia hanazava bebe kokoa ny tokony hatao sy azo atao amin'ny fandraisana anjara
tena tiako be ilay ady hevitra satria fampianarana daholo izany
ny moraly azo raisina tamin'ny olona choque izany dia hoe mila fanamboarana ny mpiandry etc etc
ny moraly azo amin'ny olona afaka mahalala ny zavamisy dia hoe tsy mora ny asan'Atra , mila hery iadiana amin'ny asan'ny devoly.

154. tywa68
(
03/12/2008 17:29)
diam : efa samy mivavaka any @ misy azy avy anie isika e sa njy miandry top départ ? :wink:
156. ikaretsaka
(
03/12/2008 20:19)
tsy vavaka fotsiny fa mandraisa andraikitra e
vavaka: tolona fa tsy dento ho'zy ilay Zezoita izay!
vavaka: tolona fa tsy dento ho'zy ilay Zezoita izay!
157. sipagasy
(
03/12/2008 21:08)
izay izany fa aleo hiasa fa tsy hikabary e!!!!!! misaotra ny NSD manokana mandray andraikitra sahady..... http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4936840f3cb13
158. lemenakely
(
03/12/2008 22:34)
Hoy ilay dokotera dadatoan i ANGELA(ilay marary saina)ao anatin ilay reportage,avy dia adikako teny gasy ny zavatra nolazainy:"mametraka olona @ toerana toy itony dia tsy vahaolana mihintsy ,fa vao maika mampitombo ny aretina mahazo ilay olona ....Tsy olona idiran ny devoly izany ireo fa voan ny aretitsaina! ary tsy baiboly izany no manasitrana azy ireo fa ny fanafody "
Ataoko fa mazàva tsara no tian ilay dokotera ho lazaina
Ataoko fa mazàva tsara no tian ilay dokotera ho lazaina
159. fijo
(
03/12/2008 23:46)
rakapy an,ahoana ny handefasana azy any amin'ny siten'ny governemanta gasy,fa raha haiko izay dia hoataoko.
160. ikaretsaka
(
03/12/2008 23:51)
lemenakely:
Hoy ilay dokotera dadatoan i ANGELA(ilay marary saina)ao anatin ilay reportage,avy dia adikako teny gasy ny zavatra nolazainy:"mametraka olona @ toerana toy itony dia tsy vahaolana mihintsy ,fa vao maika mampitombo ny aretina mahazo ilay olona ....Tsy olona idiran ny devoly izany ireo fa voan ny aretitsaina! ary tsy baiboly izany no manasitrana azy ireo fa ny fanafody "
Ataoko fa mazàva tsara no tian ilay dokotera ho lazaina
ny fahaizana manavaka ireo no important indrindra... ny sitran'ny 1 tsy voatery ho sitran'ny 1