Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba

101. Noue ( 02/12/2008 20:33)
aiza re zany eeee ! azo hakipy koa ve ny maso satria oe M6 no nanao iny fandaharana iny ?????? resaké daholo zany ireny olona voafatotra t@ rojovy sy ny hamany miparitaka @ tany sy ny zazakely mifikotra mafy ny rainy voafatotra etsy antokotany sns rehetra ireny ????
102. Noue ( 02/12/2008 20:38)
booboo:

Badboy > nanaraka an'i an'ny France24 io aho t@ io fotoana io. Haveriko indray fa ny professionalisme n'ny journalistes 66 minutes n'ny groupe M6 no teneniko fa tsy ny journalistes hafa sy ny thème akory. Tsy @ reportages @ télé ihany no nisy an'io koa fa efa nivoaka t@ Histoire et Civilisations koa io.
anky va re eee ! dia resaké koa zany ireny mpiandry ireny aaaa???? tena oufffff zany raha tsy mi-existe ireny mpiandry zay miantsohantso ny anaran'Andriamanitra oe mpanala devoly fa tsy nahafaka ny devolin'ny sasany satria nisy efa 6 volana no voafatotra sy nihaina tao anatin'ny maloto !!!!


103. rakapy ( 02/12/2008 20:40)
Booboo> Fa ny fahamarinana angaha mila professionalisme? izany no atao hoe reportage e! tsy misy mise en scene sns. fa izay tratran'ny cam de izay no izy.
104. Noue ( 02/12/2008 20:55)
@ anaran'Andriamanitra sy ny fivavahana ve dia azo atao ny mamatotra olona zay notsarain'olona fa misy devoly , eny na dia efa nisy aza voafatotra nandritry ny 6 volana ka tsy vitan'zany oe mpiandry zany no nanala ny devolny ka dia avela ao izy mifatotra miaraka @ malotony ao eee ????????

rariny ve oe fatorana sahala ireny biby ireny ny olona satria hono oe misy devoly ???? rariny ve oe zaza nanana olana fahakeliny dia fatorana rojovy satria hono oe misy devoly ????

na reportage M6 na chaine hafa tsy mampiova na inona na inona zany fa iny no zavatra nitranga dia zay eee !

aiza ny zon'olombelona @ zany ???


fa kosa raha lazainareo fa resaka fotsiny ireny fa tsy misy zany mpiandry manaiky @ halalan'Andriamanitra sy ny fivavahana ny hamatorana ny olona miaraka @ malotony zany dia ok ok ok !
105. tywa68 ( 02/12/2008 21:10)
ô ry Noue a : inona hono no azo ataontsika hoy i Diamondra27 ?

Dia valiako hoe : isika rehetra mamaly eto toa olona aty lavitra aby ary mahay mivavaka donc mitovy daholo ny valiny = MIVAVAKA mba hisian' olona afaka hanampy akaiky an'ireo very sy osa ireo ! ary ho foana ny mauvais traitements ka mba hisokatra ny sain'ireo mpitondra sy manampahefàna,hanantontosa ny adidy nahalàny azy eo @ toerany = hanampy ny vahoaka rehetra fa tsy mifidy hoe ny affairistes ihany no mendrika henoina sy asiana sira fa be vola.

Booboo : tsy ny journalistes n'i M6 ihany no manao reportage orienté, fa t@ity kosa d tsy azo lazaina hoe tsy zava-misy no nalainy, mampitahotra aza fa mety résumé iny, zany hoe betsaka lavitra noho iny no hitany, fa tsy maintsy nanao "tri" izy, satria fohy ny fotoana, d ny maharikoriko no asehony avy hatrany, fa raha nadio loatra koa aloha na hoe nanana couette avy ny "be devoly" fatorana d hafa2 ihany.


