Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??

81. ni81 ( 20/11/2008 14:53)
sa fika an-kolaka ampiasain'ireo mitady fihaonana manokana amiko indray izao
zany hono rankizy e :-D :-D
82. heidi ( 20/11/2008 14:54)
:-D :-D :-D :-D fihaonana manokana ho anao hoe kou raha ta hahazo taimaina ko :-D :-D :-D :-D
83. Lejoba ( 20/11/2008 14:55)
Azafady Heidi fa hay tsy i toi ilay nanontany hoe sao dia izaho izany fa i Petite sakaiza ah
Teny diso hono tsy mba kabary eh
^:^
84. sakaizakely ( 20/11/2008 14:56)
Lejoba> ka enao mande tgv alstom io zany ve afaka manazava oe iza le nitontena ?
de gara aiza no akana le tgv rehefa te hiaona manokana aminao fa mba te ho vedety ko za zany :lol: :lol: :lol:
85. diamondra27 ( 20/11/2008 14:59)
ainaheri: milay be le dinika e
86. heidi ( 20/11/2008 15:07)
diamondra: milay otranlay sakay tany am soirée hoe hano aho hinanako anao..... :wink:

Lejoba: ka na izany aza tsy misy amitsika na iray mandray anjara etoana aza ilay olona tiana resahina.... na ny doute n'ny sasany aza tsy amireo ihany koa fa olona hafa mitsy donkoooooo!
87. sakaizakely ( 20/11/2008 15:12)
Lejoba:

Azafady Heidi fa hay tsy i toi ilay nanontany hoe sao dia izaho izany fa i Petite sakaiza ah
Teny diso hono tsy mba kabary eh
^:^


de inn hono no tinao ho lazaina eto ?
ianao koa toa karazany tsy mahay miresaka fa zatra mpanao ankolaka, malaky mieskiv rehefa tratra
zany ka lhl
de ataovy fa mitomany hahita anao ndray hoe za, ho lasa diska goaka eto indray izy ity


:-D :-D :-D :-D
88. sakaizakely ( 20/11/2008 15:21)
io no mahavoa ny sasany, mitsabatsabaka resaka tsy hay akory de miteniteny foana otran'ny snou vosirina

manao resa-pelaka tsss
89. ni81 ( 20/11/2008 15:29)
io no mahavoa ny sasany, mitsabatsabaka resaka tsy hay akory de miteniteny foana otran'ny snou vosirina

manao resa-pelaka tsss
=)) =))
90. sakaizakely ( 20/11/2008 15:34)
ni> fita kou

ary ngamba nikoinsa any ambodinkifafa any ny tgv-ny fa to tsy namaly intsony ity izy



:-D :-D :-D :-D :-D
91. Lejoba ( 20/11/2008 15:34)
Susceptible ve petite sakaiza ah
Efa namositra sinoa tany ho any indray mantsy an
=)) =)) =))
92. heidi ( 20/11/2008 15:35)
betsaka mitsy no somary tratran'ny hoe pelaka ato an! :-D ary misy ifandraisany daholo ny toetra :-D
93. sakaizakely ( 20/11/2008 15:38)
tsy siseptibla fa tsy de tia lotra mpanao resapelaka

taiza no ahafahanao miteny fa izaho no oul resahin'i ainaheri ? mba mamakafaka kely vo mitonontona f'aza mitetateka otran'ny ksou mitrongy vomanga

de inn zao no mahalonilony an'ikala pelaka amiko teo , za ve vo niresaka taminao ?

aza mba kely loha ihany
94. sakaizakely ( 20/11/2008 15:42)
heidi> ka hita fa pelaka tsy afaka intsony hita taratra @ fitondrana resaka ny maha sarimbavy azy

mety le karazana lhl entiny vhv am sangany any antranony any de eto no mody manokovoka :-D :-D :-D :-D
95. xxx ( 20/11/2008 15:58)
sakaizakely:


mety le karazana lhl entiny vhv am sangany any antranony any de eto no mody manokovoka :-D :-D :-D :-D



=)) :-D :-D :-D :-D :-D :-D 8-) mety vavy voarirotra @ sangany koa de ento no manala ny fo sy manao sarin-dahy

:-D :-D :-D :-D :-P :-P
96. ni81 ( 20/11/2008 16:01)
mety vavy voarirotra @ sangany koa de ento no manala ny fo sy manao sarin-dahy
Ary raha sady tsy lahy no vavy dia ahoana?
97. Papoose ( 20/11/2008 16:14)
tohizo r'reto le dinika fa vao maika mirirotra foana dia mampime sady mahavariana a! misy epizody miforona foana hihihhii!!!
98. heidi ( 20/11/2008 16:20)
papoose ka ireny ilay atao hoe mpanararaotra e! eo izy no mamely izay olona mahalonilony azy de mifandrirotra eo raha tsy mahay :-D :-D :-D :-D
nefa wain be fa lay olona resahina aza tsy eto am dinika eto mitsy :-D
99. sakaizakely ( 20/11/2008 16:21)
Papoose> ka nanao taridositra le sarimbavy kou, fombany io
borker-na eo zany le dinika fa manjary hs ny resak'i ainaheri kou sady ;-) ;-) ;-) ;-)

ni81>
Ary raha sady tsy lahy no vavy dia ahoana?

ka io mitr le double personnalité kou

na izy tenany ara tsy hainy intsony oe inn marina no tandansy arahina fa ahindrahindrany ny besinimaro eto fotsiny, miady mafy tsy ho pelaka nefa vaky bantsilana am fihetsika asehony eto ihany :-D :-D :-D :-D :-D
100. sakaizakely ( 20/11/2008 16:25)
heidi> mahagaga am le sarimbavy tony, tsy hay hoe inn no mampalonilony azy, za mbola tsy niresaka taminy akory dia io izy fa hifandrirotra amiko ouny

wain be fa lay olona resahina aza tsy eto am dinika eto mitsy

io né no ataoko hoe mitsabatsabaka resaka tsy izy akory e ! nefa kely aitay rehefa tratra tsy mahasahy mifanazava akory fa manao taridositry ny kinaoly :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1277