sipa mitady kofy

61. kotobekibo ( 27/11/2008 21:10)
heidi:

domy am kibo ny varavarany de hisokatra ho hitanao hoe iza izy :°) :wink: :-D


koa raha mirodana ilay varavarana sy ny rindrina ? mety maty ao ilay zanak'ol klé , tsy saky zà .
Izay vao hoe te-ahita ka nahita looza . :-D :-D :-D
62. heidi ( 27/11/2008 21:24)
:-D kou rah tsy hoe trano bongo kosa kou mora hirodana, de manao famonjena kely ndray vao maika mety ny fika :-D
63. heidi ( 27/11/2008 21:27)
raiketo ny bouche à bouche :^)
64. kotobekibo ( 27/11/2008 21:47)
ka sarotra b ny hanao ilay bouche à bouche satria vao miondrika d potsitr'ilay kibo ilay ol , maty tsy tra-drano :-D :-D :-D
65. mangidy ( 28/11/2008 13:56)
kotobekibo:

ka sarotra b ny hanao ilay bouche à bouche satria vao miondrika d potsitr'ilay kibo ilay ol , maty tsy tra-drano :-D :-D :-D


lol efa hoe manaova wa régime ntss
66. heidi ( 28/11/2008 13:58)
kotobekibo:

ka sarotra b ny hanao ilay bouche à bouche satria vao miondrika d potsitr'ilay kibo ilay ol , maty tsy tra-drano :-D :-D :-D

ka de efa kibon-taina feno kankana kou ve izy zao no defa hoe ngoda be mahapotsitra mahafaty tsy tra-drano e!


:-D :-D :-D
67. ni81 ( 28/11/2008 15:36)
ka de efa kibon-taina feno kankana kou ve izy zao no defa hoe ngoda be mahapotsitra mahafaty tsy tra-drano e!

:-D :-D
68. Papoose ( 28/11/2008 21:12)
soa de nanao kambana triple dia nisy nitsivalana eee :-D
69. kotobekibo ( 29/11/2008 00:06)
hoy mangidy :
lol efa hoe manaova wa régime ntss


ka efa natao dôly ity karazana rezim-rezim ity fa ny vola no very fa tsy ny kilao kouh ! :-D :-D :-D

hoy heidi , ni81 :
ka de efa kibon-taina feno kankana kou ve izy zao no defa hoe ngoda be mahapotsitra mahafaty tsy tra-drano e!


Efa nanao fanadihadiana dôly mihitsy ny ol , na ny NASA aza fa tena tsy hitabenihany hoe inn mazava , toa resaka extra-terrestre hono . :-D :-D :-D

hoy papoose :
soa de nanao kambana triple dia nisy nitsivalana eee


d asssa retsy , za kou aza mbô vaky loha , fa tsy vaky kibo an! :-D :-D :-D
70. ainaheri ( 29/11/2008 07:24)
Mbola tsy nahita kofy iany ve ee?? Haingana sao kaofin'ny oul eo :_D:lol:
71. Papoose ( 29/11/2008 19:40)
tsy mety mahita fa ny tiana efa consignEs aby :-P
72. ainaheri ( 30/11/2008 07:17)
kotobekibo:

ka sarotra b ny hanao ilay bouche à bouche satria vao miondrika d potsitr'ilay kibo ilay ol , maty tsy tra-drano :-D :-D :-D

F'inn alou atao any ambany any no hiondrika ,raha ny bosàbosà no atao? :-D:-D:-D

73. kotobekibo ( 30/11/2008 10:43)
ainahery :arrow: misy karazany anie ny bosabosa e!
Izay ahavelona azy no tanjona . :-D :-D :-D
74. Papoose ( 01/12/2008 22:35)
tsy mampibontsika kibo ve n bosabosa hafa? :-D
75. kotobekibo ( 02/12/2008 00:10)
arakaraky ny fampiasana azy ihany io :-D :-D :-D
76. Papoose ( 02/12/2008 03:41)
@ le fampiasana in no mampibontsina aza e..valio :-P
77. vane ( 02/12/2008 13:18)
xxx:

sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra,



:idea: dia fiarahana tahakan'ny ahoana hono no tadiavinao?
78. vane ( 02/12/2008 13:18)
xxx:

sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra,



:idea: dia fiarahana tahakan'ny ahoana hono no tadiavinao?
79. vane ( 02/12/2008 13:24)
Papoose:

@ le fampiasana in no mampibontsina aza e..valio :-P



:lol: @ fampiasana bouche ambany e! manao ahoana aloha e!
80. vane ( 02/12/2008 13:29)
fa aminao in no atao hoe fitiavana, tsy dia mila tadiavina io fa tonga ho azy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081