Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba

61. rabilabila ( 02/12/2008 10:03)
Averiko indray fa fanadihadiana no nataon\'ny M6, lahatsoratra an-gazety no notsongain\'i badboy... fomba fijery iray ireny, ary hajaina satria maneho ny zava-misy araka ny fahitany azy... raha mitovy hevitra sy fijery amin\'izany ianareo dia hajaina izany, tsy misy olana...


Efa novalian\'i Badboy tamin\'ity:
- Ilay fandaharana akory tsy nisy \"mise en scène\" fa ny zavamisy tanteraka no nasehony!!! Ka aza lazaina fa fomba fijery ilay izy (point de vue) fa fampisehoana ny toejavatra araky ny fisehoany tanteraka (reportage objectif)!!
Ary ampiako an\'ity:
Ary ireo phrasen\'i Prime ireo dia mampatsiahy ahy ny zavatra nolazain\'ilay poa-maso ao Frantsa izay momba ny famonoana sy ny fandringanana ireo Jiosytamin\'ny ady lehibe faharoa.

Fomba fijerin\'ny communauté internationale ( ao anatiny ny Allemand) : crime contre l\'humanité ny famonoana sy ny fandringanana ireo Jiosy.
Fomba fijerin\'i poamaso : c\'est un détail de l\'histoire , qu\'il n\'est pas obligé d\'adhérer à la vision suivant laquelle on a déporté des gens pour les amener dans des camps juste pour les faire tuer\"

Ka tsy olana ve ? Olana tokoa ny mi-réduire ny tranga toa ireo ho \"point de vue\" fotsiny .
Tokony hajaina ve ny point de vue toa izany ? Tsia !! Tokony iadivana .

Tandremo !!Tandremo ny NEGATIONNISME fa attitude extremiste izany ,ary tena am-pitiavana no ilazako an\'io.





62. rabilabila ( 02/12/2008 10:08)
Ka inona ilay "fotony" , ?
-satria ve ny devoly , hono , tsy tia fatorana ka dia tsy miditra amin'ilay zazalahy kely ny devoly raha fatorana izy ?
-satria ve tsy afaka manambara ny tiany holazaina ilay zaza nohon'ny tsy fitenenany dia fatorana izy ?
Aoka Prime a!!
63. Noue ( 02/12/2008 10:19)
"prime":
Averiko indray fa fanadihadiana no nataon'ny M6, lahatsoratra an-gazety no notsongain'i badboy... fomba fijery iray ireny, ary hajaina satria maneho ny zava-misy araka ny fahitany azy... raha mitovy hevitra sy fijery amin'izany ianareo dia hajaina izany, tsy misy olana...

maninona oe eee ? fa ahoana kay ny fomba fijerin'ireo mpiandry raha izany ???? norma be daholo zany ireo ????
enganie ka mba ho hitan'ny droit de l'homme zao habibiana izao eee ! satria amiko dia habibiana zao famatoran'olona miaraka @ malotony zao !!!!

@ anaran'Andriamanitra sy ny fivavahana ve dia azo atao ny mamatotra olona zay notsarain'olona fa misy devoly , eny na dia efa nisy aza voafatotra nandritry ny 6 volana ka tsy vitan'zany oe mpiandry zany no nanala ny devolny ka dia avela ao izy mifatotra miaraka @ malotony ao eee ????????
64. prime ( 02/12/2008 10:21)
Rabila:
Ary ampiako an'ity:
Ary ireo phrasen'i Prime ireo dia mampatsiahy ahy ny zavatra nolazain'ilay poa-maso ao Frantsa izay momba ny famonoana sy ny fandringanana ireo Jiosytamin'ny ady lehibe faharoa.
... Hay lasa mitovy vetivety teo sy azo ampitahaina ny Jiosy novonoina tamin'ny ady lehibe faha-II sy ny "fomba" atao rehefa hiady amin'ny devoly??? mba ohatra hafa omena Rabila a... ny marary fatorana any amin'ny "centre psychiatrique" ohatra na ny adala tsindronina zavamahadomelina any amin'ny toby fitsaboana... dia diniho akaiky ny "antony" anaovana izany...
Rabila:
Ka tsy olana ve ? Olana tokoa ny mi-réduire ny tranga toa ireo ho "point de vue" fotsiny .
Tokony hajaina ve ny point de vue toa izany ? Tsia !! Tokony iadivana .
... :)
Rabila:
Ka inona ilay "fotony" , ?
... Fantarina ny "antony"... :)
65. Noue ( 02/12/2008 10:30)
"prime":
... Fomba fijery ireny satria tsy miditra ifotony... raha "objectif" ireny aminao dia raiso arak'izay fa tsy voatery ho izany ihany fa mety azo raisina "subjectif" tokoa ireny satria tsy niditra ifotony ny amin'ny antony "namatorana" ny olona fa nitsara ny "sujet" araka izay hita maso...
zany izy io aa ???? sao dia tokony hanao solomaso kosa aza prime na manao ireny appreil mba handenesana tsara ireny satria hoy ny voalaza tao oe: manana olana tsy miteny io zaza io fony mbola nahakely azy ka misy devoly zany izy !!!!!
ireo mpiandry ve dia tsy mba nanadihady oe zaza tsy miteny ve dia misy devoly ????? fa indreny zareo imason'ity zaza miaraka @ masono mipitrapitra zay tsy fantany akory oe iza daholo ireto olona ary maninona aho no fatorana @ rojovy matevina be io eo ampovoan'ny tokotany mitarika ity rojovy !!!!
mahonena be eeee ! ilay zaza mifikotra ny rainy miaraka @ rojovy !!!
66. xxx ( 02/12/2008 11:15)
prime> zany oun é
valio Noue fa efa reraka be manao aaaaaaa sy eeeeeeee bedabe :lol: :lol: :lol: :lol:
67. coopsal ( 02/12/2008 12:47)
rakapy:
Inona no hanaporofonao fa tena nahita devoly tokoa i jesosy tany antendobohitry oliva ohatra???

