Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??

1. ainaheri ( 19/11/2008 13:22)
Mahatsapa aho fa misy olona mahatsiaro voatsindrona refa misy dinika ka mifandraika @ ilay fiainan'ilay olona.....Raha oh zao misy dinika mandé nefa tsy izy akory no tenenina d lazainy fa izy,ka lazainy fa mifosa azy ny mpamaly dinika reetra,...misy sipa manana toetra an'zany ato; fa teneniko iany oe aza afangaro ny olana misy any aminao any sy ny eto fa hivika ny hiafarany!!
2. sipagasy ( 19/11/2008 15:41)
hhihihi ainaheri, ka misy ny sasany tsy mahatanty nefa te hirobo-drano kouhhhh
3. Lejoba ( 19/11/2008 16:06)
Aza asiana sary rehefa tsy mahatanty eh.
@ izay ianao tsy afaka hilaza fa ianao no tononina satria ny ps tsy dia amantarana an'iza loatra.
Te-hideradera ato koa zakao ny célébrité eh, izay ilay "miseho télé"

=)) =)) =)) =))
4. heidi ( 19/11/2008 16:25)
Lejoba:

Aza asiana sary rehefa tsy mahatanty eh.
@ izay ianao tsy afaka hilaza fa ianao no tononina satria ny ps tsy dia amantarana an'iza loatra.
Te-hideradera ato koa zakao ny célébrité eh, izay ilay "miseho télé"

=)) =)) =)) =))

fa inona klou no idiran'ny sary tampoka amini'lay resaka e! tsy azoko?????


8)
5. sakaizakely ( 19/11/2008 16:32)
misy olona mahatsiaro voatsindrona


mety ratsy pirina ny fanjaitra de tafatombina teo amboniny izy :cry: :cry: :cry: :cry:

heidi>
fa inona klou no idiran'ny sary tampoka amini'lay resaka e!

eka ouz
tsy mazava


6. karinah ( 19/11/2008 16:44)
ainaheri:

Mahatsapa aho fa misy olona mahatsiaro voatsindrona refa misy dinika ka mifandraika @ ilay fiainan'ilay olona.....Raha oh zao misy dinika mandé nefa tsy izy akory no tenenina d lazainy fa izy,ka lazainy fa mifosa azy ny mpamaly dinika reetra,...misy sipa manana toetra an'zany ato; fa teneniko iany oe aza afangaro ny olana misy any aminao any sy ny eto fa hivika ny hiafarany!!



:-D :-D :-D :-D marina mihintsy izany! :-D :-D :^)
7. karinah ( 19/11/2008 16:46)
fa inona klou no idiran'ny sary tampoka amini'lay resaka e! tsy azoko?????
tsy azoko ihany koa!! :°)
8. ikaretsaka ( 19/11/2008 17:53)
ianaro fotsiny ny mi balance azy e.. rehefa tsy tianao ho hita sy horesahina le vie 1 dia afeno tanteraka...
aza ampifampikasohina akory!
le mandanjalanja an'io no ianaro aloha...
rehefa tianao ho hita de mahatantesa ny reaction
9. niryna ( 19/11/2008 18:18)
hi,hi samy manana ny toetrany avokoa ny olona ka,misy mandray tendro ,misy mandray tsy raisina ,misy koa ilay voalaza hoe toa izy no voatsindrona,misy koa marina ilay izy dia toa an'ny tena ilay voalaza dia midingin-drambo sy manala tena ,misy koa anie tsy mahataty kivazivazy ,misy koa ny mipetsopetsona,misy ihany koa ny tena masiaka,misy koa ny renibe tantely ary misy ny mpiteny ratsy tsy menatra fa manalabara-batana amin'ny fomba fiteny sy fomba fanoratra ary ny tena mankaleo dia- ireny olona manambony tena manao ny hafa ho tsinotsinona ireny- kanefa koa misy koa ny olona tsara fanahy,mizara,manampy amin'ny fiainana-malemy fiteny sy fanoratra - ....toetra avokoa ireo ary samy manana kely izay mety ho tandrifina avy ny olona fa tsy mitovy.

