Mba omeo sopapa ry namako

1. Vargas ( 23/11/2008 20:00)
Miarahaba ...
Sadaikatra ihanay ny ten manoratra ety nefa moa niangavian'olona dia manatateraka ny antsony.Ka indro ary.Misy namako foin'ny ankizy izahay mba niangavy tamiko hoe ahoana ny fomba atao mba handanana hiasa sy hipetraka any Canada.Ka raha mba misy namana eto ka efa mipetraka any na mahafantatra ny lalana dia mba atoroy azafady.
Misaotra!
novalian'i Lejoba ny 28/11/2008 11:25
2. rodro ( 24/11/2008 13:56)
Zaho de milaza fatsy olona manana bacc tsy tafiditra ao mitsy ny dadatoako vo lasa taminy marainateo any canada
Mafy ihany aloha no idirana ao satria raha mbola tsy manana havana ao ianao de na mahita lalana aza mety tsy hotafiditra mitsy ?
3. fahamarinana ( 24/11/2008 14:15)
:arrow: k'izay ary no mba hangatahany hoe ndrao mba misy olona afaka hanampy fa rodro kounkouh.. (l)
4. Lejoba ( 28/11/2008 11:25)
Any Dago ilay ol sa eto France? Afaka manatona mivantana ny délégation du Québec mantsy. Fa ny tena ilain-dry zareo dia olona manana niveau d'études bac+3 na expérience professionnelle mifanahaka @ izay. Mila infirmiers sy infirmières be dia be izy izao koa hararaoty, na manaova formation haingana hanatsaràna dossier. Tsy mandray dokotera (eh oui). Francophones no tadiaviny nefa ilainy koa ianao mahay teny anglisy.
Raha any Dago dia mila manana épargne 200.000.000 fmg (manana an'izany aho ve dia ilaozako mitonantonana hanorim-ponenana any an-tanin'ol?). Sady ny ao @ ambassade du Canada ao Dago malaza "mi-kaka" dossier (tsisy accent io fa tandremo an!!!).
Eto France nefa, 6mois à 1an eo dia mivoaka ny certificat de séléction du Québec (CSQ) étape importante pour immigrer au Canada.
Ny mankany @ Canada miteny anglisy indray tsy arako.
Mazotoa eh
Dia mampamangy @ namana rehetra any

:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.364