Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??

41. heidi ( 20/11/2008 06:13)
39. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 20-11-2008 06:53:51
Lohateny : Re : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
vale & heidi>>> ataoko tsy mifosa kosa ra milaza an'zany angamba eee

ny dinika n'i ainaheri tsy mifosa fa misy manomboka manararao-paty de mamatraptratra be dia me maimbo ihany ny dinika :-D :-D :-D :-D
42. fahamarinana ( 20/11/2008 06:22)
:arrow: heidi : aiza kosa no manararao-paty e,efa mety samy maminany daholo satria samy teto daholo ka na tsy ho tononina anarana aza dia mety efa mahay ny sasany...manala azy koa fa tsy manararao-paty .
ainaheri: izay anie ilay tsy mahataty virtoaly aminy ka akory atao baba...ny an'ise no mety hoe :
vieforce:
matoa aho namoaka ny sariko,reveko milamina zay revy miainga eo,ary ho zakaiko zay resaka any ambadika ,satria safidiko namoak'azy,
ary izay no tokony ho izy raha mahavita tokoa ny rehetra.^:^ (l)
43. heidi ( 20/11/2008 06:32)
fahamarinana misy ka! 8) :wink:
44. fahamarinana ( 20/11/2008 06:34)
:arrow: eka ozy... :twisted: :-* (l)
45. ni81 ( 20/11/2008 06:40)
ilay eritreretiko ve ry ni81 sy ainaheri...ambilao any izy fa ho valaka eo ise ry ainaheri.
ie, izy no eritreretiko fa tsy hitako hoe mifosa ahoana e? Samy manana ny fandraisany azy araka ny tenin'i niryna tokoa moa io e! :lol:
46. heidi ( 20/11/2008 06:43)
mba zarazarao e!!! zahay reraky ny maminany eto hihihihih

sipagasy: ataovy aloha ny bizna dia ho kobo njy eny ihany :-D

fahamarinana toa nisy sary kely nignitra be! hihihih
47. ni81 ( 20/11/2008 07:05)
fahamarinana misy ka!
=)) =)) ka sao dia mpiandry cimetière no asan'io olona iray mpanararao-paty io akia ry heidi?
48. fahamarinana ( 20/11/2008 07:12)
heidi:
fahamarinana toa nisy sary kely nignitra be! hihihih

:arrow: =)) aoka marina...mba mandrangitra ! (l)
49. sakaizakely ( 20/11/2008 09:53)

sodé mba za ary zany ????

:-P
50. fahamarinana ( 20/11/2008 10:08)
:arrow: :-D :-D ,lasa manontany tena ve akia njy ry sakaiza ? (l)
51. sakaizakely ( 20/11/2008 10:43)
fahamarinana> mahamahina le resaka kou
52. fahamarinana ( 20/11/2008 10:55)
:arrow: :-D :-D aoka marina (l)
53. Lejoba ( 20/11/2008 11:05)
Izao ve dia tsy arakareo hoe iza ilay ol?
Nefa nitolo-tena tratra be io.
Izy ihany no te hametraka an'io sariny io nefa izay commentaire momba an'io avadiny zavatra hafa foana na dia ny gentil indrindra aza.
Te hanao aminy eo koh. Asa izao izay nafitsony tany @ soirée tany, sa lazainy fa mitifitra azy daholo indray izay tany? Nefa tsy nisy niraharaha azy akory anie eh
:-D :-D :-D :-D :-D
54. heidi ( 20/11/2008 11:12)
oudryyyyy! sao diso adiresy i le joba nivadika soirée indray izy ity, mivadika resaka sary tsetra :-D :-D :-D :-D misy raha la tera re oul e!

ni81: izay mitsy angamba aky :-D
fahamarinana: :twisted: :-D :^) :{
55. fahamarinana ( 20/11/2008 11:16)
:arrow: =)) somary hs kely lejoba kouh...
heidi : :evil: :°) o^o dia faranana :-* ihany (l)
56. diamondra27 ( 20/11/2008 12:18)
tsy maharaka resaka

ainaheri: fomba fiadin'ny sipa zany lesy fa laisse passer ozy le hirantsika zay.
susceptible etc...tsy mahatanty virt
57. heidi ( 20/11/2008 12:19)
fahamarianana, izay ilay lazaiko hoe mpanararaopaty anie e! manararaotra ny dinika hitifirana ny hafa :-D
58. sakaizakely ( 20/11/2008 12:20)
Lejoba> iza no lazainao fa mitonotena aloha e, mba asio :idea: kely

za manko niteny hoe
sodé mba za ary zany ????


fahamarinana>
faha:
lasa manontany tena ve akia njy ry sakaiza ?


tena lasa parano :-D :-D :-D :-D
59. diamondra27 ( 20/11/2008 12:24)
heid: ka fahamarinana wa tsy maharaka hatram volou fa tara train

sakaizakely: hummm aiza kosa de ho indry e
60. ni81 ( 20/11/2008 12:25)
heid: ka fahamarinana wa tsy maharaka hatram volou fa tara train
ka mba azavao azy kosa raha tokony misy ampahafantarinareo azy e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1703