Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
121. rabilabila
(
02/12/2008 22:46)
Efa no-repertorier-n'ny Amnestie internationale ireny faits ireny ry reto a!! resaka torture,de traitements cruels, inhumains ou dégradants fa tsy misy dikany e!! Afaka miteny ny Malagasy sy ny mpitondrany hoe : ny bekitana aza tsy manaja (guantanamo.....) koa ........................
Ny vahaolana dia tsy misy afatsy ny fanaovan'ny Malagasy pression populaire amin'ny mpitondrany , kanefa fatantsika tsara ny fahasarotam-piaron'ny Malagasy amin'ny fivavahana ,indrindra moa fa roboka ao koa hatrany amin'ny lohan'ny mpisorona ...........................................................................................................
Amiko manokana dia tsy misy afatsy ny fampianarana sy ny fitsaboana no manàla ny olombelona ao anaty haizina , ary izay no tena tokony votoatin'ny ezaka tokony ataon'ny tany toa an'i Madagasikara.

123. vale
(
02/12/2008 23:09)
Tena ireo RAD sy ny havana ary ny mpiandry no mila alana devoly @ ireny e!^:^ ^:^ ^:^ tena =(( =(( =(( =(( =(( mieritreritra le oul latsaka ambany noho ny ireny gadra ireny, izany ve no nampianarin' i Tompo hoe ataovy ratsy karakara ny oul misy devoly?? sady tsy izay ihany fa izao aretina rehetra izao dia lazaina fa devoly? (n'importe kwa!!!!!) pfffffffffffffff..
Ry zareo no tena marary saina donky misy devoly
124. badboy
(
02/12/2008 23:13)
Fanotaniana : Ny dokotera ve no tokony hahalala kokoa ny fanajana ny mahaolombelona sa ireo mpiaro ny tenin'Atra???? Ny olona lazaina fa itoeran'ny devoly ve, izay tsy voaporofo akory hoe tena marina, tsy mendrika ny ho hajaina??? Tsy ny mahaolona ve no tena lehibe indrindra ao anatin'ilay boky entina atao fototr'ilay fanimbazimbana ny mahaolona??? :evil: :evil:
125. Noue
(
03/12/2008 05:36)
zao fotsiny eee ! tsongoy fo , tsongoy tena raha tsy MANKARARY zao !!!! ry booboo & cgnie aaa ! raha manan-janaka ianareo dia heritrereto kely fotsiny raha ny zanakareo misy olana eo @ fahasalamana surtout SURTOUT RAHA MANANA OLANA @ FITENENANA NY ZANAKAREO DIA MANAIKY VE IANAREO HAMATORANA AZY @ ROJOVY TAHAKA NY BIBY MIARAKA @ MALOTONY ???? zay fotsiny eeeee !
126. Noue
(
03/12/2008 06:31)
@ anaran'Andriamanitra dia mba nanantena aho oe contre zao famatoran'olona @ rojovy miaraka @ malotony zao et à l'humanité isika rehetra eto aaa !
ary koa POUR ny FANAJANA NY ZON'OLOMBELONA daholo isika rehetra eto ! saingy indrisy! :( :( :^) :^) :evil: :evil:
aleo hivavahana mafy ireo olona mankasitraka izao

127. diamondra27
(
03/12/2008 06:50)
Noue:
zao fotsiny eee ! aza ny anaran'Andriamanitra no hatsohina tsisy farany tahakzao fa ahirato ny maso oe mba mijaly ve ireo olona fatorana @ rojovy miaraka @ malotony !!!!
mitovy hevitra hatrany isika saingy ho fanampiny fotsiny dia hoe: na manana izany finiavana izany aza ve izy ireo dia afaka manao izany ve?
Baiboly bo fitaovana iasan'ny mpiandry rehefa hiasa fa tsy kifafa fa mety hoe misy andro hafa natokana hanaovana menage ngah de ie
Manaraka izany misy organisation wa le izy fa tsy hoe atotona any amin'ilay mpiandry ny fahadisoana, ahoana ny anjaran-toeran'ny tompona'andraikitry ny toby, ny fanjakana , ny tsirairay fa tsy hoe ndryyyy mampalahelo ireto izy
Samy malahelo na izaho na ny hafa fa mila milamina tsara
fanamarihina: ilay resaka hygiene mampalahelo saingy misy ny olona marary tsy mahatana pipi intsony ...
