Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
61. heidi
(
20/11/2008 12:27)
ka na izahio koa aza anie tsy de maharaka ilay dininka hatreny amboalohany e! :lol:
somary asina ny mandefa azy taxi aky ry diam de haharaka ihany i fahamarinana ah! y a ke la verité ki compte :wink: :-D
somary asina ny mandefa azy taxi aky ry diam de haharaka ihany i fahamarinana ah! y a ke la verité ki compte :wink: :-D
63. sakaizakely
(
20/11/2008 12:31)
diams> ka tsy nisy oul nitolotena teto raha tsy za kou, nawona za no tsy ho hanontany tena, za kou taitaibombna rahateo 8-) 8-) 8-)
mou le oul raika neritreretiko rokatra to efa niaiky ihany ny maha 3 en 1 anazy sady efa elabe tsy nandalo, mou tsy nanisy resaka soirée
:roll: :roll: :roll:
mba meo sopapa kely za ze mahalala e :-P :-P :-P
mandrary mieritrertra fona oe sodé za le izy ;-)

64. ni81
(
20/11/2008 12:33)
tena, za kou taitaibombna rahateo:°)
mou le oul raika neritreretiko rokatra to efa niaiky ihany ny maha 3 en 1 anazy sady efa elabe tsy nandalo, mou tsy nanisy resaka soirée
65. diamondra27
(
20/11/2008 12:39)
sakaizakely: za tsy maharaka le resaka akia fa ndry aza toa taraiky tsy nisy naka akory ho any mon tana sy mbola variana am tel ao am le sary ao koa
lasa aiza ndray aza ainaheri teo le
io hono mba valio ra i sakaiza le izy na tsia e
lasa aiza ndray aza ainaheri teo le
io hono mba valio ra i sakaiza le izy na tsia e
66. ainaheri
(
20/11/2008 12:44)
sakaizakely:
sodé mba za ary zany ????
:-P
Tsy toi mitsy ka,hihi,tsika mbola tsy nifanazava tany @ hftr manokana kou lol
Ity resaka ity tsy tokony ivoaka eto (tsy ananako interet) fa saingy nifanazava zay noho io toetrany io d nolazaiko azy oe;aza manao an'zany ankizy ato ianao fa samy manana ny eritreriny sy ny fomba firesany ny ato,ka zay resaka mandé d lazainao fa ianao fona!! Nanomboka t@ iny mou d nosakanany za,d tsisy tohiny tsony ilay izy avy teo,itako taty aoriana tao @ momba² azy fa niteny ahy izy,sy zany sipa nametraka sary zany nanao oe"gasy";Matoa tianao atao ao @ momba²nao hoy aho d aleo avokako eto @ forum mba afaka ho valin'ny be sy ny bobaka,vao nivoaka mou ilay dinika d nofafany haingana ilay rediredy tao @ momba² azy....D manontany tena aho oe milamintsaina ve ny oul otr'ireny???
67. heidi
(
20/11/2008 12:48)
sakaizakely:
diams> ka tsy nisy oul nitolotena teto raha tsy za kou, nawona za no tsy ho hanontany tena, za kou taitaibombna rahateo 8-) 8-) 8-)
mou le oul raika neritreretiko rokatra to efa niaiky ihany ny maha 3 en 1 anazy sady efa elabe tsy nandalo, mou tsy nanisy resaka soirée
:roll: :roll: :roll:
mba meo sopapa kely za ze mahalala e :-P :-P :-P
mandrary mieritrertra fona oe sodé za le izy ;-)
i 3 en 1 eo ihany mety tsy hiditra eto izy fa ilay hoe nitono tena anefa niresaka hoe nande soirée no tsy azoko anefa sakaiza angaha nandeha soriéee:-D
68. heidi
(
20/11/2008 12:52)
Ainaheri: raha ny fahitako azy izany dia efa hitany ity dinika ity :°) fa izy tsy mamaly fotsiny :°)
69. ainaheri
(
20/11/2008 13:13)
Tsisy resaka soirée ka,ilay sipa tsy nandé tany @ ilay fihaonana raha ny fahitako azy!!
70. booboo
(
20/11/2008 13:24)
Tokony hasiana rubrika koa hoe vaky bantsilana fa toa tonga indray saison n'ny resaka hafa² après une courte accalmie teo zay ...
Eritreritra nandalo sy niserana fotsiny ny ahy iny.
Eritreritra nandalo sy niserana fotsiny ny ahy iny.
71. heidi
(
20/11/2008 13:28)
69. Mpandefa : booboo [ Valio ] 20-11-2008 14:24:23
Lohateny : Re : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
Tokony hasiana rubrika koa hoe vaky bantsilana fa toa tonga indray saison n'ny resaka hafa² après une courte accalmie teo zay ...
