Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
141. ainaheri
(
24/11/2008 11:44)
baw:
tena lava be le tatara ka, fa ity misy fanotaniana mipetraka mila valiny mitasngana, iza kay zany olona zany ry ainaheri? :°)
Voaray ilay fanontaniana mipetraka,aleo tsy mitsangana no amaliana fa petraka ihany :-D:-D:-D Sekiré detà lay izy ka tsy azo avoka lol
143. fahamarinana
(
24/11/2008 11:50)
:arrow: :evil: :evil: baw !!nankaiza ianao ry baw a...zà iza aloha fa tena tsa haiko tokoa anie e.. :snif: (l)
144. baw
(
24/11/2008 11:56)
fahamarinana>za oa, fa za tsy manana ps bdb zany,ny ps 2 ananako aza efa sarotra ery ny mi-jongler azy! jerijereo @ fomba firesako d hohaindry oe iza aho! ary aza b konetaka fa tsy manana mosoara a zété za zao :-P
145. fahamarinana
(
24/11/2008 12:04)
:arrow: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: =(( mampalelo be zà fa tsisy mpanoro... :cry: (l)
146. sakaizakely
(
24/11/2008 14:02)
otran' tiko ery zany peeso ikalabaw zany
fa ikala terezy ko tsy ratsy :°) :°) :°) :°)
fa ikala terezy ko tsy ratsy :°) :°) :°) :°)
147. ni81
(
24/11/2008 18:08)
f'iza ndray ilay baw...tsy arako ntsony nareo sy ny ps bobaka be reto kah..tara ndray zà tamin'iny an.ntsooooo, tara indray ny havako! :lol: :lol:
baw !!nankaiza ianao ry baw a...zà iza aloha fa tena tsa haiko tokoa anie e..
149. fahamarinana
(
24/11/2008 18:30)
:arrow: tena elabe ve vao arako lé..mila formater-na kelly ny diska dur e !! (l)
150. ni81
(
24/11/2008 18:34)
tena elabe ve vao arako lé..mila formater-na kelly ny diska dur e !!:-D :-D
153. kotobekibo
(
24/11/2008 18:47)
fahamarinana:
:arrow: tena elabe ve vao arako lé..mila formater-na kelly ny diska dur e !! (l)
Ny ahy aza vaovao b mbola tena mifono planstinka ilay diska dur ka mba anaovy mis à jours ô! Efa kliba tato h@ taloha koa izany i baw sa kliba-nareo tany @ toeran-kafa ? :-P :-D
154. fahamarinana
(
24/11/2008 18:51)
:arrow: kay,mba tsy tara eky zà kalé...ary kotobebide aza mbola gisitra tao arinako kay... :) (l)
155. ni81
(
24/11/2008 18:52)
ary reto raha hi-:-D analeo hanao eo fa misy ho tata-bitrana eo e! i fahama ihany no niteny izany tany ho any :-P
156. baw
(
24/11/2008 18:55)
za vao tata-bitrana fa za :-D :-D fôna! aza hitako fa hivà ato reto kofehy anaty reto :°)
157. fahamarinana
(
24/11/2008 19:00)
:arrow: serieux ve aky ? dia mbola mihomehy ihany ndriko,ho bedy eo vao interdit de forum fa ataovy.Fa mailo ihany an...na mbola eo aza ny kofehy :-* (l)
158. kotobekibo
(
24/11/2008 19:32)
baw:
za vao tata-bitrana fa za :-D :-D fôna! aza hitako fa hivà ato reto kofehy anaty reto :°)
soa ihany fa tsy mbô za izany tata-bitrana izany , fa raha tsy izany angamba a! mila lapelina sy barika mihitsy andraofana azy :-D :-D :-D
fahamarinana:
:arrow: kay,mba tsy tara eky zà kalé...ary kotobebide aza mbola gisitra tao arinako kay... :) (l)
ka ity kiboko ity mintsy no hitako fa tena mahatonga ahy tsy aharaka , kanefa efa voambaran'ny ntaolo fa izay voky hono maharaka ny namany tsssss! nanjasôn koa ireny ntaolo ireny an! :evil: :evil:
:-D :-D :-D