Momba ny resaka olona very saina tahaka izao dia misy nyncategories hoe violents sa tolere, raha mbola fehezina draps izany amiko ilay olona dia tsy misy atahorana firy fa raha nasiana rojovy dia efa danz be izay ny aretiny.
128. diamondra27
(
03/12/2008 07:03)
badboy: hoy enao diamondra >> Atahorana hamono olona ozy ianao : Efa namono ve izireo rehefa nirenireny tena andalana teny nandritra izay fiotoana rehetra nitoeran'ny adalana tao aminy izay?? Raha nisy izany dia mino ve ianao fa avelan'ny fanjakana hirenireny eny ireny fa tsy tonga dia nogadrainy??? Tsara ilay hevitra fa saingy mitsidiangidaingy be!!!
hiandry hisy ho faty ve vao hanao izay mety ianao?
Tena izao indrindra ilay fomba fiasa tsy tian'ny educateurs, efa ambara fa we manomboka manao violences ilay olona , efa atao ny transmissions sns fa ny patro tsy mbola mihetsika fa we nous ne pouvons rien faire tant qu'il ne passe pas a l'acte ======> malheur a celui qui a subit Ca ce jour-la.
Izao no izy sy mba tiako hosaininareo raha toa ka ianao , manao asa soa , tsy karamaina misedra violences, misy ny fahavoazana , ianao manambady amanjanaka , dia ahoana ny hevitrao? hanome tsiny ireo mpiandry ve ianao satria tsy namafa pipi izy na niantso ny anaran'Atra fa nandroaka devoly?
====> nisy tao amin'ilay reportage niteny fa midaroka le marary e, fa rehefa mahay ilay aretina mahazo azy ianao dia ho fantatrao hoe hatraiza ny fetrany , ka raha ny reniny no mangataka hoe asio rojovy dia misy antony ho aho.
Aty amin'n tany mandroso aza tahaka izao ny famalin'ny sefo maika fa any amintsika ka raha mba manana vocation ilay olona dia aza mba omenareo tsiny kosa e. Mety mitovy hevitra ange isika fa misy point tsy itovizana fotsiny izany satria tsy fantatra ny rafitra mazava ao amin'ilay toby

129. diamondra27
(
03/12/2008 07:22)
raha sendra tonga any dago ary ianareo dia mandalova any hoe de tantarao hoe ahoana ny nataonareo sy torohevitra sns
asio reportages hojerenay
raha resaka fanjakana no lazaina , tsy izao olona rehetra izao no afaka hiandraikitra ny olona marary tahaka izao , ary midera ireo olona ireo aho satria matoa nanao izao ry zareo dia izay no fantany fa azony natao
NOue: mila miofana ho mpiandry kely ise dia hahita hoe manao ahoana izany mamoaka devoly izany dia inona avy no atao hoe devoly
ny hatezerana izao ohatra dia anisanny asan'ny devoly
Izaho tsy milaza hoe manana ny marina fa ny fomba fiasan'ny mpiandry dia natsoina ry zareo hiasa amin'ny toerana anakiray , dia manala devoly dia izay, ny ambiny dia zavatra hafa
raha hitsara ianareo hoe aoka tsy hanonona ny anaran'Atra fahatany izy ireo ,afaka manao izany fa aminy dia misy fihetsika tsy normale ao , mila fametrahantanana sy fandrohana devoly dia atao ny asa.
