Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 19/11/2008 13:22)
Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
Mahatsapa aho fa misy olona mahatsiaro voatsindrona refa misy dinika ka mifandraika @ ilay fiainan'ilay olona.....Raha oh zao misy dinika mandé nefa tsy izy akory no tenenina d lazainy fa izy,ka laza... tohiny
tsifoina ( 19/11/2008 10:39)
Fanontaniana
slt ! azafady tompoko fa maninona rehefa mandefa hafatra ho an'ilay namako Don 109 zah dia tsy lasa foana ny hafatra fa misy olana... tohiny
novalian'i hery ny 19/11/2008 11:57
Saroy ( 19/11/2008 09:21)
Fivavahana
Mbola tsara ny ,TOMPO ,mahereza mivavaka ... tohiny
novalian'i felanawil ny 07/12/2008 12:00
rahery08 ( 19/11/2008 05:24)
mety mahafoy Andriamanitra
: Nahoana ianareo no mandika ny didin'i Jehovah ka tsy mahita fanambinana? Satria efa nahafoy an'i Jehovah ianareo, dia nahafoy anareo kosa Izy. » (2 Tantara 24:20b) Mety mahafoy Atra : Tantara s... tohiny
novalian'i rahery08 ny 22/12/2008 08:22
fijo ( 18/11/2008 22:52)
maso krispijo.
mba namonjy batemy tao amin'ndry kanto tao marseille ny krispijo,ka di amb ahilaza kely izay voamariky ny maso tao. vopalohany aloha ,dia tara 5 mn ny fiantombohana.io moa azo tsinotsinoavina,satri... tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2008 00:10
joace91 ( 18/11/2008 18:59)
kawitry
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kawitry/video/x7bky3_diapo-kawitry-romi_music ... tohiny
niryna ( 18/11/2008 16:34)
Samosa efatra $ 204 no vidiny
Asa hianareo raha efa nandeha toerana ka raha vao mahita ilay olona fa vahiny dia hambakainy ny tena.Efa nandalovanay izany rehefa tonga any an-tanana izahay ary tsy indray mandeha ihany fa imbetsaka... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:30
xxx ( 18/11/2008 16:20)
sipa mitady kofy
sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra, ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 11:07
bolosy ( 18/11/2008 10:48)
mba omeo hiran'i sitraka e
za de mpakafy ny tarika Sitraka hatramin'izay(l). Nitady tononkira anefa aho de tsy nahita tato, ka mba omeo zay manana e! Ohatra hoe le hay ve iny. Misy slow rock milay be iny koa. de ilazao izay vao... tohiny
rkat ( 18/11/2008 08:39)
Jaojoby: Mahangoma
Manahoana, Mba afaka mahazo ny tonokiran'i Jaojoby ilay mitondra ny lohateny hoe Mahangoma ve azafady. Misaotra mialoha ery dia mirary andro mahafinaritra rkat... tohiny
nomenahary ( 18/11/2008 07:46)
Fangatahana tononkira
Mitady tononkiran'ny "NY AKO" amin'ny teny frantsay iray aho. (Tsy sûr aho na "Ny ako" no mihira azy) Misy afaka manampy ahy ve? Toy izao ny fiandohàn'ilay hira Jésus-Christ est la vraie source ... tohiny
novalian'i Hajaznkdd ny 24/06/2012 21:00
deric ( 18/11/2008 07:39)
NOEL
Efa manakaiky ilay Krismasy na ny Noel. Ny Nahatonga azy ho NOEL no mba mahagaga ahy; Inona ry reto ny heviny a! Ny nahatonga ilay andro Krimaszy hoe NOEL no tena tiana ho fantatra. misatra arivo ... tohiny
novalian'i deric ny 24/11/2008 07:47
ni81 ( 18/11/2008 07:36)
Vehivavy 4000 te hanambady vazaha
Mahafinaritra ahy ny mitsidika ireo blogy isan-karazany. Maro amintsika angamba no efa nahita ity resaka ity tao @ newsdago, ary misy maro ihany koa tsy mbola nahita azy ka dia nentiko eto mba hitafat... tohiny
xxx ( 18/11/2008 07:25)
dedicace ho an'i booboo and co 6th namana serasera
vita iny ny fety hita ireny ny sary ary nanao ahoana ny kaly sy ny mofomamy sns raha teo zao booboo tena nahay nanao koms tsara we nanao ahoana ny siran'ny nems sy samosa sy ny kabaro etc...... tohiny
novalian'i fijo ny 20/11/2008 21:55
niryna ( 18/11/2008 07:04)
Raha tsy ATra no mitantana ny fiainantsika dia Iza ?
Raha ohatra tokoa ka tsy Atra no mitantana ny diantsika,ny fiainantsika ,ny firenena rehetra dia iza ? Raha ohatra ka tsy misy olona hafa akoatran'Atra mitantana ny fiainantsika dia milaza ve iz... tohiny
piozila ( 18/11/2008 06:24)
Virus Foza orana, mbola tsy hahitampanafana
Mimenomenona ny ankamaroan'ny olona fa misy virus FOZA ORANA izany izay mampikorontana ny icone rehetra amin'ny bureau. Ankoatr'izay dia ovainy daholo ny commande, ohatra: raha manao ouvrir amin'ny fi... tohiny
novalian'i tetsu ny 21/02/2009 12:33
nomenahary ( 18/11/2008 05:42)
notre vie avec jesus
hiran'ny ny ako... tohiny
eros7 ( 18/11/2008 04:12)
LAY ANJELIKO (MIRADO)
MBA OMEO AN'IO HIRA IO ZA... tohiny
lazounet ( 18/11/2008 02:58)
Soirée Serasera du 15/11/08 by Lazounet & Kalasnou
Sary sahabo ho Fito amby zato teo no voaray ka http://aol.pixum.fr/viewalbum/id/3792794 aloha. Raha kamokamo ianao dia http://aol.pixum.fr/slide/3792794 ny diaporama. Mbola valaka aloha izao f... tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2008 22:03
bazylou ( 17/11/2008 23:59)
jereo ity
madagascarcolis.tk, ;;;;tena serieux io an... tohiny
novalian'i xxx ny 19/11/2008 13:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9231