Maty hono i Nadine

1. piozila ( 28/08/2011 17:50)
Lasa nanaraka an'i Tpkl Sylla
novalian'i ronaldo09 ny 05/09/2011 06:41
2. sipagasy ( 28/08/2011 18:30)

piozila:

Lasa nanaraka an'i Tpkl Sylla

lasa tokoa izy ary olona 11 izao no maty noho io loza io,
3. rijadolly ( 28/08/2011 19:11)
Mitondra fihononana tanteraka ho an' fianakaviana rehetra. Ho malagasy iray anie isika rehetra ary tahaka ny afero sy aty, ka raha voadona ny aty dia marary ny afero. Sanatria ny faty no mahafaly fa ny fahatsapatenatsika Malagasy, indrindra amin'izao fahoriana izao mba hanamafy indray ilay firaisankina halan'ny fahavalon'ity Gasikaratsika ity. MIRAISAHINA
4. anselmino ( 28/08/2011 19:49)
misavoritaka ny faty
5. piozila ( 28/08/2011 20:02)

rijadolly:

Mitondra fihononana tanteraka ho an' fianakaviana rehetra. Ho malagasy iray anie isika rehetra ary tahaka ny afero sy aty, ka raha voadona ny aty dia marary ny afero. Sanatria ny faty no mahafaly fa ny fahatsapatenatsika Malagasy, indrindra amin'izao fahoriana izao mba hanamafy indray ilay firaisankina halan'ny fahavalon'ity Gasikaratsika ity. MIRAISAHINA

firaisankina amin'ny ahoana moa?
ny voky bois de rose tsy hiray hina amin'ny vahoaka mitrongy vao homana
Ny migadra any amponja tsy hiray hina amin'ny amnistié alohann'u fotoana
ny olona nahazo NOTAM tsy hiray hina amin'ny afaka mivezivezy malalaka any Madagasikara
Ny mpanongampnajakana tsy hiray hina amin'ny voaoangana
sns marobe......
6. milamm ( 28/08/2011 22:51)
vaovao tsy nampoizina tokoa ary mampalahelo ny tvm no naharenesana azy noho ny fivadihany botry nitondra azy ireo teo anelanelany nosy Ste Marie sy morontsiraka atsinanana, fa ny zv voalohany misarika ny saina de izao sarintsarina accident ve sa inona no antony mazava miandry ny fanampimpanazavana @ reo tompon'andraikitra akaiky, lasa ny saina raha izay nokendrena ve izany noho ny afera bionexx tsy ela namelezany itpkvavy Nadine an'i akbaraly ? azony natao tsara manko ny niampita @ helico na zv hafa hanefa mission, ho hita eo kalo zay lazainy alain na fanambarana ofisialy farafaharatsiny anazava ny toedraharaha...

7. milamm ( 29/08/2011 00:02)
Ireto ireo maty t@ Sambo rendrika niseho teo Soanierana Ivongo androany 28 AOUT 2011 teo² @ 15h
- Mme Ministre Population (Nadine RAMAROSON)
- Directeur Population Région Analanjorofo
- Délégué Population Ile Sainte Marie
- Garde du Corps Mme Ministre (1)
- Mr Aimé, collaborateur Mme Ministre (portée disparue)
- Attaché de presse (1)
- 4 membres Groupe RABAZA (non pas RABAZA)
- 4 sauveteurs.
14 au total(quatorze)
Ary 6 (six) ireo avotra soamantsara.

ireo avotra ireo zany no vavolombelona mazava afaka ary tao koa i stephane jacob, mandria ampiadanana ireo namoy ny ainy

8. milamm ( 29/08/2011 00:33)
araky ny filazany jeannot manko de fipoahana no niseho t@ io botry black-jack io, mampatsiahy ny afera itpkl Guy Sibon amonjy ny fitokanana ireo manamboninahitry ny acmil taona maro lasa zay nampanjavoniny ratsy iraka ny dossier, asa i risara baomba no spesialista @ afera toy tony zay vao nifanjevo t@ afera bionexx farany teo ka asa mazava kalo fa tsy anaiky mora2 i alain ka ho hita eo

http://www.madagate.com/monde-malgache/portrait/2023-nadine-ramaroson-deces-accidentel-a-ivoloina-ce-dimanche-28-aout-2011.html
9. diloo ( 29/08/2011 01:37)
Mamangy faorina ho an'ny fianakaviana ireo nandao ity tany ity. Andriamanitra no nanome, Andriamanitra no naka. Koa mandria ampiadanana.