Ka izay no nolazaiko etsy ambony:-D Ny mpijapy sy ny mpanararaotra misy eny foana, toy ilay misy rotaka ny mpanao politika taloha eny analakely dia dia ny mpanararaopaty mamaky magazin mangalatra ny entan'ny karàna sy mamaky ny kiraro bata sy aigle d'or
72. sakaizakely
(
20/11/2008 13:58)
ainaheri> ()ary enao nga tany am soaré to tsy hitako am sary ?
heidi> ka zany ané wa no mahagaga anah tam resak' lejoba e, tsy matiko papillon le oe mitonontena
booboo> tokony asiana rubrika vaovao tokotrany
ni81> mehezanjy fotsiny za hihi
heidi> ka zany ané wa no mahagaga anah tam resak' lejoba e, tsy matiko papillon le oe mitonontena
booboo> tokony asiana rubrika vaovao tokotrany
ni81> mehezanjy fotsiny za hihi
73. heidi
(
20/11/2008 14:08)
ainaheri:
Tsisy resaka soirée ka,ilay sipa tsy nandé tany @ ilay fihaonana raha ny fahitako azy!!
DONK sipa mipetraka paris fa tsy sipa nipetra tary!!!!!:-D
tsy 3en1 izany !
hay izay vao azokazoko lay resaka soirée e! sary e!
mila mahazo resaka mitsy vao mandray anjara hihihih
fa manjary misy miteny teny foana ilay nitono tena sy hay ve eh sns:-D
74. ratonga
(
20/11/2008 14:15)
zah tena tsy maharaka lé resaka mintsy ry reto fa mba asio jiro kely alou é :°)
dé aleo mba manao otran'i kellyterezy asio famintinana fa lava lotra :-P
dé aleo mba manao otran'i kellyterezy asio famintinana fa lava lotra :-P
75. ni81
(
20/11/2008 14:36)
zah tena tsy maharaka lé resaka mintsy ry reto fa mba asio jiro kely alou étena mitovy tokoa reto nareo dahy an! hahaha,
dé aleo mba manao otran'i kellyterezy asio famintinana fa lava lotra
heidi> ka zany ané wa no mahagaga anah tam resak' lejoba e, tsy matiko papillonmakà fati-bolo haingana dia doroy
:-D :-D
ni81> mehezanjy fotsiny za hihika rehefa tsy mahita tenenina dia mimémé klou e
76. Lejoba
(
20/11/2008 14:46)
Heidi, nahatsiaro ho nanao ny tsy nety angaha no kaodikaody eo? Tratra izany hahaha
aza tezitra ianao fa somonga ny ahy eh. Ianao aza tsy mametraka sary akory, sa any an-kodahoda any sous un autre ps?
:-* :-* :-*
aza tezitra ianao fa somonga ny ahy eh. Ianao aza tsy mametraka sary akory, sa any an-kodahoda any sous un autre ps?
:-* :-* :-*
78. diamondra27
(
20/11/2008 14:51)
yonikafopla: miala any ndray an , efa milamina ngah ny any aminareo any sa mbola couvre feu foana akia
arahabaina ndry aloha tsy maty fo aman'aina e
za mahakobo fa za tsy hilaza raha tsy manome pop korn nareo
arahabaina ndry aloha tsy maty fo aman'aina e
za mahakobo fa za tsy hilaza raha tsy manome pop korn nareo
79. heidi
(
20/11/2008 14:51)
75. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 20-11-2008 15:46:24
Lohateny : Re : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
Heidi, nahatsiaro ho nanao ny tsy nety angaha no kaodikaody eo?
tsy mahatsiaro fa ilay nosoratanao mitsy no nahagaga ahy kely hoe nitono tena nande soirée mametraka sary sns anefa oul hafa mitsy ilay tiana resahina de hoy aho hoe misy mitady hanararaotra indray ity dinika ity marina moa ah! :°)
80. Lejoba
(
20/11/2008 14:51)
Za ve no mandeha TGV sinoa sa ireto sipa ireto mihitsy no ahoana eh? Isaky ny avy manoratra aho dia tsy maintsy misy milaza ho tsy kôpy foana ao aoriana.
Dia efa dinika 4 na 5 any aoriana vao misy miverina milaza hoe "hay ve izany no mahatonga an'i Lejoba milaza hoe...."
sa fika an-kolaka ampiasain'ireo mitady fihaonana manokana amiko indray izao? Milamina wa nareo fa jereo aloha ilay description dia ny saina amboarina. HS kely iny fa il fallait mettre les points sur les i.
:?: :?: :?: :!: :!: :!: :-D :-D :-D