Fandaharana t@ M : ankona tanteraka aho nahita ilay fomba
81. tywa68
(
02/12/2008 16:27)
Diam : ilay fatorana anie ka lazaina fa possédés e ! d eo no mandreraka satria rehefa tsy hay traiter-na zany d devoly ??
Tsy mandà ny fisian'ireo violents lazainao aho satria misy tokoa io voafatotra @ draps lazain'i Ika na omena fanafody mampipetraka azy sns... fa tsy fatorana ohatran'ny alika @ rojovy !
Ny fanatsaràna ny misy ny marary mandoa vola aza tsy vitan'ny fanjakàna, koa maika fa olona osa sy adala ohatran'ireny !
Dia ireo olona Mpiandry ireo tokony hanampy @izay tsy mety ataon'ny état ohatra, na manampy ny fianakavian'ilay marary, no lasa manao ny danin'ny kibony, satria mahay manala devoly sy manana ny marina, d tsy azo toherina ! Dia mahagaga anao ve raha ny adala taloha ihany no lasa Mpiandry à la fin du reportage ? :°)

82. diamondra27
(
02/12/2008 16:28)
heno hatraty am virtuel ve le fofona ry ika
vazivazy izany fa possible daholo ireo lazainao ireo e, ary miombon-kevitra tanteraka amin'ilay hoe diagnostic aloha vao miasa
fa izao ange ry ika no mitranga e , ny zavatra hitako ihany ity lazaiko ity an, misy izany ireny mpiandry ireny aloha tsy nandia fianarana izany fa fampianarana ataon'nny lehiben-jareo no azoy dia ampihariny.
Aiza moa akia ry ika no hahalalan'ny olona izany hoe epilepsie izany ohatra fa dia hoe androbe ny hamantaran'ny gasy azy ary efa voalentika any antsaintsika izany fa asan-devoly ka dia miroboka ny mpiandry manao ny asany e.
MIla fanitsiana kely izany ilay izy fa rehefa tsy mnandia fianarana sy tsy nisy nampianatra de eny amin'ny cours de recreation eny no mba mitsimpona izay azo.

83. diamondra27
(
02/12/2008 16:34)
tywa: ka raha tena possede tokoa leizy aloha de misy danger ho an'ny hafa le izy e
fa izaoange no tsara fantatra e ohatra aza izao nisy ol drogue de nanao hallucination de avy eo mety mamono ol izy , ahana no ataonareo am zany? avela amin'izao sa ahoana.
ohatra iny a
fa le eto izany de possedes we ahoana , on ne sait pas le tena mi possede azy no anontaniako an
inona ny historique-ny sns fa tsy hoe nalaina sary de ze azo teo no itsarana le olona.

84. ikaretsaka
(
02/12/2008 16:34)
Ny azo tsoahina @ ireo nomen I diams ireo dia hoe tsy misy hifandraisany @ devoly niditra mihitsy ny autisme fa aretina ohatran ny aretina rehetra ka fitsaboana no ilaina fa tsy asandevoly
85. tywa68
(
02/12/2008 16:40)
Diam : koa inn indray moa no ho resahintsika eto raha tsy ny zavatra hita teo @ ilay reportage !
Ny be n'ny tanàna ve miteny hoe misy devoly d fatorana d inn indray no mbola angatahinao historique...
Ilay traitement atao an'ilay olona anie no tena tsy laitra jerena e ! (na d efa re aza taloha, zao misy sary mihetsika d tsy hay adinoina).
Amn'izay @anaran'i Jesosy foana no hanaovana zany...d rehefa tsy mahay manohitra an'ilay fivavahana entin'ireo mpiandry ireo zany d asorina devoly sy ho fatorana...d rehefa mahay manao comédie ohatran'i Jocelyn miteny AMEN AMEN d avela kely :°) ary tena lasa adala ny farany ...