==> Izany koa mba nanontaniako ny kristiana foana hatrizay! Ary anontaniako tsindraindray ny olona milaza fa mino baiboly sasantsasany ankehitriny.
Hoy tsara aho hoe: "Na dia ny fanjanahan-tany sy ny milaza ho mpitolona aza tsy ananako porofo ho tena izany tokoa no nitranga! Satria aho tsy nahita!".

Ho ahy kosa ny porofo fa tena tonga nofo tokoa Kristy, nanao asa mahagaga maro hanaporofoana @ mpiara-belona tamiNy fa Izy no nirahin' Andriamanitra hilaza ny marina, fa sady hanatanteraka ny lalàna (ary nanatanteraka izany t@ fiainany manontolo) : dia ny sitrapon' Andriamanitra (ny hamonjena izay rehetra mino Azy); ho ahy ny porofo dia ny fahavelomany! Velona Izy araka ny voasoratra.
Mino aho hoe velona Izy satria manana porofo aho fa velona Izy : dia izay namaliaNy ahy rehefa nitady Azy aho.
Misy porofo madinidinika izay ahitako ny fahamarinan'ny teniNy rehetra! Ny fiainako mihitsy, ny zava-mitranga amiko, ireo mpanohitra ny fampianarana noraisiko tamiNy. Tsy misy hafa @ nanoheran'ny hafa Azy 2000 taona lasa izay! Sady efa nolazainy t@ mpianany hoe "Ny iraka tsy lehibe noho ny mpaniraka azy, raha nino ahy izao tontolo izao dia mba hino anareo koa!".
Ireo izay mino dia tsy naman'izao tontolo izao!
68. salopard ( 02/12/2008 13:06)
M 6 + 66 MINUTES = 666


Tsy ampy dôzy aloha Rabila sy badboy sy prime sy cooopsal, sy ra -ika a! sao misy an'ilay mateza any e! any e!
sniff sniff, tchouff tchouff...
69. coopsal ( 02/12/2008 13:35)
[center]Fandroahana devoly nataon'i Kristy[/center]
Mamelà ahy hanolotra ny fahafantarako mikasika ny fandroahana devoly nataon'i Kristy.
- Antony : Tahaka ny fanasitranana aretin'ny nofo maro, ny famokisana olona mihoatra ny 5000 t@ mofo 5 sy trondro 2, ny fitsangatsanganana tambony rano, ny fananganana ny maty, ny fampanginana ny rivotra nifofofofo, ... sns, dia famantarana ireny fa tena Izy tokoa no ilay Mesia (na Kristy) efa nandrasan'ireo taranak' Israely, mba hamonjy izao tontolo izao. Nolazainy mazava fa
"izao no nahatongavako, tsy ny hanao ny sitrapoko, fa ny an'izay naniraka ahy.
Ary ny sitrapon'izay naniraka ahy, dia ny tsy hamelako hisy ho very izay rehetra nomen'ny Ray ahy, fa hatsangako indray izy @ andro farany.
Fa izao no sitrapon'ny Raiko, dia mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy.
".
Ka ireo rehetra ireo dia nataoNy, mba hahafahan'ny olona mino Azy fotsiny, satria @ finoana Azy no hahazoana famonjena! Fa ny tena objectif dia ny famonjena ho an'ny isambatan' olona.

