Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
1. badboy
(
30/11/2008 17:46)
Tsy haiko izay nahita ilay reportage t@ m6 fa mahaankona tanteraka!! Ny nisongadina tao dia ny aretina rehetra dia avy @ devoly fa tsy avy @ aretintsaina na aretimbatana!! Ho tsy an'asa intsony ny dokotera raha izao no mitohy ary ho lasa asan'ny ankabeazan'ny malagasy ny fiandrasana (mpiandry)!! 8-) 8-) 8-)
novalian'i Samaritain ny 21/11/2023 15:07
2. Samoana
(
30/11/2008 20:19)
Na finoana sy fivavahana aza mamoa fady raha raisina an-tendrony . Porofo mivaingana ireny fomba fanaon'ny mpiandry sasany t@ reportage ireny. Zaza tsy manan-tsiny ka hafatotra chaines !!! Marary saina ny ray aman-dreny mamela ny zanany halikaina toy ireny
3. Noue
(
30/11/2008 20:57)
tena horera beeee oaaa eeee ! mpiandry ve ???? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. Noue
(
30/11/2008 20:58)
vaky no foko nahita an'io eee ! ny mpiandry miseho azy mahafantatra an'zao rehetra zao grrrrrrrrrrr ! ontsa ny fo !
5. ikaretsaka
(
30/11/2008 21:27)
Mba misy afaka manao famintinana sy manazava misimisy kokoa ho anay tsy nahita le m6 ve nareo ze nahita aloha mba hitohizan'ny adihevitra?
Inona ro nitrnga tao dia inona momba ny mpiandry nohazavaina tao dia inona ro nahaontsa tao?
Misaotra mialoha

6. badboy
(
30/11/2008 21:54)
ikaretsaka >> Tany @ faritr'i Toliary iny no nitranga ilay tantara!! Dia misy toerana natokan'ny fiangonana protestanta hitsaboana ny olona marary izay lazainy fa nidiran'ny devoly!! Anaty efitra tsy misy afatsy "pot" hanaovana maloto ary mifatotra @ rojovy ny tongotr'ilan'ilay lazaina fa itoeran'ny demony!! Dia miainga avy any ireo mpiandry MAMETRATANANA eo andohan'ilay lvoalza fa itoeran'ny devoly no sady miantso hoe "@ anaran'ny jesosy miala"!! Nandalo ary anefa ity dadatoaan'ny vehivavy 1 voafatotra, ka nigogogogo ilay tovovavy hoe te hiala ao @ ilay toerana!! Dokotera ilay dadatoan'ilay vehivavy ka dia nambarany fa aretitsaina io fa tsy devoly ka ny famatorana ilay olona tsy hahatsabo azy fa ny fanarahana azy @ "psychatre" no fanafody fa raha ts'izany dia hihombo ilay aretitsainy!! Tsy manaiky izany anefa ny fianakavian'ilay vehivavy fa dia hoe devoly io ary tsy mila fanafody fa ny mpiandry no afaka hitsabo azy!!!
Santionany io!! Ary ny tena loza da ny fianakavian'ilay voafatotra @ rojovy no nametraka azireo ao satria resilahatra izireo fa nitoeran'ny devoly ny zanany!! Hatr@ zazakely 7 taona tsy nahay niteny hatr@ vao teraka no hoentiny ray amandreniny hofatorana @ rojovy sy halana devoly satria izay hono no tsy mampiteny azy!!!!! 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) 8-)

7. badboy
(
30/11/2008 22:04)
http://www.m6.fr/guide-tv/66-minutes-l-enquete-jsp.html?id=gdp2_787429&archive=true
http://www.m6replay.fr/ dia tondroy eo @ ilay biriky "émission" aveo akisaka mandrapahatonga eo @ ilay "66 minutes" dia io no tsindriana!! ;-) ;-)