Tsotra ny teniko :rehefa fantatra fa tsy tiana dia aza atao.
rehefa fantatra fa andratra olona dia tazomy ho antsika ireny
rehefa miteny na mitaraina ny namana ka mba miteny izy hoe tazomy ho antsika dia aza amparitaka.
Rehefa mitady vonjy(namana hitarainana,tsy mitady hevitra izy fa olona hihaino fotsiny dia afaka hihaino fotsiny koa isika)

Izay zavatra tsy tianao atao dia aza atao aman'olona,tafiditra amin'izany koa ny tenako
Raiso foana izay anatra mety mahasoa antsika ,dia ataovy toy ny rano mitete eo ambonin'ny tampon-gisa izay teny tsy tiantsika ka ataony hafa na mety handratra ..


ooops .....fianarana ny fianana ry ireto a,izay mamy dia tazomy ary izay toetra fantatra fa ratsy afaka ovaina .

:-* :-* :-*
10. ainaheri ( 19/11/2008 18:47)
sipagasy>> Zay mitsy ,araka ilay kozy oe;"refa mividy ny lohany aza mataotra ny masony" lol

lejoba>> zay ndrindra...ary nazavaiko taminy io fa raha tsy tinao fantatry ny oul enao d manovà ps d aza mamoaka sary tsony,nefa tsy nety mou izy fa nijanona iany sy namoaka sary,ny blem d afangarony aby ny resak'oul ato @ forum,lazainy fa miresak'azy...D ouzy za oe ndana alou maka rivotra na mitsabo tena fa misy raha tsy milamina any ho any lol
11. xxx ( 19/11/2008 18:59)
:-D :-D :-D :-D :-D
12. haritianah ( 19/11/2008 19:00)
sakaizakely kou maita lazaina mits an
13. ikaretsaka ( 19/11/2008 19:24)
ainaheri:

sipagasy>> Zay mitsy ,araka ilay kozy oe;"refa mividy ny lohany aza mataotra ny masony" lol

lejoba>> zay ndrindra...ary nazavaiko taminy io fa raha tsy tinao fantatry ny oul enao d manovà ps d aza mamoaka sary tsony,nefa tsy nety mou izy fa nijanona iany sy namoaka sary,ny blem d afangarony aby ny resak'oul ato @ forum,lazainy fa miresak'azy...D ouzy za oe ndana alou maka rivotra na mitsabo tena fa misy raha tsy milamina any ho any lol



tsofy letsy rehefa tsy ampy rivotra an
:°)
14. ainaheri ( 19/11/2008 19:27)
Sakaiza>>Mba tafatombina teo amboniny ihany aza izy kou :-D :-D :-D :-D :-D
Ika>> Mlay ilay hevitra,fa saingy sarotra ny mampita an'zany raha tsy alamin'ilay tompony tsara alou ny moterany :?

ni81:
misy mandray tendro ,misy mandray tsy raisina ,misy koa ilay voalaza hoe toa izy no voatsindrona

Reo zvtr reo d ao aminy,mitsikera sary aza ny tena,nefa tsy sariny akory d lazainy fa izy hono no tiko tenenina,ny resaka eto @ forum mou d'efa tsy lazaina tsony , lazainy fa izy hono no ataon'ny ankizy resaka ato
15. ikaretsaka ( 19/11/2008 19:31)
mafy ihany le rehefa henjehin'ny eritreritra an

rehefa tsy hainy hoa ny maka rivotra de tsofy izy fa efa tsy mahavita tena rery tsotry
16. ni81 ( 19/11/2008 19:34)
ainaheri! aiza izay soratr'i ni81 teo? =)) =)) sao dia efa te hidôdô :-D fa na izany na tsia aloha dia fantapantatro io olona resahinao eo io...
17. ikaretsaka ( 19/11/2008 19:41)
zay iznay le nifangaro ko :-D :-D :-D :-D :-D
18. sitlo ( 19/11/2008 19:44)
niryna:
Tsotra ny teniko

nefa lava be:-D:-D:-D

Izao ilay izy. Fahiny mbola tsy nahalala na inona na inona dia tsotra be. Dia anontaniana dia mamaly, dia asio sary dia manisy, dia tenenina hoe izao sy izao dia mino, ets...
Aty aoriana vao kopy hoe, hay ve eh.

Aza omena tsiny izay tsy mahay manavaka azy fa tahaka ny tanavo vao niakatra ihany io.
19. ikaretsaka ( 19/11/2008 19:50)
ka le izy nge ry sitl le efa vita ny "hay ve" de mbola miverina ihany e...

tsy "miverina ihany' aza no mahalaza azy fa "miverina foana"
20. heidi ( 19/11/2008 19:52)
azoko antsaina ny olona tiana resahina :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4829