Nadine Ramaroson, ministre de la Population et des Affaires sociales, est décédée, ce dimanche 28 août 2011 des suites d’un accident de vedette maritime ("Black Jack", nom pré-destiné?) à Soanierana-Ivongo (Côte Est), aux alentours de 16h 30. L'embarcation s'est retournée et a explosé.
Jeannot ramambazafy

Confirmé fa tena maty izy, araka ny vaovao i JR.
Ny somary nanitona ny masoko namaky, dia ilay teny hoe: explosé.
Mazana, raha mivadika ny sambo, dia tsy voatery hipoaka. Ary ny mahay milomano, dia mety afaka mamonjy ny ainy, misarangotra ny sambo, sy miezaka mamonjy sy mepetraka eo ambon'ny quille.
Mbola hisy ny famotorana, anefa lasa ihany ny eritreritra: sao dia nisy ankasomparana nahatonga ny fipoahana.
Soamary nitaraina itompokovavy manoloana ity:

Nadine Ramaroson, dénonçait à partir de sa page Facebook les agissements du Général Ravalomanana, responsable de l’Emmo-Reg. Elle accuse ce dernier d’avoir menti pour justifier les arrestations violentes et arbitraires dont étaient victimes ses collaborateurs le 4 août 2011.

Izao, sady maty izy sy ireo collaborateurs-ny. Raha tsy diso aho toa affaire Bionexx io resaka io.
I Andriamatoa Stephen Jacob koa, dia nodimandry androany. Asa raha anisan'ny mpanao gazety nanaraka ny dian'itompokovavy ho any Soanierana-Ivongo.
Io mpanao gazety io no anisan'ny mahasaky manohitra ny mpitondra HAT. Mandria ampiadanana.
10. cyril ( 29/08/2011 05:56)
Very olimanga ny malagasy hoy TGv
11. papala ( 29/08/2011 11:02)

mamangy fahoriana an'ireo fianakaviana rehetra zay manaman-jo . manoboka rendrika ny sambon'ny HAT, de tokony antsoina hanao famotorana ravalomanana bomb, fa tonga de hitany zay nametraka bomb tao!!!!

fa tena mahagaga an'ireny mandeha sambo kely sa botry reny de , to tsy manao an 'ilay gilet ny olona mpandeha ?
12. sitlo ( 29/08/2011 16:06)
Maty tra-drano ve zany sa maty tsy tra-drano?

Mampahatsiaro ahy an'ilay dessin anime, le nianjera nivadibadika ilay bisikleta dia avy eo nipoaka. Dia avy eo ilay razoky tsy maty fa mbola nivembena aloha, dia avy eo nipoaka koa.
13. diloo ( 29/08/2011 16:31)

[quote=sitlo]
Maty tra-drano ve zany sa maty tsy tra-drano?

Mampahatsiaro ahy an'ilay dessin anime, le nianjera nivadibadika ilay bisikleta dia avy eo nipoaka. Dia avy eo ilay razoky tsy maty fa mbola nivembena aloha, dia avy eo nipoaka koa.

