sipa mitady kofy
42. kotobekibo
(
21/11/2008 16:55)
lovelyri:
combien kotobekibo combien!!! :-D
fijo< izy roa angamba no tin'i xxx :lol:
Mora b aki a! SOLDE B mihitsy e! misy fihainambidy 75% tsotry izao .
:-D :-D (l)
44. kotobekibo
(
21/11/2008 20:17)
Ref vita ny fety d raikitra ny solde e!
Ohatra hoe été no fety :-D :-D
Ohatra hoe été no fety :-D :-D
47. kotobekibo
(
23/11/2008 20:58)
Papoose:
any nga misy sakamainty? :-P
any aiza ? :?: tsy azoko , aty aminay sy fijo v ? ( ratsy vitana izany zahay mitsam ) :-D :-D
49. kotobekibo
(
24/11/2008 18:22)
Papoose:
nareo sy le fijo nga????? anontanio azy raha izany :-P
Asio jiro kely fa maizina b ô! sa ny antenina-nay no efa tsy mikapita tsara ? :-D :-D :-D
51. naughtyboy
(
25/11/2008 11:01)
ony oa tsy manapaka resaka ,tsy fanotanina degany fa nanitikitika fotsiny fa ataony xxx in aloha le kofa e sao manko ...mampidididoza..
52. Drie
(
25/11/2008 12:26)
Slt dôly mba manenjika ihany aho fa tsy azoko mintsy ny tinareo havaly sy tadiavin'xxx
56. Papoose
(
27/11/2008 03:22)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) koboko t@ fahitalavitra :^) :^) :^) :^) :^)
58. Papoose
(
27/11/2008 16:57)
hay moa ty hvt ty sipa mitady kofy fa tsy kofy mitady sipa! uh ho! :^)
59. kotobekibo
(
27/11/2008 20:24)
xxx > ka ahoana no ahafantarana fa iza njy ? njy aza miafina ao kouh !
zà nefa mbô saika hiditsa kandidà :-D :-D :-D
zà nefa mbô saika hiditsa kandidà :-D :-D :-D
60. heidi
(
27/11/2008 20:59)
domy am kibo ny varavarany de hisokatra ho hitanao hoe iza izy :°) :wink: :-D