8. rabilabila
(
30/11/2008 22:35)
Misaotra an'i Badboy nanome ny rohy hoa anay tsy manana fahitalavitra mahazo M6.
Izaho indray tsy gaga mihitsy amin'izany toe-javatra izany .
Efa ela no no-dénoncer-ko teto ny exploitation-n'ireo mahantra ara-tsaina ,satria tsy nahita fianarana firy , izay matetika terrain favorable foana ho an'ny obscurantisme de tout genre .
Ireo mpiandry koa moa efa voto-pinoana loatra ary nanabe ny finoany tao anaty ignorance koa .
Criminel no mamela ireny olona ireny hampita ny virus-n'ny fahakelezan-tsainy ho any amin'ny olona tsy manan-tsiny ankoatran'ny tsy fahafahany nianatra sy ny tsy fahalalany ary ny fahantrany .
Satria koa ny toera-pitsaboana matetika tsy manana ireo fanafody maro hitsaboana ireo marary saina dia mitodika ho azy ireo mahantra any amin'ny mpanao lainga tsara lahatra sy ny mpanome fanantenana poakaty , ary ny mpikobaka am-bava.
Efa no-dénoncer-ko imbetsaka teto ny failles-n'ny fitondrana nifanesisesy teto Madagasikara raha momba ny fampianarana sy ny fitsaboana ny be sy ny bobaka .
Efa niainako manokana ny nahita zazalahy "autiste" nofatoran-draiamandreniny miboridana toa ny aliaka eo an-tokotany teo an-drefan-tranonay, tongavan'ny mpiandry isa-maraina manala devoly ,voatery ni-intervenir moa ny tenako teo ampovoan'izany fanalàna devoly izany ,ary nanantona ity zaza , nisafosafo ny lamosiny , nampisotro rano azy ,nanala moramora ny fatotra tamin'ny tongony , nampandro azy eo am-pihirana ary izany hetsika rehetra izany dia nitondra fitoniana ho azy .
Gaga ireto raiamandreny nahita ity zaza nilalao niaraka tamiko , ary tonga nanontany hoe :inona no tena mahazo ilay zaza ? Noheverin-jareo fa notsapain'andriamanitra no nofaizin'andriamanitra izy ireo satria izay no nasesika tao anaty atidohany hatramin'ny nahatsapana fa tsy mandeha amin'ny laoniny ny fitomboan'ilay zaza ara-tsaina .
Eh oui!!
"Les docteurs du genre humain se conduisent très prudemment, en enseignant aux hommes les principes religieux avant qu'ils soient en état de distinguer le vrai du faux, ou la main gauche de la main droite. Il serait tout aussi difficile d'apprivoiser l'esprit d'un homme de quarante ans avec les notions disparates qu'on nous donne de la divinité, que de bannir ces notions de la tête d'un homme qui en serait imbu dès sa plus tendre enfance."
(Abbé Jean Meslier / 1664-1729 )

9. rabilabila
(
30/11/2008 22:55)
Vao avy nijery aho fa tena stupide , inhumain , révoltant , obscène , tsy hitako intsony izay qualificatif hamaritana ny conneries humaines ......................................................................................................
10. ikaretsaka
(
30/11/2008 23:01)
Averiko indray... tsara ny manam-pinoana fa zava-doza kosa ny jambam-pinoana-->voaporofo izy izany eto!
Misaotra an'i Badoy t@ links
io resaka mpiandry mpiandry sy ny filazana hoe rehefa trangana zavatra miala @ zavatra hita andavanandro dia herin'ny demony io moa dia efa nanaovako remarques be tato foana!
Efa nohazavaiko sy ireo olona mahitsy fo teto (isaorana azy ireo izany) koa io resaka vokatry ny bornagen'ny tsy fahalalana ( centrage loatra..sy refus de comprendre)...rehefa ampiasaina mba anandomboana ny olona innocent dia anisan'ny heloka sy fahotana mahafaty mihitsy....
Tsy te haneso aho fa tsotra ihany ny teniko... "io ary ilay nolazaiko anao tonton...."

11. rakapy
(
01/12/2008 04:04)
Izaho koa aloha tsy nahita ilay fandaharana fa mba mankasitraka ilay nampisehoana azy ampahibemaso e!
Efa taona maro be no nisian'io teto Mada. Fiangonana iray izay malaza no nahitako io fomba io voalohany. Ary efa nanao nitovitovy t@ nataon'i Rabila io ny tenako nefa dia izaho indray no nosoketain'ilay pasitera sy ny mpiandriny hoe devoly. Vitsy miady amin'ny maro moa ka dia tsy afaka firy. Niakatra tribonaly ny raharaha satria na dia alina aza ry zareo dia mitabataba mandraoka devoly hany ka manokataba ny mpiara-monina. Ka tsy afaka ny nandroaka @ alina intsony. Efa dingana iray tsara aloha. Nefa tsy nahafoana ilay fihetsika feno habibina izay fanaony izany.
Fa ny tena mampalahelo @ itony tranga itony dia ireo fanjakana tsy mandray andraikitra na maka fepetra akory amin'ilay "torture diabolique" feno tsy fanajana ny zo maha-olona izay mody fonosina @ anaran'Atra.
Ireo fianakaviana nampiditra ny marariny ho roasina devoly dia tsy homena tsiny fa izay no nanabeazana azy ary koa efa tena addicted tanteraka @ anaran'i Jesosy .