Any ampiangonana aza marary tenda na tazo sns imila fametrahantanana ny olona ...
rabila: ka na handray andraikitra aza ny fanjakana dia hidina ilay toby , dia mampalahelo izany ilay olona tompomarary satria ho aiza , maty daroka ao , de zay
vous serez contents...
aza afangaro wa le izy fa fantaro we iza no tokony mivavaka
iza no manasitrana sy mitsabo
iza no tokony hanao inona
iza no tokony hanara-maso
iza no tokony hanao reportage ssns
iza no malahelo
iza no omena tsiny
fa samy manana ny andraikiny na izaho na ianao ka samia manao izay azony atao daholo
tywa zao efa nivavaka alina raha tsy diso aho :wink:

130. Noue
(
03/12/2008 07:37)
"diamondra27":=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) aleko lavitra mangataka an'Andriamanitra ho faty dien'zao aho raha zany mpiandry zany no tokony ataoko aaa!! (efa nahita ary nanatrika zava-maro) HIPITSIHAKO !!!!
NOue: mila miofana ho mpiandry kely ise dia hahita hoe manao ahoana izany mamoaka devoly izany dia inona avy no atao hoe devoly
"diamondra27":=)) =)) =)) =)) =)) =)) soahiany aho fa manana an'Andriamanitro azoky hivavahana en toute liberté sy hanampy ahy raha sanatria ka asan'ny devolinao no mahatezitra ahy !!!! ary koa hivavahako hatrany ireo olona tsy manaja ny zon'olombelona ka ny anaran'Andriamanitra no hanaovana an'zany !!!
ny hatezerana izao ohatra dia anisanny asan'ny devoly
131. Noue
(
03/12/2008 07:56)
fanontaniana napetraky namana atsy ambadika eee !
"rabilabila":
-Mba omeo kely ahy hoe ny equivalence entre ny exorciste sy ny medecin?
-Mba omeo kely hoe inona no conditions requises mba ho tonga ho mpitsabo?
-Mba omeo kely hoe inona avy ny exigences takiana amin'ny mpitsabo?
-Miainga amin'ny inona ny fitsaboan'ny dokotera?
-Mila finoana ve ny mankany amin'ny dokotera sa kosa mila fahatokisana ny compétence-ny ?
-Mba repertorier-o kely hoe inona avy ireo aretina mety ho sitran'ny mpitsabo na mety ho voa-soulager-ny ?
.......................etsetra .....etsetra.............................
Amiko , insulte ho an'ireo mpitsabo ny fampitahana azy amin'ny "mpanala demony"
Manarak'izany dia:
-Inona no mety ho takaitra entin'ireo zaza terena entina any amin'ny mpanala demony ? surtout raha notinaiza tao anaty finoana ilay zaza? sachant ny famaritanareo ny atao hoe demony?
Fehiny:
On ne culpabilise pas un enfant qui est autiste , muet , sourd ,handicapé mental .................................,on le soigne , on le soulage ................et il y a des medecins et des medicaments pour ça.
132. fahamarinana
(
03/12/2008 08:20)
:arrow: miombon-kevitra tanteraka amin'izay lazain'ny diam's mikasika ny principe mifehy ny Fifohazana sy Mpiandry aho.Ny mahagaga fontsiny dia raha atao hoe tompon'andraikitra ny Mpiandry dia tokony hambara ihany koa fa tompon'Andraikitra ny Fanjakana,Tompon'Andraikitra ny Fianakaviana nametraka azy tany (ndeha atao hoe adala izy )...nefa vitsiana ny namosaka io hvtr io afatsy fijo sy rabila ary sakaiza (ialako tsiny izay adinoko fa efa tara vao tafidi-dresaka ),izay mbola mahafinaritra ahy hatreto ny fomba fijery fa malalaka sy mivelatra na dia fantatra fa contre tanteraka.
Tsy tsara anefa ny manafangazo zvtr : isan'ny mitsipaka ny rojo vy aho ary mitsipaka ihany koa ny tady na camisole de force ampiasain'ny hop psych...fa tsy hoe rehefa any dia ekeko ary rehefa mikasika fivavahana dia avy aho...samy aotra daholo amiko,eny na dia ilaina aza izany amin'ny situation speciale iray.
noue : raha tena malahelo dia ireo olona mahantra sy marary ireo entina am-bavaka mba ho olona afaka sy sambatra ary tsy hijaly.Aza variana manenjika Mpiandry fa mbola ho tsaraina amin'ny ataony izy fa tsy misy ho afa-bela.