86. diamondra27
(
02/12/2008 16:50)
tywa a na miteny aza ny be ny tanana we misy devoly le ol de ilaina mahalala azy we inona le karazany fa tsy atao fatsy be mantsina. Izay no tokony fantarin'ny mpiandry sy efa voalaza tetsy ambone hoe tsy ampy fahalalana fa izay nampianarina azy ihany sy izay nanendrena azy ho mpiandry dia izay no ataony
ohatra we marary za zao , voan'ny tazo sa marary kibo sa inona
Efa renareo moa le olona marary saina nivoaka ny hoptaly psy taty france de namono olona?dia alaivo an'eritreritra amin'izany ny zavatra mety hitranga hoe: asandevoly ve ny mamono olona sa tsia
ika mila fitsaboana fanafody sy vavaka ilay autisme ka

88. Noue
(
02/12/2008 17:18)
tywa68:
Diam : koa inn indray moa no ho resahintsika eto raha tsy ny zavatra hita teo @ ilay reportage !
Ny be n'ny tanàna ve miteny hoe misy devoly d fatorana d inn indray no mbola angatahinao historique...
Ilay traitement atao an'ilay olona anie no tena tsy laitra jerena e ! (na d efa re aza taloha, zao misy sary mihetsika d tsy hay adinoina).
Amn'izay @anaran'i Jesosy foana no hanaovana zany...d rehefa tsy mahay manohitra an'ilay fivavahana entin'ireo mpiandry ireo zany d asorina devoly sy ho fatorana...d rehefa mahay manao comédie ohatran'i Jocelyn miteny AMEN AMEN d avela kely :°) ary tena lasa adala ny farany ...
zay indrindra manko eee ! ny mahagaga ahy dia ireo oe mpiandry hono dia tsy mivakl mahintsiny oe sady voafatotra @ rojovy ny olona no atao miaraka @ malotony ao ! aiza re zany eeeee !
ny anaran'Andriamanitra lava zao no hatsohina tsisy farany nefa tsy mijery ny fijalian'ny olona akory ry zareo !!!!
:evil: :evil: :evil:
89. Noue
(
02/12/2008 17:24)
zazakely manana olana @ fitenenana hatramy naha zaza azy dia lazaina fa misy devoly aaa ! fatorana eo antokotany @ rojovy ! ny masony mipitrapitra ery manontany tena oe maninona no fatorana tahaka zao ????? mitazona ny rainy ! mahonena eee !
misy dia oe efa 6 volana no voafatotra tahakzao miaraka @ malotony dia oe misy devoly ko aaa ! dia nandritry 6 volana ve dia tsy vitan'zany oe mpiandry zany no nanala zany devoliny zany ???????

90. diamondra27
(
02/12/2008 17:29)
Noue lasa resaka hygiene ndray zany le izy
f'angah hono tokony ho mpiandry no hanao izany, sao kosa efa misy manao io asa io fa tsy nanao izy na tsy nandalo tam andron'ny reportage,
tsy hay wa izany fa aza tonga dia miteny we tsy mety ianareo fa za dia momba ilay voalazanareo hoe mila fahadiovana ilay olona na dia marary saina aza
dia inona izany izao no fanapahan-kevitrareo eto amin'izao zava-mitranga izao e, hiteny any amin'ny fanjakana ve sa handefa vola hanao fanampiana sa hampianatra ireo mpiandry ireo =manome infos
Raha mbola tsy fantany wa zany de tsy maintsy mi-wawawawa eto foana isika
za zao tsy misy azoko atao raha tsy ny mivavaka ho azy ireo fa ny tena aty an-tany lavitra aty, moa tsy afaka hizara 2 ny tenako ka hanampy etsy sy eroa

