sipa mitady kofy
1. xxx
(
18/11/2008 16:20)
sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra,
novalian'i xxx ny 29/01/2009 11:07
2. Noue
(
18/11/2008 16:47)
:-D :-D :-D :-D dia hisy hamaly ve io eeee ?? enao aza miafina koooo :-D :-D :-D
3. xxx
(
18/11/2008 17:57)
Noue:
:-D :-D :-D :-D dia hisy hamaly ve io eeee ?? enao aza miafina koooo :-D :-D :-D
slt toi, ahoana mo no tsy hisitrika kely, za ts hiseho am zay ts interessé
7. sakaizakely
(
18/11/2008 21:21)
to tsy reven'i xxx ny kandidatiora-ko fa mbola tsy nahazo hafatra hatram zao, nefa za matotra be sady tena 1téreC (l) (l) (l)
9. kotobekibo
(
18/11/2008 21:28)
sakaizakely:
to tsy reven'i xxx ny kandidatiora-ko fa mbola tsy nahazo hafatra hatram zao, nefa za matotra be sady tena 1téreC (l) (l) (l)
Aza atao 1téreC fa ataovy 2,3,4 téreC d mety mikorapaka i lery ! :-D :-D (l)
12. kotobekibo
(
18/11/2008 21:51)
sakaizakely:
sitlo> iza njay zany obama zany ? :idea: :idea: :idea: :idea:
raha azoko tsara d mila soloina ny sar'i Obama ilay sarin'i Harry Roselmack dia lany njy . :-D :-D
14. sakaizakely
(
18/11/2008 22:14)
sitla> tsy haiko oa zany e fa za kely loha ouz orona :lol: :lol: :lol:
15. xxx
(
18/11/2008 22:15)
sakaizakely:
za tsy mitady sipa mineur fa kofa wa;
tena matotra avy hatrany, ilazao ny dadatoa le mbola tsy manana reny e
za tsy mitady sipa mineur fa kofa wa;
tena matotra avy hatrany, ilazao ny dadatoa le mbola tsy manana reny e