- Fitrangany : ny hitako voasoratra isaka ny misy fitantarana ny toy izany, dia hoe "vao nahita an'i Jesosy ny fanahy ratsy dia ...!". Tsy nisy fampiasam-batana tao (c'est un peu ridicule d'utiliser son corps pour combattre un esprit!).
Tsongaiko manokana ilay lehilahy iray nofatoran'ny olona t@ gadra vy! Kanefa notapahiny foana ilay gadra vy! Fa vao nifanena t@ Kristy izy dia nitalaho ireo demonia mba halefa ao amin'ireo kisoa (tsy tantin'izy ireo ny hivembena dans l'atmosphère ngamba!).

Ka ho ahy dia mihevitra aho fa raha ato anatiko koa ny fanahin'i Kristy, tsy dia hila fampiasam-batana aho fa rehefa mahita ny fanahin'i Kristy ato amiko ny fanahy ratsy dia ho menatra sy tsy hahatombina! Ary ho ahy voalohany indrindra dia hiala ny faharatsiana ato anatiko rehetra! Avy eo hiseho @ rehetra ny fahazavako.
Ary hitako matetika izany, fa matetika ny olona manafinafin-javatra izay "ratsy" ... maheno olona miteny foana aho hoe "matahotra anao i ranona". Ny marina, tsy izaho @ maha izaho ahy no atahorany! Fa ilay fanahin'i Kristy ato anatiko no mampahamenatra azy ireo. Ho toy ny ahoana ny fitsaràn' Andriamanitra?

Fanamarihana : Raha misy isika mpianatr'i Kristy, aoka ho vavolombelon'i Kristy (fa tsy ho an'ny olona na ny fanahy ratsy na ny tsifahamarinana), aoka tsy ho voataona hiantoka ny zava-pitaka sy fampianarana sandoka! Satria hoe "@ anaran'i Jesosy". Ny anaran'i Jesosy tsy formule magique akory, fa ilay Esprit du DIEU sauveur (qui sauve), DIEU Tout Puissant, Prince de la paix (qui procure la paix), DIEU est avec nous (parmi les hommes et non si loin dans un monde inaccessible)

Le paradis n'est pas inaccessible, inaccessible veut dire : il n'y a pas d'accès. Le paradis de DIEU est bien accessible, il y a un accès, un seul : Jesus.
Pour y avoir accès donc , il faut et il suffit de croire en Jesus le DIEU Sauveur.
70. prime ( 02/12/2008 13:37)
xxx> Izaho ngaha moa tsy miresaka aminy?

Noue> Raha mamaky ny Soratra Masina ianao dia tsy in-1 mandeha Kristy no nampiteny ny moana sy nampahiratra jamba... izany hoe tsara mandalina ny momba izany aloha no tena mety... satria ny tena mahasaro-pady ny asan'ny finoana dia "...ny fanehoana ny zavatra tsy hita" (Hebreo 11:1) fa tsy mifantoka loatra amin'izay hita...
71. tywa68 ( 02/12/2008 14:19)
Prime : tsy nahita an'ilay émission enao fa ny fomban'ireo milaza azy ho irak'i Jesosy ny olana, ary indrindra ny fanitsakitsahana ny zòn'olombelona !

Tsory hoe tsy te-hiditra enao satria tsy tianao resahina zany, satria ny anao ny "antony hanaovany an'izany no jerenao" fa tsy ny fomba ampiasainy hahatongavana @ilay fanalàna devoly !
72. ikaretsaka ( 02/12/2008 14:19)
Ny nataon ny mpiandry.... izay voaporofo fa tsy izy nefa sarotsaromany sy hiamboany ho araka an'i kristy no resaka eto ry coopsal fa tsy. Katesizina nataon I kristy sy ny devoly akory a
73. diamondra27 ( 02/12/2008 15:31)
tsy nahita ilay emission aho fa io am site nomen'ny namana io no nojereko
ny hevitro dia ity

Mora tohina isika ary tsy mahazaka ny tranga toa izao , mbola misy ilay sentiment sy ny hoe aiza ny droit de l'homme etc fa alalino tsara sy fakafakao tsara aloha vao manome tsiny kosa.

