Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i piozila, milahatra araka ny daty
piozila ( 28/08/2011 17:50)
Maty hono i Nadine
Lasa nanaraka an'i Tpkl Sylla... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 05/09/2011 06:41
piozila ( 20/11/2010 08:40)
Any ianao ry Andrywui
1-tena mahagaga ianao ity (na koa mampahatsiaro ahy ireo mpanao politika namotika an'i Madgasikara) Hatramin'ny 2008 ka hatramin'ny octobre 2010 ianao dia tena fanatik be an'i Radomelina ary tena miak... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:26
piozila ( 02/11/2010 14:42)
Ho an'i Komanda Sarla
Any ianao Komanda Charles, Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) no nanome galona anao sy ireo namanao ... tohiny
piozila ( 16/10/2010 08:52)
NA INONA FANOVANA ATAO MOMBA NY TETEZAMITA NY OLOMELOKA, OLOMELOKA FOANA
Noforonina daholo izao karazana andry radomelina(azafady : izao andrimpanjakana) rehetra izao, mba hanampenana ny vavan'ny mpanao politika, mba hitohizan'ny fizarana seza, mba tsy hiverenandra8 intso... tohiny
piozila ( 02/10/2010 13:15)
IO ARY
Manentan ny olona tsy handeha hifidy ry zareo ao amin'ny 3 mouvances, ary izay mihintsy lay efa nitrikitrihako teto tapa-bolana lasa izay. Ahoana moa no handehanana mifidy kanefa: Ny zavatra ho fidian... tohiny
novalian'i milamm ny 06/10/2010 02:13
piozila ( 17/09/2010 06:08)
FAIZANA IREO MPANAO POLITIKA MIADY SEZA
Ry vahoaka malagasy, Mazava izao fa tsy misy fitiavan-tanindrazana eo amin'ireo mpanao politika(sandoka) eto Madagasikara Mazava fa fitadiavana tombontsoa manokana sy fivarotan-tanindrazana no miseho ... tohiny
novalian'i Miharena ny 30/09/2010 14:06
piozila ( 08/09/2010 15:58)
Tsy de hita intsony ny foza
Efa manomboka miongana ny HAT, fa toa izay rehetra aleha tsy tia azy avokoa. Jereo fotsiny ny siotsioka nahazo ireo HAT namangy tany amin'i Raoul. HAT mpihatasara velatsihy e! Eto amin'ny forum koa to... tohiny
novalian'i rpetit ny 17/09/2010 09:27
piozila ( 08/09/2010 15:57)
Tsy de hita intsony ny foza
Efa manomboka miongana ny HAT, fa toa izay rehetra aleha tsy tia azy avokoa. Jereo fotsiny ny siotsioka nahazo ireo HAT namangy tany amin'i Raoul. HAT mpihatasara velatsihy e! Eto amin'ny forum koa to... tohiny
piozila ( 18/11/2008 06:24)
Virus Foza orana, mbola tsy hahitampanafana
Mimenomenona ny ankamaroan'ny olona fa misy virus FOZA ORANA izany izay mampikorontana ny icone rehetra amin'ny bureau. Ankoatr'izay dia ovainy daholo ny commande, ohatra: raha manao ouvrir amin'ny fi... tohiny
novalian'i tetsu ny 21/02/2009 12:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076