Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Mihavana ( 25/11/2008 07:11)
Inty aho
Mba saika hangataka tononkiran'i Ambondrona titre hoe Inty aho fa tena revin'ny vadiko be mihitsy ilay izy, dia mba hianarana koa hatolotra ho an'ny zanakay. Misaotra indrindra e... tohiny
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 20:31
xxx ( 25/11/2008 06:03)
Tonga ny Mesia
Mba mitady ny tonon'ilay hira misy hoe: "[b][i]Tonga ny Krismasy, ry Malagasy, Izao tontolo izao hiara-paly aminao![/i][/b]". Dia misaotra mialoha ary mirary Noely Sambatra ho antsika sahady. :D ... tohiny
novalian'i hevitra ny 12/12/2011 15:59
xxx ( 25/11/2008 05:29)
toiany fa maninona
lasa blabla b lé valipanotanina fa izao ary ,ny akamaronareo miteny hoe"sous en-tendu" samy accro na ny vevavy nany lela aminy sexe , fa naona ary no isaky ny misy histoire de vio,dé lé léla foan... tohiny
novalian'i apache ny 09/12/2008 12:45
bazylou ( 24/11/2008 22:36)
vita hatreo
ny orinasa malagasy ao MAda! tena vita matavy, io ilay nolazaikoanao ry naughty... tohiny
bazylou ( 24/11/2008 22:29)
esy e ry zava bita e!!lool
vita marian , le izy kle!!! tongavan'ny oranindray mandeha dia lasa zava tsy vita intsony le izy !!! loool vita daholo ny lalana, sy ny trano , sns :-D :-D ... tohiny
novalian'i dahuily ny 15/12/2008 20:56
rodro ( 24/11/2008 15:12)
tsy tafiditra mitsy zaho
miarahaba anareony tenako mba misy afaka manoro ahy ve ianareo hoe atao akory no manala io saritava ao @ serasera io sariko mitsy mako no ao nefa zaho tsy afaka mapiditra sary ao @ besiny maro mitsy ... tohiny
novalian'i karandoha ny 30/11/2008 21:31
penguin ( 24/11/2008 14:59)
Mba hasehoy ny vahoaka ary ny Filaminanareo e
Miandry ny mahay mandamina ny vahoaka ary mila ny tena fatratra ka mba hampisehoy ary izato filaminanareo mba hiantsampazan'ny vahoaka ry zareo o. Sa ny fampiresahana ihany no atao betsaka ahadonto ny... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:07
Alacadence ( 24/11/2008 13:29)
tononkira malilo ninie donia
manao aona daholo mba alefaso ny tononkiran'ny "malilo" de ninie donia raha mba manana fa tena tadiaviko. misaotra mialoha... tohiny
mimick ( 24/11/2008 12:02)
aza avelanao y-zit
aza avelanao -y-zit ex- tragédie... tohiny
fyytia ( 24/11/2008 10:50)
vhf
mbo te ahita ny mikasika an'i Nali oe za ra misy mahay ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2008 20:16
cyan ( 24/11/2008 09:44)
ilay masoandroko isa 2 3
(l) tena tiako be le hira satria mifanaraka am le toe-javatra mitranga amiko amzao le izy sady le mpihira azy koa efa mandroso @fivoarana be na professionalisme de tohizo ry reto fa reveko be a! (l) ... tohiny
cyan ( 24/11/2008 09:43)
ilay masoandroko
(l) tena tiako be le hira satria mifanaraka am le toe-javatra mitranga amiko amzao le izy sady le mpihira azy koa efa mandroso @fivoarana be na professionalisme de tohizo ry reto fa reveko be a!... tohiny
deric ( 24/11/2008 08:15)
Raise your voice
Mba lasalasa ihany ny saiko na dia mahafinaritra aza ilay izy. Tsara ny raise Your voice fa mampisongadina ny fiderana ny Nahary ary mampisongadina koa ny talentan'ny gasy amin'io fiderana Azy io. Ny... tohiny
ravatorano ( 24/11/2008 05:10)
lasan'ny Akademia ny Atsika ny tompondaka
Kitra – Tompondakan'i Madagasikara Norombahin'ny Akademia Ny Antsika ny amboara Tsara fanombohana ry Ibrahim tamin'ity lalao ity, izay nahay nifehy ny baolina 8 taona aty aorian'ny nitsangan... tohiny
moi ( 24/11/2008 04:40)
Very tao am-piangonana PSR-1500
Very tany am-piangonana ny Yamaha synthétiseur PSR-1500 ka mba manao antso eto sao mba misy mahita. Manorata amiko raha mahita làlana mety hitondra ny fahitana azy fa hisy valisoa. Niaraka tamin'ny ... tohiny
novalian'i moi ny 01/12/2008 05:31
rakapy ( 24/11/2008 04:02)
Ny fiangonana xana sy ny famelan-keloka
Mba gaga aho raha sendra nijery ity vaovao tamin'ny gazety iray ity. 42 taona aty aoriana hono va namela heloka i Vatican! Raha tany amin'ny taona 1966 no nanambara tamin'ny mpanao gazety iray ta... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2008 00:18
Vargas ( 23/11/2008 20:00)
Mba omeo sopapa ry namako
Miarahaba ... Sadaikatra ihanay ny ten manoratra ety nefa moa niangavian'olona dia manatateraka ny antsony.Ka indro ary.Misy namako foin'ny ankizy izahay mba niangavy tamiko hoe ahoana ny fomba atao ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 28/11/2008 11:25
iiinnniav ( 23/11/2008 18:00)
misy gasy maro ve eto Denmark
Salama daholo, fanindroany aho no nanontany, moa ve mba misy gasy mipetraka Denmark? Mazotoa daholo e... tohiny
novalian'i tolipy ny 25/01/2009 18:01
emi ( 23/11/2008 13:15)
Ny Voninavoko Mananjary
manaona o! mba mitady ny tono-kiran'i Mananjary za izay hirain'i tarika Ny Voninavoko , misaotra mialoha tompoko o!... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/11/2008 11:21
badboy ( 23/11/2008 08:48)
Ny fomban'ny Ntaolo mifandray @ testamenta taloha
Ny sorona (biby alatsadra dia dorana) , ny finoana ny zanahary tokana (créateur), ny fahatahorana ny zanahary tokana, ny finoana ny fisian'ny fiainana any ankoatra dia efa nisy talohan'ny nahatongava... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2008 21:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5163