13. Noue
(
01/12/2008 06:29)
ny ahy aloha dia ny zavatra ataon'ireo oe mpiandry no tsy zakako eeee ! raha tena devoly marina ve no nahazo , oatra zao ilay zazakely 7 taona tsy miteny io aaaa ! inona no maha devoly nahazo azy zao ?????
dia mba tonga saina ve ireo olona oe mpiandry ????? misy olona enchainée pendant 6 mois mahintsiny nefa ny mpiandry tsy mahita lazaina ??????
tsy tokony hampiratra ny voamasony ve oe toa tsy misy dikany zao zavatra atao zao satria amiko aloha aaaaa ! raha tena devoly no mahazo ireo olona ireo ka tena efficace zany oe mpiandry manala devoly zany , tsy efa tafavoaka daholo ve ireo olona enchainées ireo eeee ??????

15. ikaretsaka
(
01/12/2008 06:48)
Io tsy fahampiana fahalalana io nefa midrikina hoe ampy sy miseho mampiasa azy hanaovana zavatra tsy takatry ny saina nge mainka mampi idirandoza e!
Tsy adala akory ny mianatra theology taona maro nefa tsy manao an io,
Fa matetika le tsy feno ihany no mokobana

16. Noue
(
01/12/2008 06:55)
je suis outrée eeeee ! aleko lavitra hivavahako manokana ary angatahiko an'Andriamanitra mba hanampy ny mpitsabo, indrindra io zazakely vao 7 taona io fa tsy fatorana tahak'zao eeee !
18. badboy
(
01/12/2008 07:40)
Ny olana @ io dia ny fanjakana mihintsy no mamatsy vola sy manohana ireo mpiandry hanao io fomba io!!!
Hitsindalana be fotsiny ilay filazana hoe ny aretina mahazo ireo olona ireo dia avy @ devoly!!! Tsy te hisahirana hikaroka hoe inona marina no mahazo ilay olona!!! Ilay saina tia karokaroka mihintsy no tsy ao intsony na ezahana ho potehina, hany ka manaiky tsisy fetra ary tsy ampandinihina ny FOMBAFOMBA LOTERIANINA, izay mifanohitra tanteraka @ zo mahaolombelona!!!
Ka raha ny fivavahana natao hanavotra indray no mamatotra ka inona intsony izany???!!!! :evil: :evil:

19. badboy
(
01/12/2008 07:43)
http://www.ipernity.com/doc/54935/album/72443 io no tena mahafehy ny zavamisy miaraka @ sary!! Mety ho hahatohina ilay sary ka raha mora tezitra na mora tohifo dia aza jerena!!!
20. prime
(
01/12/2008 07:51)
Raha amin\'ny mahaolona dia mahonena tokoa ny mijery olona voafatotra vy sy rojovy...
Ny tena olana angamba dia ilay asan-devoly mihitsy... raha tsy inoana mantsy ny fisian\'izany dia mitombina ny resahanareo hoe tsy mendrika amin\'ny zo mahaolona... indrisy nefa fa tena misy ny asan-devoly... ary eo angamba no tena itoeran\'ny resaka raha hisy fa tsy ny fatorana vy sy rojovy, satria tsy ho azonareo velively ny momba izany raha tsy fantatra ny antony...
Raha miditra \"centre psychiatrique\" fotsiny aza dia fomba maro no karazana fitsaboana atao, \"isolement\", \"immobilisation\", \"cure sous calmant\", ankoatra ny \"soins\" sy ny \"traitement\" tsy maintsy atao... ary ireny rehetra ireny dia tsy zakan\'ny sain\'olombelona rehetra rehefa mahita ireny isika... saingy na any aza dia mila ireny satria mandalo izany ny fiarovana ny ain\'ilay marary sy ny ain\'ny manodidina azy ary indrindra fanamorana ny fitsaboana atao rehetra...
Ka raha ny hiatrika ady amin\'ny devoly dia tsy mahagaga ny zavatra misy toy izany... fa tena ady io, ary tena mahafaty raha tsy miambina sy miorina tsara... asa fahita eny amin\'ny toby fifohazana rehetra ny toa izany fa tsy zava-baovao tsy akory... saingy tsara tokoa ny ahitan\'ny olona izany... saingy tsara lavitra raha aseho ihany koa ny asan\'ny devoly fa tsy rehefa ilay mody alamin\'ny devoly sy mody ataony mahonena ilay marary dia voafitaka avokoa ny rehetra... fa rehefa mihetsika izy dia afenina... :)