106. fijo ( 02/12/2008 21:15)
tena loza,fa ny mahagaga ahy dia aiza ny fanjakana amin'ireny??????zavatr atoa ireny ve dia avela sy mbola ekena amin'izao andron'ny net izao????
107. ikaretsaka ( 02/12/2008 21:22)
Boboo &co> fa rehefa inona ny manao reportage vo hoe ekena? Ary raha miala any koa ny reporters hafa ka mitovy sy vao maika mihoson' am..... de ahoana? De tte facon io frantsay tsy kopy lilil ipo reporter io raha tsy nisy nanoro sy nanadihady,,,, donc mijanonaho neutre izy.
Otran' ny hoe za mpanao gazety gasy voairaka any @ talibans ohatra dia ze hitako no reporteko fa tsy misy idiran'ny hoe ika gasy na. Kristianina de hanaratsy talibans... @ fomb ahoana koa no ahalalako momba izany raha tsy naka info aho aloha?
108. ikaretsaka ( 02/12/2008 21:26)
Ary za sahy milaza amin I boboo fa tsy kopy an' izany mpiandry izany. Akory reo reporter ireo raha tsy assigned hanao io reportage io
109. fijo ( 02/12/2008 21:28)
ô ry kala booboo an,efa olona mil afamonjena aloha izao n omaika,fa ny aferan'ny mpanao gazety ny M6 avelao hoany.izay tsy hisian'ireny zavatra mahamenatra ireny any mada no tokony hoatao.
110. tywa68 ( 02/12/2008 21:39)
fijo : ny maha-menatra eo ihany fa ilay olona hiaran'ilay zavatra koa mba hevero e :wink: iza no mba antenainy hamoha an'ireny rojovy ireny satria na ny havany aza d nanasa tanana...maika moa fa voan'ilay lavage de cerveau...
111. ikaretsaka ( 02/12/2008 21:41)
Fiangonana tsy milay hoa io norne sy misara bazana sy manao io fisainana tsy manadihady io fa hoe rehefa hafahafa de devoly de ny anaran-drazezo. Sy ny bokiny no mody o atao bouclier sy fanakonnana ny asa voretra sy ny mpiara belona mihoson'am.....
112. fijo ( 02/12/2008 21:46)
ny loza anie leity dia misy mijanona 6 mois eo ilay olona e????mba dinio hoe iray volana fotsiny rapasy no mba fatorako rojo vy eo,ngamba tsy jesoa no hoantsoiny fa ny razana efa dila
113. rakapy ( 02/12/2008 21:49)
Hoy Tywa 68
Dia valiako hoe : isika rehetra mamaly eto toa olona aty lavitra aby ary mahay mivavaka donc mitovy daholo ny valiny = MIVAVAKA mba hisian' olona afaka hanampy akaiky an'ireo very sy osa ireo ! ary ho foana ny mauvais traitements ka mba hisokatra ny sain'ireo mpitondra sy manampahefàna,hanantontosa ny adidy nahalàny azy eo @ toerany = hanampy ny vahoaka rehetra fa tsy mifidy hoe ny affairistes ihany no mendrika henoina sy asiana sira fa be vola.

Tsy misy maharatsy ilay hevitra fa izao no tsara ho fantatra.

Io tranga io anie ka vokatry ny fivavahana ihany koa. Ka amiko dia tsy ampy na azo lazaina fa tsy mandaitra firy raha vavaka no atao vahaolana.
Efa anarivo taona maro ny olombelona no nivavaka mba hiatsara ity tany ity nefa dia hita fa tsy mety mihatsara.

Raha hiverenana ilay tranga eto Toliara dia ny zavatra azonao atao angamba satria lavitra ianao dia ny manaparitaka ilay rohy @ namanao sy izay olom-patatrao. Ka mety hiisy iray @ izy ireny hanana hevitra. Ary koa rehefa malaza be ilay resaka dia tsy maintsy ho henon'ny tompon'andraikitra any an-toerana.
114. ikaretsaka ( 02/12/2008 21:49)
Hihi.... andao andramana e
115. fijo ( 02/12/2008 21:50)
tena izay no tokony hoatao.
116. Belami ( 02/12/2008 21:55)
Izaho tsy nahita le fandaharana fa azoko tsara le olana,
1) tsy azo lavina fa tokony ho hatsaraaina ny condition hitoeran ireo olona ireo, mila mandray andraikitra ny mpitondra eo antoerana sy ny Ministera mpiandraikitra na resapivavahana aza le izy,
2) Mila mivavaka ho an ny tanindrazatsika isika rehetra satria mbola tena ao anaty fahantrana tanteraka matoa misy condition gravy be toy izany.

117. fijo ( 02/12/2008 21:59)
tsy vavak aintsony fa asa ka,io ef amisy torohevitra tsara ,ka izay no atoroy anay hoe ,ahoan ano hizarana azy amin'ny olona maro.
118. Belami ( 02/12/2008 22:18)
Marary ny fotsika satria nivoaka taty ivelany ny zavatra toy izao hoe tsy manaja ny zon olombelona.

Hitariko ny resaka satria zavatra marina ity resahako ity, nisy adala matanjaka be teo @ zaridainan'Antanimena, nisy madama iray tsy nanampo na inona na inona mihitsy, tonga de nobatain'ilay adala dia nadobony t@ tany ary dia 1 sy 8 no nampidirany ny filahiany t@ilay ramatoa. Izay nanatrik a dia nivarahontsana satria vetivety kely de lasa ilay adala ohatrany tsy nanao ninoninona akory. Tsy sahy nisambotra azy akory ny olona satria natahotra sao dia maratrany eo @ maha adala aazy.

Tokony novonoin ny olona ve izy sa tokony hofatorana rojo vy koa mba tsy hanao toy izany itsony @ mpiara belona aminy?
119. rakapy ( 02/12/2008 22:23)
Fijo> tsy haiko aloha fa ny system aty @ tany misy ahy dia samihafa @ any europe. Fa raha ny fahafantarako azy dia azo atao "send" ilay rohy misy ilay M6 video ka alefanao any @ izay olona fanatatrao( manana internet kaonty) dia ataovy hoe " Ampitapitao ny tire" ohatra. Dia izy ireo indray manaparitaka @ olona fantany dia hoatra izay hatrany... Raha olona 10 no manaparitaka. Ka atao hoe mandefa @ olona 5. ny tsy 1/1 dia efa 50 izay no mahafantara. Dia hoatra izay hatrany .Farany ve tsy ho tonga eo ambany mason'i le 8 ilay vidaka?.
120. ikaretsaka ( 02/12/2008 22:26)
Tsy mahavoan' I mbola tao antsena sabotsy zany ....

Fa aza avadika le izy fa aleo hijanona @ mpiandry sy ry bedevoly sy fisaboana mampihoson'am.... e arry rojovy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6786