Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??

121. ni81 ( 22/11/2008 18:48)
tena lava be le tatara ka, fa ity misy fanotaniana mipetraka mila valiny mitasngana, iza kay zany olona zany ry ainaheri
ary mitovy firesaka @ namana iray izay i baw ity an! sa izy ihany fa nanova PaiSo? Aza tezitra raha toa ka tsy izay oul neritreretiko zay enao an! :lol: :lol:
122. baw ( 22/11/2008 19:00)
ni81>an an an, za tsy tezitra ka, mety le olona eritreretindry iany za :-P (mba mizesita kia za oe manana ps maro² koa an!)
123. heidi ( 22/11/2008 19:14)
baw:

ni81>an an an, za tsy tezitra ka, mety le olona eritreretindry iany za :-P (mba mizesita kia za oe manana ps maro² koa an!)

zà zany tokony hi zesita be fa b peeso be! hoy ny sasany izay hoe miha mivoaka tsikelikely ny marina

:-D :-D :-D :-D zé tiko io ko! :-D
124. baw ( 22/11/2008 19:16)
fita oa kou, zao zao za nivôka tsikelikely :-D :-D
125. heidi ( 22/11/2008 19:16)
119. Mpandefa : baw [ Valio ] 22-11-2008 19:44:11
Lohateny : Re : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
tena lava be le tatara ka, fa ity misy fanotaniana mipetraka mila valiny mitasngana, iza kay zany olona zany ry ainaheri?


zà koungefa mahakobo hoe iza ôôôô! azoko antsaina fotsiny kanefa :-D


hoy i ni81
ary mitovy firesaka @ namana iray izay i baw ity an! sa izy ihany fa nanova PaiSo? Aza tezitra raha toa ka tsy izay oul neritreretiko zay enao an!

zà koungefa mahakobo an'io ô! :°)
126. baw ( 22/11/2008 19:20)
koungefa nga :-D :-D
127. heidi ( 22/11/2008 19:37)
fa hita ô! :°) :-D :-D :-D ountsssss :-D
128. ni81 ( 22/11/2008 19:40)
ni81>an an an, za tsy tezitra ka, mety le olona eritreretindry iany za (mba mizesita kia za oe manana ps maro² koa an!)
mba efa mahay maminaninany ihany zà zany ange e :lol: :lol:
zà zany tokony hi zesita be fa b peeso be! hoy ny sasany izay hoe miha mivoaka tsikelikely ny marina
ka indry ange ela no nizesta t@ reo peeso reo e:lol:
zà koungefa mahakobo an'io ô!
ka lé firesany no nahalalako azy e! mba somary ovay kely lé fiteny d tsy kobo e hihi
:°)
129. heidi ( 22/11/2008 19:45)
mba efa mahay maminaninany ihany zà zany ange e

ka njy koungé nalaky ho bako mpitsongo dia ihany e!è fa mila miofana kely faramparany de tena izy amizaaayyyyy :-D

ka indry ange ela no nizesta t@ reo peeso reo e

kou ty iray ity izao vao tena nampesaiko elabe otran'izao ko!è :-D :^) fa tondé kobonjy na izany aza! mahayyyyyyyy :-P :wink:

ka lé firesany no nahalalako azy e! mba somary ovay kely lé fiteny d tsy kobo e hihi
ka izy koungé mety mba te hiova palitaho fotsiny fa mi rester izy ihany e! tsy miova ny maha izy azy fa presonnalité iray ihany izany e :-D :-D :-D :-D
130. ni81 ( 22/11/2008 19:51)
ka izy koungé mety mba te hiova palitaho fotsiny fa mi rester izy ihany e! tsy miova ny maha izy azy fa presonnalité iray ihany izany e
io no tena mety, hoe miova akanjo, fa ilay vatana sy saina ao hatrany, fa tsy lasa mivaha akory e :lol: :lol:
131. baw ( 22/11/2008 19:56)
hé, aza mifosa anahako eo an :-D
132. ni81 ( 22/11/2008 19:57)
hé, aza mifosa anahako eo an
:-*
133. heidi ( 22/11/2008 19:58)
fa tsy lasa mivaha akory e
:-D :-D :-D :-D tsy lasa mitapy sôna ve! :-D


130. Mpandefa : baw [ Valio ] 22-11-2008 20:56:21
Lohateny : Re : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
hé, aza mifosa anahako eo an

mifosa malefaka aky mahafinaritra fa tsy maharary an! :-D
134. baw ( 22/11/2008 20:01)
nangididy b ny sofiko mantsy 8)
135. ni81 ( 22/11/2008 20:05)
volana imaso tsy mba kilema e :)
136. heidi ( 22/11/2008 20:06)
hôkôrina kely fotsiny de vit ka hihihih! fa oe fosa ampitiavana :D
137. ni81 ( 22/11/2008 20:12)
nangididy b ny sofiko mantsy
sao d nisy moka niditra tao e! :-D :-D
138. ainaheri ( 23/11/2008 20:13)
kotobekibo:
Aza enjehina izy less bainn a! mety tsy fidiny ho azy anie e! :-D :-D

Za kosa tsy manenjik'azy fa tsy tiako fotsiny ilay harcèlement manoratroratra etsy sy eroa mandreraka,ilay mandray antendrony sy manendrikendrik'oul @ tsisy dikany

139. kotobekibo ( 23/11/2008 20:51)
ainaheri:

kotobekibo:
Aza enjehina izy less bainn a! mety tsy fidiny ho azy anie e! :-D :-D

Za kosa tsy manenjik'azy fa tsy tiako fotsiny ilay harcèlement manoratroratra etsy sy eroa mandreraka,ilay mandray antendrony sy manendrikendrik'oul @ tsisy dikany

marina izany less fa ataovy rano raraka any iny e!
Avadika ny pejy d lasa izao . ;-)
140. fahamarinana ( 24/11/2008 11:27)
:arrow: f'iza ndray ilay baw...tsy arako ntsony nareo sy ny ps bobaka be reto kah..tara ndray zà tamin'iny an. :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1683