91. booboo
(
02/12/2008 17:37)
Ry zareo journalistes an'i M6 any dia mahay mifidy andro handalovana mihitsy, mahay mi-cibler ny olona hadihadiana ( rehefa tsy mifanaraka @ ilay image tiana haseho araka ny fomba fijery tian-dry zareo hapoitra dia efa tsy handalo ny camera zay ), sns. Ary tsy vao io ihany ny reportage n'ny 66 minutes mampiseho raha tahaka izao... zà klou tsy mahatoky M6 zany ê !
92. diamondra27
(
02/12/2008 17:48)
booboo ka zay indrindra ange ho aho e, za tsy manda we tsy marina le hita satria tsy truque le izy fa le cote positif tsy aseho fa zay tiana aseho ihany dia ianao zany no maminavina ... zay no maha reporter ny mpanao gazety wa :oops:
93. heidi
(
02/12/2008 17:53)
ikaretsaka:ahako koa tsary nahita anzany
Mba misy afaka manao famintinana sy manazava misimisy kokoa ho anay tsy nahita le m6 ve nareo ze nahita aloha mba hitohizan'ny adihevitra?
Inona ro nitrnga tao dia inona momba ny mpiandry nohazavaina tao dia inona ro nahaontsa tao?
Misaotra mialoha
:?
94. kotobekibo
(
02/12/2008 18:03)
booboo:
Ry zareo journalistes an'i M6 any dia mahay mifidy andro handalovana mihitsy, mahay mi-cibler ny olona hadihadiana ( rehefa tsy mifanaraka @ ilay image tiana haseho araka ny fomba fijery tian-dry zareo hapoitra dia efa tsy handalo ny camera zay ), sns. Ary tsy vao io ihany ny reportage n'ny 66 minutes mampiseho raha tahaka izao... zà klou tsy mahatoky M6 zany ê !
Misy mahamarina ny lazainao hoe matavy resaka ny mpanao gazety , fa iaraham-mahita anie ilay zvt fa tsy hoe montage na koa hoe effets speciaux e!
Azo ampiseho koa ankehitriny ireto vazaha matory any anaty ala majinika ( trano sansé planstink sy labasy ary baoritra ) ao antanan-dehibe aty ivelany , tsy midika izany fa tsy misy mihaina milamina ny ol eto frantsa na new york ...
Ref diso izy d diso na mpivavaka na tsia , tsy mety ny ataony . Na tiana aza ny zaza hono ref manaiki-nono akifika . Aza miaro ny diso na an'ny tena aza
Raha teo imason'ny vazaha no niresaka aho d niaro azy kely angamba , fa izy ity resaka entre antsika malagasy .
95. ikaretsaka
(
02/12/2008 18:04)
booboo:
Ry zareo journalistes an'i M6 any dia mahay mifidy andro handalovana mihitsy, mahay mi-cibler ny olona hadihadiana ( rehefa tsy mifanaraka @ ilay image tiana haseho araka ny fomba fijery tian-dry zareo hapoitra dia efa tsy handalo ny camera zay ), sns. Ary tsy vao io ihany ny reportage n'ny 66 minutes mampiseho raha tahaka izao... zà klou tsy mahatoky M6 zany ê !
Anisan' ny maha journaliste ny journaliste io ka, fa na hi cible tahak ny inona aza izy (efa nanao reportage teny @ pedro ireo ary efa tany calcutta tany @ teresa koa) fa rehefa tsy hitany ny porofon'ny facette tiany ho ciblena dia tsy afaka haninona izy, raha voadio tsara ny pot nao inona na @ ora inona na fotoana inona ka na @ firy na @ firy ny Ora hahatongavany afaka haninona izy?
Rehefa tena dinihina koa nge de zay koa anisan'ny asa fiandrasana aminy e, anisan'ny karazana drill sy fanazarantena @ le ho tampoka ny fiaviany ka raha tena "mpiandry" tokoa ny tao dia efa niomana t@ zany.... hehe
Porofo 1 koa izany fa fetsarambelatsihy le izy.... hoe ho avy ry,..... fa diovy ny pots dia esory ny chaines....tsssss
96. Noue
(
02/12/2008 18:51)
zao fotsiny eee ! aza ny anaran'Andriamanitra no hatsohina tsisy farany tahakzao fa ahirato ny maso oe mba mijaly ve ireo olona fatorana @ rojovy miaraka @ malotony !!!!
97. ikaretsaka
(
02/12/2008 18:58)