Any tulear ilay izy no miseho , toerana lavitra , pays sous developpe. Par rapport ny foyer sy centre psychiatrique aty dia tena malahelo dia malahelo ny foko satria misy difference be ilay izy nefa aretina itovizana no manjo ilay marary.
Ny tiako lazaina dia manao izay ho afany sy azony atao ny olona mba hikarakarana ireny olona marary ireny , mba vitanareo ve ny hifanatrika amin'izy ireny fotsiny sy face a sa violence en cas de crise etc... matoa ilay reniny mihintsy no manaiky hoe asio caine ny zanako dia efa ao raha fa taiza no nisy reny tsy hihatra zanaka izany raha tsy we tsy normale.
Manaraka izany, ilay izy aloha dia karazana aretina schizophrene sy manao fugue sy hallucination no ataony , mba hainareo moa ny zavatra manjo izany olona voan'ny hallucination zany , mety hamono olona en face de lui , ka izany no iarovana ilay olona manodidina mba tsy hanaovan'io marary io fihetsika mampidi-doza.
Ilay akiray izao dia voalaza fa hoe mamono ny reniny.
Dia hevero we tsy fehezina chaine izany izy ireo fa aavela hihenjy , raha mihetsika eny andalana eny ny crise-ny dia ahoana hoy ianareo? sa tsy mampaninona anareo izany fa dia faly manome tsiny fotsiny>
Hoy aho hoe Mampalahelo ho aho ilay izy kanefa raha izao no fomba iarovana ny mpiara-belona dia aleo fatorana izy fa mitady moyen kosa angaha hoe hanatsarana ilay toerana , omena fandriana fa tsy atao amin'ny tany ilay olona .
74. diamondra27 ( 02/12/2008 15:37)
raha ilay resaka mpiandry indray no resahina dia
voalazan'io ramatoa farany io hoe: sitrana aho ka mba hanasitrana olonkafa ihany koa, ary midera azy aho fa tena miasa aminy Atra
Tsy ny olona mararyno hanasitrana olona fa matoa izy nanaiky sy resy lahatra nanoka-tena handroaka devoly dia tena ao amin'ny FM ary miasa aminy
Tsy ny olona rehetra no afaka manao ireny fandroahana devoly ireny tompoko

Marihiko kosa anefa fa any amintsika dia tena betsaka ny tsy mahalala ireny olona voan'ny epilepsie , schizophrene, psychopathe, malade mentale etc ireny we aretina fa raha vao tsy mitovy amin'ny be sy ny maro dia we adala izay, mainka moa fa ireny manary lamba ireny.
Misy koa olona miteny ireny = monologue

75. ikaretsaka ( 02/12/2008 15:56)
1)Nisy fotoana niasa tany Toliary aho ry Diams.. ary tsy toerana lavitra izany i Toliary ... isole et sous developpe: oui... lointain..non

2)Marina fa manao ze ho afany ny olona ... fa mila mandinika koa anefa fa tsy tonga de bornena ho diagnostic 1 (misy demony) akory rehefa marary,
io dia efa noteneniko teto ombieny ombieny

amin'ny maha olona fikambanan' (efa fantatrao) ahy dia anisan'ny apostolat ko izao dia manatitra komonio sy manao chaplain ao @ na hospice iray izay sy tobin'a olona mararin'ny autism ary prison misy centre natokana ho an'ireo olona lasa nitapy fa tsy nahazaka ny vokatry ny crime vitany t@ izy drogue na mamo

3) fa izaho izao no milaza aminao fa draps afatotra @ tanany sy tongony rehefa mihetsika crise ireny dia ampy fa tsy mila chaine izany, surtout raha zaza 7 taona sy olona tsy ampy sakafo any atsimo izany.. ilay zaza kao speech impairment no mahazo azy ary mpahazo ny ankizy madinika io fa tsy hoe devoly izany mihitsy...

de tte facon admettons ary hoe misy devoly ilay olona, dia raha mpiandry maromaro tena an'Atra tokoa no hiasa amin'io olona io ka mino fa Ombain'Atra de lojika be raha tokony hahatazona azy tsara raha samy masina aby... sa misy tsy mahatoky ny finoany eo?
(za manko mba 100 kgs mahery ihany fa na mampiasa ny fara heriko aza aho ka misy mitazona dia sipa 4 de mahatazona ahy :-D :-D :-D efa notesteko t@ football americain)

hafa ilay ohatran'ny t@ film exorciste le misy Jiro mipipila sy rideaux mikopakopaka be sy le sipa manidina reny....
saingy tsy nisy iznay moa ilay reportage!
76. diamondra27 ( 02/12/2008 16:00)
avy nmaky ny voasoratry ny namana aho ary miray hevitra tamin'ilay niteny hoe tokony mba natao ny hanatsarana ilay toeran'ny marary .
Tsy manome tsiny azy anefa any tenako fa mahalala tsara ny zava-miseho toa izao , iza no mahita na misy mamafa ireny saingy tamin'ny nakana ny reportage dia mety nisy latsaka pipi , ilay reporters maika be dia tsy manam-potoana am we andraso kely fa hamafa pipi aloha sns, azonareo ve ny tiako lazaina.
Tsy fantatra mihintsy izany izay tena tranga ao fa izay no maha reportage ny reportage , se fait pour monter l'audition sy ny critique sns