Ny Mpiandry tsy maka olona an-keriny,raha ny aty aminay aloha no lazaiko,fa ny fianakaviana no mangataka amin'izy ireo ny hiaviany any..Misy toby misy toeram-pitsaboana ary tsy tahaka ireny satria misy manampy ara-bola...ka ny tsara hataontsika dia manantona ireny toerana ireny mamatsy vola,mikarakata marary,manadio fa azon'ny be sy ny maro atao ireny...
Ny olona tia asa sy fampaherezana dia tsy voatery mandrakariva ketrina sy bado ary voan'ny lavage de cerveau fa misy koa sensés sy nahita fianarana ary manam-pahendrena.
Zaho manokana dia mankasitraka tanteraka ny asa sy fampaherezana ataon'ny mpiandry.Mino ny fisian'ny asan'ny devoly,mino fa ilaina ny fiambenana ny tenako .Finoako manokana izay.Izaho koa nefa dia mino fa miara-miasa ny Andriamanitra hinoako sy ny dr ary ny fanafody omeny manasitrana sy manome fitsharana amin'ny fanaintainana.
Nampanontany tena ahy monja hoe naninona no tsy mba nisy toeram-pitsaboana miara-miasa amin'izy ireny...Naninona no tsy misy olona manampy ara-tanana sy ara-bola satria mahantra.Nefa moa maro ny mahantra aza fa tsy voakarakaran'ny fanjakana sy ny fiaraha-monina. :( (l)

133. prime
(
03/12/2008 08:43)
diamondra27> Ny tena olana ry diams raha ny fahitako azy, ary efa resaka matetika niseho teto amin\'ny sera fa tsy vaovao akory ka tsy mahagaga ny resaka toy izao raha lasa resabe... dia ny tsy finoana mihitsy ny fisian\'ny devoly sy ny asan\'ny devoly... Andriamanitra ekena ihany (ataoko hoe ihany, tsy tena inoana raha tsy izany tsy hiteny, hitsikera hatramin\'ny baiboly sy ny lazainy aza)... fa raha izany devoly sy Satàna izany dia angano, tsy misy, rediredin\'ny mpino diso lalana...
Hany ka raha sendra mahita (vao ny ampahany ny amin\'ny hoe asan-devoly) dia efa resabe toy ny hoe zava-baovao... Jesosy dia efa nampiomana sy nampitandrina hatramin\'ny voalohany fa fahavalo goavana io ary efa resy saingy mandrovi-tsihy satria akaiky ny androny... kanefa tsy maintsy iadiana satria tsy nofo aman-drà fa fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra ary tena mamono mahafaty...
Mpitandrina sady Mpiandry iray izay no nijoro vavolombelona indray maka, fa niady nivantana tamin\'ny Satàna... fa romotra izany, romotra sy tezitra ary tena mankahala ny olombelona tsy nanao n\'inon\'inona azy io fahavalo io... satria nahoana? manana ny endrik\'Andriamanitra, manana ny fahatsaran\'Andriamanitra ny olombelona... ka ilay Andriamanitra halany, dia ny tsara indrindra amin\'ny nohariany no potehany satria mampibaribary ny haizina entiny sy ny faharatsiany...
Jesosy ilay Mpandresy hatramin\'ny fahafatesana ary efa nandavo an\'ny Satàna, izay miandry ny androny, no mampahery ny mpino rehetra fa efa resy izao tontolo izao ary efa resy Satàna sy ny forongony fa efa akaiky ny androny andefana azy any amin\'ny farihy mirehitra afo sy solifara...
Tsy ny olona marary no olana... fa ilay Satàna, mangeja azy amin\'ny aretina sy ny fanahy maloto isankarazany... ary tsy maintsy iadian\'ny mpino rehetra nefa izany fahavalo izany raha mbola Kristy tokoa no Tompo sy Mpanjaka... tsy ny Mpitandrina sy ny Pretra sy ny Relijiozy sy ny Mpiandry sy ny Diakona sy ny olom-boahosotra ihany fa ny mpino rehetra mihitsy...

