Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??

21. ni81 ( 19/11/2008 19:52)
:°)
22. ainaheri ( 19/11/2008 20:06)
ni81>>> hihihi azafady ,lol hay niryna ;nosoloiko 81 ilay ryna klé lol
23. ikaretsaka ( 19/11/2008 20:07)
misy gholemains indray iznay kle :-P
24. sitlo ( 19/11/2008 20:09)
hahaha, mahatsiaro voatsindrona indray izao izy

[center][/center]

ika> ka misy vetivety dia mahay mamindra, misy elaela
25. ni81 ( 19/11/2008 20:14)
ni81>>> hihihi azafady ,lol hay niryna ;nosoloiko 81 ilay ryna klé lol
an an, tsy maninona fa gaga kely fotsiny zà teo hoe aiza izany soratro izany :lol: :lol:
26. ikaretsaka ( 19/11/2008 20:22)
ny ahy letsy ra sitl raha afo nandoro ny lambako na rano nandena ny slipiko

dia
na zahako tsy mitafy lamba intsony rehefa handeha hilalao afo na tsy milalao afo intsony

de toy izany koa

hoe na za tsy milalao rano intsony na tsy misilipy intsony rehefa tsy tiako ho lena ny silipiko nefa te hilalao rano aho

fa ity efa impiry may sy lena nefa tsy tia an'izany...mbola mandeha ihany...
27. Papoose ( 19/11/2008 20:36)
ho avy tsy ho ela le ol zao fa tsy haharitra an'ity dinika ty :-P
28. vale ( 19/11/2008 20:51)
reto rah mba hifosa aaaa! :-P :-P :-P :-D :-D :-D
29. ainaheri ( 19/11/2008 20:52)
Ikaretsaka:
fa ity efa impiry may sy lena nefa tsy tia an'izany...mbola mandeha ihany...


Ilay manary lamba eny @ arabe angamba no tiany atao,entin'ny fiainana mafy sa d aona lotra??


30. ikaretsaka ( 19/11/2008 20:55)
eishy! de hibizina fripy indray ahako rehefa tonga izay :°)
31. heidi ( 19/11/2008 20:58)
vale:

reto rah mba hifosa aaaa! :-P :-P :-P :-D :-D :-D

fa hita aky ry vale, lasa resaka fosa loatra ndray lay izy

:-D aleo hiala pà sao voarohirohy eto :arrow:
32. ikaretsaka ( 19/11/2008 21:11)
misaka kosa izao fa tsy mifosa e....
ny fosa tsy aseho miharihary izany! :-D :-D :-D :-D
33. sipagasy ( 19/11/2008 21:14)
heidi:

azoko antsaina ny olona tiana resahina :°)



mba zarazarao e!!! zahay reraky ny maminany eto hihihihih
34. heidi ( 19/11/2008 21:14)
tsy mifosa aza fa mitady ho maimbo ny resaka e! :-D aleo hiàpa fa olondehibe :°) :arrow:
35. vale ( 19/11/2008 21:37)
:-D :-D :-D :-D :-D tena mimaibo marina reo ,hihihhihihihi
36. vale ( 19/11/2008 21:38)
ikaretsaka:

misaka kosa izao fa tsy mifosa e....
ny fosa tsy aseho miharihary izany! :-D :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
37. cutie ( 19/11/2008 22:39)
za koa mahakobo le oul resahina :-D
38. fijo ( 19/11/2008 22:50)
iza no resahan aeto ry zareo an???
39. fahamarinana ( 20/11/2008 04:44)
:arrow: ilay eritreretiko ve ry ni81 sy ainaheri...ambilao any izy fa ho valaka eo ise ry ainaheri.. :wink: (l)
40. ainaheri ( 20/11/2008 05:53)
vale & heidi>>> ataoko tsy mifosa kosa ra milaza an'zany angamba eee
Mandainga zay tsy manana ny olany any antranony any ny mpiserasera eto,na za miteny ito aza za kou manana ny blem-ko,izany akory tsy afangaroko @ resaky ny oul manao tsikera sary sy mpiresaka @ forum............Ny ahy aza enoko zao ilay oul miresaka anà,d ilay oul iresahany iany no mampita aty amiko,tsisy vakiko loha na itadiavako ady etsy sy eroa mitsy zany,matoa aho namoaka ny sariko,reveko milamina zay revy miainga eo,ary ho zakaiko zay resaka any ambadika ,satria safidiko namoak'azy,tsy andé hilavaniny @ oul izay miresaka ny blem mitovy amiko aho,na dia tsy nahalala ilay tantara akory aza ilay oul(Izay ny olana misy eto zao) Tsy lahy tsy vavy lazainy fa mifosa azy;tsy dia fombako loatra..... manal'azy no ataoko eto fa hitsikera ny any ambilanin'oul any!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1103