Marina fa tena tsy manana moyen mihintsy aloha ny any dago e, fanafody lany daty aza moa mbola omena olona marary ihany , atao ahoana fa c'est comme Ca, be dia be ny tompon'andraikitra amin'izany fa tsy ireo mpiandry ireo ihany na ny fanjakana ihany

NY teny tiako hatsipy amintsika dia izao:
tohina ny fo nahita olona voageja amin'ny rojovy fa ao anatintsika ao koa ange ka misy toetra tsy mety mangeja antsika e.
Ny miseho aty ivelany no hita fa ilay ao anatintsika tsy mba haintsika . Na izaho na ianao dia tsy tonga lafatra , fa aoka samy hivavaka ny tsirairaymba samy hanana ny tandrifiny azy amin'ny zavatra tokony ataony amin'ny mpiara-belona aminy
Dia mangataka famelan-keloka koa ny tenako raha nisy tsy nety nataoko na nisy asa tsy vitako nefa tokony nataoko.
77. ikaretsaka ( 02/12/2008 16:09)
raha nisy namafa le izy tsy maimbo ampy sy pipi efa nialon'andro no teo ary au mois hita hoe nisy dian-kofafa sy brosse nandalo
ary mino aho fa raha tena reporter tokao dia patient be satria te hampiseho ny zavatra marina.. hay ihany ny manavaka ny trucage sy ny tena izy nge ry diams e

ho setrin'ny tenin'i diams

Jésus vient à nous en ceux qui ont faim ou manquent de vêtements, ceux qui n'ont personne, les alcooliques, les drogués, les prostituées, les mendiants des rues. Il est possible que Jésus vienne à vous ou à moi dans un père qui n'a personne, dans une mère, dans un frère ou une sœur. Si nous les repoussons, si nous n'allons pas à leur rencontre, c'est Jésus lui-même que nous repoussons. Mère Teresa
78. diamondra27 ( 02/12/2008 16:10)
ika: le we lavitra sy tsy lavitra aloha de samy manana ny fijeriny iny a,tsy misy iadivan-kevitra fa lasa HS eto isika dahy
za zao mahita we lavitr afa enao mahita we tsy lavitra. Ohatry ny gout sy ny kolera io ze tianao mety tsy tiko

momba le resaka zaza fatorana raha we autiste aloha izy , diagnosiqueE ve izany? Ny autiste dia misy violent ary misy calme
Samy manana ny experience-ny daholo isika , za tsy manafoana izay hitanao saingy kosa miteny izay hitako ka hisian'ny fifandraisana amin'ny zava-mitranga eto>
Tsy pour ilay enchaine ihany koa aho saingy dans l'immediat toa izao no hitanjareo fa vahaolana dia io no ampiariny.
Ny autiste sasany mety calme un moment ary mety mi-piquer crise ihany koa refa misy manadala azy. Afaka manakenda olona izy , arakaraka ilay aretina manjo azy. MIsy izao olona 1 izay afaka 24h vao mi-reagir izy dia tonfga dia kendainy ilay olona nanadala azy omaly iny , avy eo ianao manontany tena we fa nisy inona , maninona i x manao an'izao , ka ilaina observation tsara daholo izany sy traitement ary izay no tsy ampy any amintsika
79. ikaretsaka ( 02/12/2008 16:15)
la izay ange no ilazako hoe diagnostiqueo aloha fa tsy vao heo isaky ny misy marary manao crise de raisina avy hatrany hoe devoly e

le mombana autisme .. raha olona 1 ka lasa violent izy dia ie.. fa metika ataoko ny mpiandry ka olona maro no miara miasa eo? dia izay tsy miasa mitazona aloha....
80. diamondra27 ( 02/12/2008 16:17)
http://www.sciencedirect.com/science?_ob=ArticleURL&_udi=B6X26-4TR97G9-1&_user=10&_rdoc=1&_fmt=&_orig=search&_sort=d&view=c&_acct=C000050221&_version=1&_urlVersion=0&_userid=10&md5=4fa9253675e469f824129f34b43893a9

http://www.e-sante.fr/fr/forums_sante/violence_autistique-13653-65-1.htm

ireo aloha misy site na autistes violents hisy isaintsainina kely

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7869