NA INONA FANOVANA ATAO MOMBA NY TETEZAMITA NY OLOMELOKA, OLOMELOKA FOANA

1. piozila ( 16/10/2010 08:52)
Noforonina daholo izao karazana andry radomelina(azafady : izao andrimpanjakana) rehetra izao, mba hanampenana ny vavan'ny mpanao politika, mba hitohizan'ny fizarana seza, mba tsy hiverenandra8 intsony, ARY INDRINDRA MBA HANADIOVANA NY AFERA 07 FEBROARY SY NY 26 JANOARY;
TSY EKENA IZANY ARY TSY HO AZO EKENA;
TSY HO AFAMAINA AMIN'IO IZAY REHETRA NIKETRIKA NY FAMONOANA OLONA MBA HIAMPANGANA AN'i Levalo rehefa avy eo.
IARAHANA MAHFANTATRA IREO OLONA IREO:
RASOLOKISOA
RADOMELINA
RATSINAORANA
LELYSONINA
sns.....
ARY INDRINDRA RAMARO SAHONA
HO ELA VELONA DAHOLO IREO OLONA IREO MBA HILEVINA ENY TSIAFAHY SY ANY NOSY LAVA
2. ravatorano ( 16/10/2010 09:37)
hahahaha !
innn daholo zany kle hihihihih
efa lasany ny fitondrana amizao e fa d atao ahona moa !
ndrô ! aza marary fo be loatra r'ise fa ny politika ange ka feno fitaka lalimpaka daholo e izaytonga eo babany avokoa !
3. piozila ( 16/10/2010 13:12)

ravatorano:

hahahaha !
innn daholo zany kle hihihihih
efa lasany ny fitondrana amizao e fa d atao ahona moa !
ndrô ! aza marary fo be loatra r'ise fa ny politika ange ka feno fitaka lalimpaka daholo e izaytonga eo babany avokoa !


ENY E! IZANY NY POLITIKA, FA IZAHO NO MANDOA HETRA AMANHETSINY MARO ISAMBOLANA MBA HO HANIN'IREO TSY MAHATAHO TODY IREO, SADY IZAY INDRAY JEREO IREO MAHANTRA MAROBE MBOLA HIAINA AO ANATY FAHANTRANA MANDRITRY NY FOLO TAONA MANARAKA, INDRINDRA IREO TANTSAHA TSY MANAMPIDINY.
HO ELA VELONA DAHOLO HOY AHO IREO POLITICHIEN IREO HILEVINA ENY TSIAFAHY SY ANY NOSY LAVA
4. locl ( 16/10/2010 14:36)
aza aloha intsony ny hetra, zahay aloha dia tsy mandoa intsony depuis 2009
5. andrywui ( 16/10/2010 16:02)
PIOZILA a toneo ihany ny fo leretsy refa miditra eto fa mbola ho lava anie ny lalana e !... fa ho ataotsika maita mihitsy io kelifingotra lavanify kely kàkàkloty pipipatalou bitrolahy io ka ! .. teny ah zay!! sa aona piozila ?
6. RAR.DAGO ( 18/10/2010 08:03)
Ny loza anie dia hoe ny tena tapaka lalan-drà @ atezerana nefa izy mbola eo ihany.
7. jiolah ( 19/10/2010 09:07)
tsara le fitraorana fa araho asa mivaingana e.Le hetranao izao mety lasan'le sasany "milamindamina" (mpampianatra oh)
8. cyril ( 19/10/2010 12:11)
marina izany o ry jiolah ouioui a ha ha ha ha ha

ha ha ha ha ha
9. ravatorano ( 20/10/2010 07:25)
ka samy mando hetra daholo e
ry locl no tsy mandoa izany ary matoa izy tsy mabndoa d misy ahafahany tsy manao izany zany hoe mety akaman'ireo mpitondra lery d afaka tsy mandoa hihihihi (zivavazi iany e )
ka io na d olona zato amin'ny efatra tapitrisa trokony hifidy aza no mifidy eo ka mandrotsaka ny eny defa zato isan jato izay e :
lany doana io ary ry lerony foana no lasa eo
jere fotsinytony raharinaivo tony lasa raprezin i tsimbazaza nefa olona tokony hotsaraina amin ilay raharahanà bomba
d aoana moa izany
aza marary fo amin'ny politika wa fa ho sahirana tokoa anie e!
10. Rabaradaka ( 20/10/2010 11:47)
Dadatoa a, tsy no fo no ampiasaina raha hiady amin'ireo TGV ireo fa ny saina. Efa mivaky ny hevitry ny HAT ka dia anjaran'ny vahoaka no manomana izay handravana azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515