sipa mitady kofy

81. vane ( 02/12/2008 13:31)
xxx:

sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra,


aleo miala fa to miavona dahol ianareo
82. kotobekibo ( 02/12/2008 17:36)
ka i vane v aloha bandy sa sipa e!
F'angaha raha vao tsy misy mamaly ao anatin'ny 1 mminitra ny nosoratanao d miavona ny ol ? :{
I xxx izao no tsy hita , raha tsy hoe angaha efa ao anatin'ireto efa miresaka ireto izy . :-D :-D :-D
83. Papoose ( 03/12/2008 21:51)
:-D :-D kotobebain koooo!!!!
84. jhamel ( 05/01/2009 09:49)
lina zaho e, so mba mety amko iany enao io, za mantsy mitady sipa, sady matotra mhts le iz fa tsy kilalaonjaza an,,valio
85. aventurier ( 23/01/2009 11:34)
xxx:

sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra,


Izaho mitady sipa mihitsy izao : aventuriers2008@yahoo.fr


86. ralthe ( 28/01/2009 17:32)
Matoa izy mitady de mila izz zay, nefa tandremo ry akama fa ny ronono zao efa niakatra kou ny vidiny..... :lol: tsitsio ihany sao tsisy ho an drafotsy eo
87. xxx ( 29/01/2009 11:07)
hihihi, hay nilay B le fitsapa-kevibahoka narosoko klé, lany zany zà zao, he he he.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082