134. tywa68
(
03/12/2008 09:04)
Diam : isika tsy miandry loza vao mivavaka :wink:
Prime : ny olana eto @ ity resaka ty d enao tsy manaiky hoe mampalahelo ny fitondràna an'ireo marary sy sembana ireo ! ary mety tsy renao fa ny devoly hita @endrik'ilay olona hono zany no antony hanasivany an'ilay rojo sns...d eo indrindra no olana hoe : tsy voatery devoly daholo rehefa tsy mitovy @ tena, ka fatorana, sy ho very zò, mandra-pahatongan'ilay fitsaràn'ny mpiandry ! Soa ihany fa tsy ny mpiandry rehetra no manao an'ireny toetra tsy zaka ireny, hoe mitory d tsy miraha2 ny environnement sy ny fanampiana hafa azo entina @ maha-olombelona tsotra fotsiny !

135. Noue
(
03/12/2008 09:21)
tywa68:
Diam : isika tsy miandry loza vao mivavaka :wink:
Prime : ny olana eto @ ity resaka ty d enao tsy manaiky hoe mampalahelo ny fitondràna an'ireo marary sy sembana ireo ! ary mety tsy renao fa ny devoly hita @endrik'ilay olona hono zany no antony hanasivany an'ilay rojo sns...d eo indrindra no olana hoe : tsy voatery devoly daholo rehefa tsy mitovy @ tena, ka fatorana, sy ho very zò, mandra-pahatongan'ilay fitsaràn'ny mpiandry !
zay indrindra manko eee ! ka atao ahoana moa fa dia na dia hita mibaribary zao aza ny tsy fanajana ny zon'olombelona fa fatorana @ rojovy tahaka ny biby ny olona indrindra fa io zazakely tsy manan-tsiny io dia mbola mahita iharovana ny tsy mpanaja ny zon'olombelona ihany zareo eee ! mpiandry marina angamba zareo aaa ! bref ! asa mety heken'zareo angamba raha sanatria ka manan-janaka kely manana olana @ fitenenana ry zareo dia fatorana sahala ny biby zao eissyyyy eee !
137. Noue
(
03/12/2008 10:27)
tywa68> =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) na any toliary na aiza dia TSIA no hamaliako anjy aaa ! :-D :-D :-D :-D
amiko manokana dia tsisy afatsy Andriamanitra IRERY ! TOKANA sy MASINA no afaka manala zany devoly zany ! suffit mibebaka , mangatam-pamelana an'Andriamanitra satria tsy Izy mahintsiny no nilaza oe aza hajaina ny zon'olombelona ary fatory rojovy miaraka @ malotony ny olona .

138. tywa68
(
03/12/2008 10:31)
:D mbola afaka miova hevitra foana njy k ! rehefa adino ilay rojo sns... :lol: :-*
139. prime
(
03/12/2008 10:36)
tywa68> Izaho tsy olana satria azo "ingore'na" toy ny tsy misy ary azo tsy raisina izay ambarako na dia kely aza... aza ivakiana loha akory ny amiko... :)
Ny andraisako anjara etoana dia tsy fanamarinana velively ny zava-misy amin'ireny toby fifohazana ireny... zavatra mety hisy mihitsy ny zavatra tsy mety ataon'ny mpanompon'Andriamanitra, noho ny tsy fahafantarana, noho ny fanamarinan-tena, noho ny tsy faampian'ny finoana, noho ny tsy faampian'ny fiofanana sy fahalalàna (efa fambarako izany ary ny voalohany filazako amin'izany ho manana fahalemena dia izahay FJKM, efa mpiteny izany aho)... fa ny handraisako anjara etoana dia fitondrana hevitra ny tsy tokony itsaratsaràna mialoha ny fahafantarana ny tena zava-misy marina... ary tsy ny voalazan'ny M6, 66 minutes ireny no tena zava-misy marina fa ampahany ihany araka izay hita tamin'ny fotoana fohy, ary maneho foto-kevitra mazava ny amin'ny tiana ahatongavana (fomba fijery anankiray amin'ny lafin-javatra iray)...