Zay manko..... tokony handini tena oe mendrika ny hiantso Azy hanampy azy ve reto olona ireto nefa ny zanany aza ataony mihinan'ny am..... (sens propre)
98. booboo
(
02/12/2008 19:29)
Kotobekibo, Ikaretsaka > na izany na tsy izany, amiko manokana tsy professionnels mihitsy ny journalistes n'ny M6 ary io tsy " fahafehezana " ndry zareo an'io raha io no tsy hatokisako izay reportages rehetra avoakan-dry zareo fa tsy ny inona akory. Betsaka no nanao reportages momba ny raha tsy manjary sy mampa-ankona sns miseho eran-tany fa amiko manokana, hita taratra @ fandehan'ny reportages eny foana ny maha pro na tsia izay nanao ilay izy. Tsy ny mpanao gazety rehetra koa no nolazaiko teo fa ry zareo ao @ 66 minutes manokana - groupe M6 manokana.
99. badboy
(
02/12/2008 19:36)
Booboo sy ny tariny >> Ilay fanadihadiana nataon'ny mpanao gazety vahiny dia tsy io ihany fa efa misy maromaro. Efa napetrak'i rabila ao ambony ao fa tsy M6 ihany no efa nanadihady fa France 24 koa (izay groupe France télévision ka tsy misy hifandraisany @ m6). Ny sary asehon'izireo sy ny olona voafatotra dia tsy mitovy fa ny lohahevitra dia iraisany!!! Ty ilay fanadihadiana france 24 http://www.france24.com/france24Public/fr/dossiers/grands-reportages/20071026-Reporters-madagascar-psychiatrie-enchaines-exorcisme-religion.php
Inona moa no tena olana :
1°- Ilay olona gadraina tsisy fitsarana na ny kely aza!! Ny mpitsara dia ireo mpiandry izay lazaina fa nisy devoly taloha @ anaran'i Jeso kristy!!
2°- Ny heloka vitan'izireo dia satria hitoeran'ny devoly!! Inona ny porofo : satria na tsy miteny, na adala aratsaina, na koa tsy manaiky mandeha makany ampiangonana.
3°- Tsy nanontaniana ny hevitr'ireo voafatotra rojovy fa tonga dia nofatorana satria
Avadiko ny resaka ka anotaniako ary ianareo hoe raha toa moa ka izireo indray no miheritreritra fa ianareo no manaonao foana ka fatorany tahaka io @ rojovy sy ivavahany @ izay tiany hivavahana hanalany izay lazainy fa tsy mety dia hanaiky ianareo ve?? Mino aho fa TSIA ny valiny!!!
diamondra >> Atahorana hamono olona ozy ianao : Efa namono ve izireo rehefa nirenireny tena andalana teny nandritra izay fiotoana rehetra nitoeran'ny adalana tao aminy izay?? Raha nisy izany dia mino ve ianao fa avelan'ny fanjakana hirenireny eny ireny fa tsy tonga dia nogadrainy??? Tsara ilay hevitra fa saingy mitsidiangidaingy be!!!
prime >> Inona no zavamiseho : olona maromaro mifatotra @ rojovy anaty efitrano tsy misy kidoro, tsy misy lavapiringa ary tsy misy trano fisaikana !! Misy tokoa ny famatorana ireo marary saina any @ hopitaly psychatrique aty france fa saingy tsy @ rojovy fa @ fehy vita @ hoditra, ary eny ambony fandriana izireo no afatotra fa tsy eny amin'ny tany feno amany!! Misy lavapiringa ahafahan'izireo manditsaka ary misy trano fisaikana ahafahany mandro!!
Ka rehefa hitsabiihany dia hataovy hatr@ farany miaraka @ fanajana ny mahaolombelona!! Sa rehefa lazaina fa tsaboina alana devoly dia tsy mendrika ny ampiasana fitaovana matotra???
Inona moa no antony namatorana ilay zaza teo ambodihazo : dia satria nahavita eloka mahatsiravina izay mitoetra ao anatin'ny tsy fitenenany!! Tsy fahamoanana io na koa olana "ortophonique" fa devoly ka mila fatorana @ rojovy!!
:evil: :evil:

100. booboo
(
02/12/2008 20:26)
Badboy > nanaraka an'i an'ny France24 io aho t@ io fotoana io. Haveriko indray fa ny professionalisme n'ny journalistes 66 minutes n'ny groupe M6 no teneniko fa tsy ny journalistes hafa sy ny thème akory. Tsy @ reportages @ télé ihany no nisy an'io koa fa efa nivoaka t@ Histoire et Civilisations koa io.