Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
162. prime
(
04/12/2008 10:02)
niryna:... Misaotra... tena mahafinaritra ilay fanamarihana no mitombina rahateo... :)
porofo fa misy ny herin\'ny satana ka,ary porofo fa tsy ny hakelin\'ny ankizy na ny mahantitra ny olona no hipetrahan\'ny asan\'ny satana fa izay tiany .... mamaly soa izay nanao soa azy Atra ary mamaly ratsy izay manao ratsy azy koa Atra ,ny taranaka aman-jafy izany (tsy misy mahafantatra isika rehetra na hoe inona no nitranga tao anatin\'ireo generation- io zaza io ) ,tsy mifidy izay aripany koa satana fa izay tratrany dia tratrany ka toy ny fitsaboana rehetra ,misy sitran\'ny fanafody ,misy sitran\'ny fivavahana(izaho no vavolombelona vao nataonay mivady omaly izany vavaka izany ary ny vadiko no nivavaka ahy dia sitrana aho androany ) maro e,
Nyrina> Ny nanaovako io valin-teny io dia tsy hoe fanontaniana porofo ny fisian\'ny devoly na tsia no nangatahako tamin\'i Badboy fa ny porofo lazainy fa \"mpampijaly olona\", \"mpamono olona\", \"tsy manaja ny zon\'olombelona\" ny toby fifohazana... ny an\'i Rabila aza dia nampitahainy mihitsy tamin\'ny \"génocide\" sy \"camp de concentration\" tamin\'ny ady lehibe faha-II nahakasika ny Jiosy...
Misaotra... mahereza hatrany...
163. tywa68
(
04/12/2008 10:40)
hoy i Niryna :
Maninona no terena ilay olona (ary fatorana satria notsaraina fa devoly zany) fa tsy avela mitady an'i Kristy ? :°)
Averiko indray fa tsy ny aretina rehetra no hoe vokatry ny satana fahafatesana no tambin'ny ota,tsy hoe maty ara-nofo ilay olona fa maty ara-panahy ,izay tsy manana an'i kristy dia maty ara-panahy ka mila mitady azy isika mba ho velominy indray
Maninona no terena ilay olona (ary fatorana satria notsaraina fa devoly zany) fa tsy avela mitady an'i Kristy ? :°)
166. ikaretsaka
(
04/12/2008 16:56)
izany kosa ve tsy noterenale
ny hoe ze marary de hoe...misy devoly ...
na le devoly tsy maninontsimaniinona any @ ze misy azy any aza terena ho ao.. le olona terena mba hitoerany
ny hoe ze marary de hoe...misy devoly ...
na le devoly tsy maninontsimaniinona any @ ze misy azy any aza terena ho ao.. le olona terena mba hitoerany
167. Noue
(
04/12/2008 20:20)
tywa68:sady tsy vitan'zany iany eee ! ny zavatra tsy azoko dia oe nisy efa 6 volana no nofatorana rojovy nefa toa tsy afak'ireo mpiandry zany devoly zany ?????
Maninona no terena ilay olona (ary fatorana satria notsaraina fa devoly zany) fa tsy avela mitady an'i Kristy ? :°)
169. Noue
(
04/12/2008 21:05)
prime:tsy noterena nafatotra ve io zaza io zay tsy mba afaka milaza ny heviny akory fa avy dia oe misy devoly izy eee ????? sa nantsohiny malefaka dia malefaka avec tant d'amour ilay zaza oe avia ry zanako malalako aaaa ! avia fa ho fatorako @ rojovy ianao fa misy devoly aaa !!!
tywa68> Noterana tokoa angaha moa ilay olona ry tywa? :lol:
:-D :-D :-D :-D :-D
170. ikaretsaka
(
04/12/2008 21:30)
tywa68> Noterana tokoa angaha moa ilay olona ry tywa?de niteny tokoa ve io zaza io hoe ity ny tanako afatory de rohasy ny devoly?
aoka re
171. tywa68
(
05/12/2008 13:36)
Tsy laviko anie hoe mety te-hanao soa an'ilay zaza ny havany @ilay hoe hiantsoana mpiandry ny marary, ny adala sns... f'ilay fatorana rojovy manoatra noho ny alika, d eeeeeeeeeeeee ! tena manao abus de pouvoir hoe manana ny marina d manararaotra ny sasany tsy mahay mamaly ... ilay bandy tanora nandà nandohalika moa d farany niteny AMEN AMEN, fa leo sy kôpy hoe zay no solution pour avoir la paix ! et non la liberté ! le pauvre ...
172. Noue
(
05/12/2008 15:53)
iéééé ! ka inona moa no azony lazaina eo ??? ny tahotra etsy andaniny eo imason'ireto olona tsy hay na hanao inona azy na hanao inona azy koo
173. ikaretsaka
(
05/12/2008 15:58)
Misaotra zalahy fa fika vaovao indray izany ionmanao amen iobrehefa tofoka
175. fijo
(
05/12/2008 21:46)
tywa iny no tena nampalahelo ahy,de nizesta le mpiandry hoe "itanareo fa nihaiky izy ny farany"tsy mandinika mihintsy hoe tena "amen" avy amin'ny fo ve io sa "amen"faharesena sy fahakiviana
176. fahamarinana
(
06/12/2008 05:40)
tywa:
Tsy laviko anie hoe mety te-hanao soa an'ilay zaza ny havany @ilay hoe hiantsoana mpiandry ny marary, ny adala sns... f'ilay fatorana rojovy manoatra noho ny alika, d eeeeeeeeeeeee !
:arrow: dia mitovy hvtr tsika roa eto. Fa manantena ihany koa aho fa handray fepetra sy andraikitra ny mpisahana izany mba hanovana na hanatsarana ny fomba entina manantanteraka ny asa.
noue:
ny tahotra etsy andaniny eo imason'ireto olona tsy hay na hanao inona azy na hanao inona azy koo
:arrow: zany tokoa ve,tahotra ! fa inona no mety atahorany amin'ny Mpiandry ry noue ?? Ny voalazan'ny fijo hoe :
fijo:angaha ka azoko hekena satria ndao atao hoe tsy mahalala tokoa
faharesena sy fahakiviana
fijo:.
itanareo fa nihaiky izy ny farany
:arrow:fa kosa ny farany sy santionany no hitantsika sy henontsika fa ny mandritra ny Asa natao tanteraka tsy nasehony manontolo ihany koa..zany hoe ny tiako lazaina dia mbola tsy tena nahalala na izaho na isika hoe inona tokoa no tena nitranga tao : niaiky ny devoly sa tsia...Eo no tsara fantarina ho an'ireo mino sy tsy mpino.
ika:
Misaotra zalahy fa fika vaovao indray izany ionmanao amen iobrehefa tofoka
:arrow:soa fianatsa zany ve :) (l)
177. tywa68
(
06/12/2008 10:59)
koa raha nanaiky tsy nitsoaka anie zany d tsy nila nofatorana e, d eo indrindra no hoe nogejaina sao tsy mihaino tsara (hafa raha hoe marenina d tsy nila nofatorana :-D :-D)
178. ikaretsaka
(
07/12/2008 01:09)
Zay zany ko vao mahita mpiandey manao asa ka somarey jita fa tsy milay ny ataony de amena asesisesy e
179. tywa68
(
07/12/2008 14:31)
rhf tsy miady d tenenina hoe misaotra marina fa efa be zay nataonao zay :wink:
180. ikaretsaka
(
08/12/2008 02:27)
Ko tsy vo mainka ianao indray no voaendrikendrika ho bedevoly sy. Insisteny eo?