Mampahatsiaro ahy an'ilay dessin anime

Mba asio "descence" kosa ry sitlo ho fanajana ireo razana. Aiza ve dia tadiavinao atao dessin animé indray ny voina nanjo ireo maty.
14. diloo ( 29/08/2011 16:59)
Vaovao tao amin'ny la gazette, momban'ny "tragédie", ary ny mikasika ny fanohanany ireo madinika "sans grade"

Une seconde tragédie est venue se greffer à la première : quand les sauveteurs ont renversé la vedette pour dégager les passagers pris au piège, une forte explosion suivie d’un incendie s’est produite. Pour diverses raisons (impact de l’explosion, noyade, brûlure, asphyxie…), sept personnes sont passées de vie à trépas chez les sauveteurs, notamment des pécheurs et habitants de Soanierana-Ivongo. Ce qui a porté (provisoirement) le nombre des morts à onze. Comment expliquer cette explosion qui fut plus meurtrière que le naufrage ? En raison de la position particulière de la vedette retournée, du carburant s’est peut-étre déversé dans la mer et a flotté sur les lieux du drame. Les efforts visant à remettre à flot l’embarcation ont-ils provoqué une étincelle ? Ou l’un des sauveteurs, inconscient, s’est-il mis à allumer une cigarette ? Toujours est-il que la vedette accidentée, l’embarcation des sauveteurs et toute la surface environnante se sont embrasées d’un seul coup…

En tout cas, ainsi a péri, à l’âge de 51 ans, Nadine Ramaroson, ministre de la Population, promise à un certain avenir en raison de son dynamisme. Elle laissera le souvenir d’un membre du gouvernement attaché à la cause des humbles, et accessible aux doléances des sans grade. Elle a pris fait et cause pour les ruraux ou les prolétaires urbains dépouillés indûment de leurs terres. Elle s’est souvent battue pour eux contre d’autres membres du gouvernement. Quand les petites gens se sentaient victimes d’une injustice criante, provoquée par les forts et les puissants, elles s’adressaient volontiers à Nadine Ramaroson. Celle-ci prenait leur défense et se lançait corps et âme dans la bataille, quitte à bousculer des barons du régime. En cela, elle a joué un rôle tout à fait inédit dans l’histoire des gouvernements à Madagascar. Nadine Ramaroson décédée, c’est certainement le deuil et le désarroi chez les petites gens qui ne savent plus vers qui se tourner. D’ailleurs, on a beau chercher, on ne voit pas qui pourrait remplacer avantageusement Nadine Ramaroson dans ce rôle de justicier et de redresseur de torts…

Ahoana ny mikasika an'i Stephen Jacob? Anisan'ny maty tao koa ve izy?
15. sitlo ( 29/08/2011 17:50)

Mba asio "descence" kosa ry sitlo ho fanajana ireo razana. Aiza ve dia tadiavinao atao dessin animé indray ny voina nanjo ireo maty.

Ka sady mandinika no mamazivazy. Raha halahelo foana isaky ny misy olona maty dia tsy hisy vazivazy mihitsy ny fiainana satria misy maty foana isaky 1segondra eto an-tany.

Dia mbola nampian'ilay gazety koa hoe mety mbola nisy nahita ny nifoka sigara ihany.

Eny e, fa ity no ato an-tsaiko, ahoana ny fahitanareo:
1 - TGV nakany France tsy nisy fierana tsy nisy na inona na inona
2 - Niverina avy any, nanizingizina ny feuille deroute. Dia mody nanao activite sociale vitsivitsy tany Jangamah. Dia naseo tele ndray ny katolika sy pere Pedro
3 - Rasima niainga avy any, nilaza fa ho avy Rasiza sy ny troika
4 - Mivoaka am tele Rajeneraly miaraka am fampitahorana sy milaza fa nifanaraka tamin'ny Amiraly sy TGV. Ary nilaza fa tsy milay ny membren'ny governemanta.
5 - Nivadika sy nipoaka tamin'ny andro tony ny vedety anisan'ny tsara (mada tribune) nitondra ny membren'ny governemamta iray, izay sahy nikiana ny fitondrana (mada tribune), ary vadin'ny praiministra tam fitondrana voaongana.

Koa tsy norma ve aho raha niteny hoe Romeo doit mourir?
16. diloo ( 29/08/2011 22:45)

Ka sady mandinika no mamazivazy.

Koa tsy norma ve aho raha niteny hoe Romeo doit mourir?
Hi hi hi!
17. andrywui ( 30/08/2011 00:17)
mandatsa amampaty ,, maneso ny maty , mifaly amampaty pansavy ray trano !!!!!!
18. diloo ( 30/08/2011 00:34)

andrywui:

mandatsa amampaty ,, maneso ny maty , mifaly amampaty pansavy ray trano !!!!!!

Miombok'hevitra amin'elah leitsy aho. Fa saiky tsy hiomehy aho fa tena klona be i sitlo.
Fa mitazona ny toromariko aho, hoe:

Mba asio "descence" kosa ry sitlo ho fanajana ireo razana. Aiza ve dia tadiavinao atao dessin animé indray ny voina nanjo ireo maty.
19. diloo ( 30/08/2011 00:44)

diloo:

Ka ilay soratr'i sitlo manao hoe: roméo doit mourrir?
Ny tiany ho ambara eto dia elahy ilay roméo, dia izay no nampihomehy ahy. Asa angaha, fa sosotra amin'elahy izy fa manimba ny dinika ny sera eto elahy: tsy misy lohany, tsy misy vodiny ny famelabelarana elahy hevitra eto. Dia izao elahy nataony dessin animé, et çà marche, satria elahy no nandrasany hivaoka eto, à coup sûr fa hietsika ny tambavin'elahy. Voa piégé-n'i sitlo elahy. Ntso.

20. xhavier ( 30/08/2011 04:38)
Lay izy ry andrywui tsy hoe mnenjika amam-paty fa misy alahelon'ny olona tsy hainao tazomina ary tsy voafehy zany, za ry zareo de miteny hoe anatra ireny anatra ho an'izay miseho azy mafy loha misy farany daholo ny zavatra rehtra: raha mba tena nanao fanadihadihana izy na mba nihaino zay lazain'ny olona de nino aho fa tsy nitranga ireny tena tsy azo atao ny miampita ranomasina (Ambanja-Nosy-be na Toliara-Anakao na soanierana-Ivongo- Sainte-Marie rehefa hariva manomboka @ 1ora tolankandro fa eo vao mihetsika be ny ranomasina misy ny tafita soa aman-tsara fa misy ny tavela toa azy samy manana ny vitany io misy fady koa izy ireny ka mila fantarina alohan'ny hiampitana mba tsy hanaonao foana na de mpivavaka azy ianao hajao ny fomban'ny olona mba hanajany anao. Anatra hoy aho ireny betsaka ny fihetsika tokony ho tandremana minoa ahy ianareo fa raha i Alain ramoroson na I Andry Rajoelina na i Christine Razanamahasoa na Ravalomanana Richard no sanatria an'izany maty tao de nisy namono omby mintsy ary mety bal be mintsy ny teto amin'ny tanana ka mba tandremo ihany re raha ho tonga hitsena ny razana ny olona tsy noho i Andry Rajoelina na ny HAT fa noho zavatra vitan'io olona io t@ olona sasany teto amin'ny tanana soa fa tsy nanambady aman-janaka (officielement )izy. Mahaiza mionona tompoko de aoka lasa amin'izay ny ratsy fa ny soa no anadrandraintsika
diloo:

diloo:

andrywui:

mandatsa amampaty ,, maneso ny maty , mifaly amampaty pansavy ray trano !!!!!!

Miombok'hevitra amin'elah leitsy aho. Fa saiky tsy hiomehy aho fa tena klona be i sitlo.
Fa mitazona ny toromariko aho, hoe:

Mba asio "descence" kosa ry sitlo ho fanajana ireo razana. Aiza ve dia tadiavinao atao dessin animé indray ny voina nanjo ireo maty.

Ka ilay soratr'i sitlo manao hoe: roméo doit mourrir?
Ny tiany ho ambara eto dia elahy ilay roméo, dia izay no nampihomehy ahy. Asa angaha, fa sosotra amin'elahy izy fa manimba ny dinika ny sera eto elahy: tsy misy lohany, tsy misy vodiny ny famelabelarana elahy hevitra eto. Dia izao elahy nataony dessin animé, et çà marche, satria elahy no nandrasany hivaoka eto, à coup sûr fa hietsika ny tambavin'elahy. Voa piégé-n'i sitlo elahy. Ntso.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3217