Maty hono i Nadine

41. diloo ( 03/09/2011 00:42)

Le père de Nadine Ramaroson s’est montré très touché par la disparition de sa fille, et bien que cela soit normal, il a tenu à rajouter qu’il allait porter plainte pour la mort de sa fille. Pour lui, cette disparition soudaine pouvait étre évitée. La famille a plein de doutes encore sur l’accident et ne comprenne pas complètement ce qui ait pu arriver à la défunte.
42. milamm ( 04/09/2011 13:47)
izay tokoa tsy maintsy hipoitra masoandro ihany ny fikarohana ny nanahtonga izao voina izao, raha ny fanambarana nolazain'izy mirahalahy ramaroson, tsara levenana ny maty ary henikaja ny fianakaviany ireo namoy ny ainy rehetra t@ iny lozandranomasina sy fipoahana iny.

http://www.youtube.com/watch?v=S_106ujuTGw&feature=related

nisy fitantarana tsotra sy fijoroana vavolombelona nataony Andry Rakotonirainy akanga sisa nanamborana t@ iny voina iny

http://www.youtube.com/watch?v=KHo05lX_-PY&feature=related

1. niniana tsy naseho mivantana io resaka io fa horonampeo ihany no noraketina midika fa
- efa voalahatra mialoha ny tokony ambaran'ity vavolombelona ity, ary tsy hanankery eo anatrehany lalana izany. Nety nisy horonnatsary hafa koa anefa mbola tsy fantatra miafina any

- ny autopsie sy ny fanadihadiana akaiky no afaka anamarina na tsia antony izao voina izao sy ilay fipoahany botry black shark teo @ io vinany io nahafaty sy nandratra ireo nikasa hamonjy

2. mbola misy telo hafa izy ireo velona vavolombelona hafa mivantana afaka ilaza ny zv hitany marina, ka dia iaraha-mahita


43. ronaldo09 ( 05/09/2011 06:41)
Naneho fiaraha-miory daholo ny olona afatsy ravalomanana irery izay miady amam-paty !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4725