Mba hasehoy ny vahoaka ary ny Filaminanareo e

1. penguin ( 24/11/2008 14:59)
Miandry ny mahay mandamina ny vahoaka ary mila ny tena fatratra ka mba hampisehoy ary izato filaminanareo mba hiantsampazan'ny vahoaka ry zareo o. Sa ny fampiresahana ihany no atao betsaka ahadonto ny sain'ny kil eee?
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:07
2. tataka ( 25/11/2008 14:31)
Hoy tataka hoe: Ny mandrovitra no hainy ary ny mandrangitra sy mampidera ny zava-bitan'ny olona ivelany. Ny vitany tsisy ka tsy handamina akory izy fa manimba no hainy. :snif: :snif:
3. penguin ( 28/11/2008 13:13)
Toa tsy hita hoe haninona na haninona fa manadala saimbahoaka fotsiny ve ry lereto ooo? Vahoaka iza no andany andro amin'ny tsy hinanankanina sahala ireto milaza handamina nefa tsisy raisina ireto?
4. andrywui ( 11/12/2008 12:55)
ary tratrako ato ndray le penguin an!! raha mis alou ny misavoritak amzao de ny tim !! miady toerana sy ho fidina ry lerony..!:fa izao alou ,afaka mandamina ny eo amin'ny fitondrana alou zao satri eo ampelatananay ny volambahoak !!ka eo antanany kosa ve iny hiady ndray izy fa vo maika mifanafosafo aza izy oe mba ampio kely ny ahy papa fa manify a!! ka aiza no hiadivany!! fa ny an'ny mpanihitra ane ifampitadiavana na vola hanaovana hetsika aza e!! sady hoy kou ny mpitondra oe mba manaova ary ra mahavita e!! ka ny volambahoaka eo antananao kou aiza ary izy zany!!! iny ihany no mody hanaovana zavatra kely etsy ny ampahany kely defa hiantsoana anjombona eran tanana amzay oe nahavita zavatr'eee! ity ny zavabitaKO e! nefa ampahany kely fotsiny io fa matevina efa lasanko razana..mbol hoatao ampamoaka aminio kou alou reo fa akanga alou e!!de hitarina ngodangoda io Antanimora io amzay fa kely balitika loatra
5. penguin ( 12/12/2008 07:44)
Efa hoe raiso ilay fitondrana dia omeo ilay milay fa tena miandry izany ny vahoaka. Raha tsy haninotsianino dia hakombony ny vava fa mandany andro.
6. andrywui ( 12/12/2008 13:07)
ary ty ry penguin tena tsy manankevtr ho volanin mitsy fa manao bontolo resak fotsin ty an!! aza entipo papa mbl ho lav izy ty a! miakats tansio eo any!!! calm enao rainilita a!her!her!her!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502