Izaho mahafantatra tsara fa raha toby fifohazana izany dia mandray fepetra be dia be alohan'ny handraisana fanapahan-kevitra toa izany famatorana rojovy izany... mbola mandalo dinika hatrany amin'ny ifotony mialoha amin'ny marary, ny ankohonany (satria aoka tsy hadino fa tsy miantoka olona marary any amin'ny toby ny toby fa ny fianakaviany ihany, manampy no ataon'ny toby ary maimaipoana izany na fitsaboana iantsoana Dokotera mpitsabo na fitsaboana iantsoana Mpiandry), ny fianakaviany, ny manodidina, ny firaha-monina... izay vao manao soson-kevitra amin'ny Ray aman-dReny na ny akaiky amin'ny marary (vady, zanaka, mpiray tampo sns)... rehefa manaiky ireo dia mbola mifampiraharaha ara-taratasy ara-dalàna ny amin'ny itazonana ilay marary any amin'ny toby, hanamorana ny fitsaboana rehetra... izay vao miroso amin'ny asa sy fampaherezana ary fitsaboana sy fanasitranana... izany rehetra izany dia entina eo amin'ny Tompo avokoa ka Izy no manatanteraka ny asa satria Azy rahateo ny asa fa tsy an'ny Mpiandry na Ray aman-dRenina Toby na an'ny Iraka na an'ny fifohazana... an'i Jesosy ny asa, ary ondriny no andrasana fa tsy an'iza na an'iza... antsitrapo tsy misy tambiny izany rehetra izany ary "tsy maintsy" tanterahana amin'ny fitiavana...
Eo no mahatonga ahy miteny hoe, mila mijery ifotony... nefa ilay ifotony dia samy tsy misy mahalala isika, eny fa na ny M6 aza satria tsy nidinika sy nahalala ny zava-nisy nahatonga ny aretina sy ny momba ny finoan'ny marary sy ny manodidina azy na ny M6 na ny mpanao gazety fa dia izay hita maso teo no entina voaboasana araka izay takatra sy fomba fijery (handeha atao hoe an'ny tany mandroso izay tianareo tsipihina rahateo)...
Tombatombana ny an'ny mpizaha hoy ny fiteny fa ny mpitsabo no mahalala ifotony... ary etoana dia ny Mpiandry sy ny Iraka ary ny Ray amandRenina Toby izay misy ny marary no mahafantatra marina ny tena zava-misy... ireo koa nefa mbola voafehin'ny voady tsiambaratelo... fa na Mpiandry aiza na avy aiza dia tsy manana zo hahafantatra ny tena zava-misy rahateo na dia amin'ny samy Mpiandry aza... ka rehefa tsy mahafantatra aho (izaho aloha no fantatro) dia tsy handeha hitsara na mety ny ataon'ireo Mpiandry ireo na tsia... izy ireo sy Jesosy no mahalala ny tena marina dia ajanoko eo ny hevitro... tsy hanamarina aho no sady tsy handiso rahateo satria tsy natao hitsara velively...

140. tywa68
(
03/12/2008 10:48)
Prime : tsy niteny aho hoe enao no olana :lol:
Ny olana eto d ilay zavatra hita tao @ iny reportage fohy iny, ary samy nanome ny heviny teto ny nahita hoe zaka sa tsia ?
Dia enao zany an'isany ilay miteny hoe tsy hitsara satria matoa ireny no mitranga d zay no asa nampanaovin'i Jesosy an'ireo mpiandry ireo.
Amiko indray d sarotra amiko ny handray an'ireny hoe asan'Atra satria tena manitsakitsaka ny madinika ny fahitàko azy. Samy manana ny fijeriny zany e.
Tsy adinoko an-tsaina fotsiny fa ny soa ataonao rehetra d noho i Kristy no hanaovanao zany ka matoa enao mitsinjo sy manampy ny madinika d satria enao te-hanara-dia an'i Kristy, ka mampihantra ny hafatra navelany @ maha-olombelona anao aloha :wink: