Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
102. heidi
(
20/11/2008 16:38)
99. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 20-11-2008 17:25:00Dia hoatra izay hatrany dia avy eo ndray zao misy hanokatra dinika hoe mankasitraka ny homo :-D :-D :-D :-D :-D izay anie no ataoko hoe mitapy sôna lay oul manana double personnalité eè! tsy mime looza aho :-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
heidi> mahagaga am le sarimbavy tony, tsy hay hoe inn no mampalonilony azy, za mbola tsy niresaka taminy akory dia io izy fa hifandrirotra amiko ouny
103. vale
(
20/11/2008 17:42)
vale & heidi>>> ataoko tsy mifosa kosa ra milaza an'zany angamba eee
Mandainga zay tsy manana ny olany any antranony any ny mpiserasera eto,na za miteny ito aza za kou manana ny blem-ko,izany akory tsy afangaroko @ resaky ny oul manao tsikera sary sy mpiresaka @ forum.....
ainaheri: misangy ftsn a kaaa :°) , fa tena marina tokoa e, ts tokony hafangaro tokoa fa manjar na le oul mandray tsy raisina iny aza hivika marina ny hiafarany moa lasa ohatry ny ts mampi-te hieritreritra be izany aloha vao mamoaka hevitra eto raha misy manana reflexa ohatr'izany! tena marina kaaa!!!! ;-)
104. vale
(
20/11/2008 17:56)
za mahakobo fa za tsy hilaza raha tsy manome pop korn nareo
tsss, mba teneno moa akia ry diams fa aza avela haminany eto ftsn zay aaa!lollll
105. heidi
(
20/11/2008 18:15)
Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 19-11-2008 14:22:27
Lohateny : Maninona no afangaro ny vie privée sy ny eto @ sera² ee??
Mahatsapa aho fa misy olona mahatsiaro voatsindrona
vale : io no olana .... :-P
106. Papoose
(
20/11/2008 19:15)
misy namana efa mideclarer ho sarimb ato, mety ho tsara zao zany hoe "NAMANA SARIMBAVY SERASERA"zany an! :P dia antonina izy sady izy efa manana website :)
zany eo ihany fa ohatran'ny mijery desperate housewives za mamaky an'ity dinika ty.... misy epizody miforona foana! =D>

107. kotobekibo
(
21/11/2008 00:02)
Papoose:
misy namana efa mideclarer ho sarimb ato, mety ho tsara zao zany hoe "NAMANA SARIMBAVY SERASERA"zany an! :P dia antonina izy sady izy efa manana website :)
zany eo ihany fa ohatran'ny mijery desperate housewives za mamaky an'ity dinika ty.... misy epizody miforona foana! =D>
:-D :-D (l) Hita ouah , milay fa za tsy manankevitra
Ny hevitra no ampiadiana fa tsy ny olona ô! :-D :-D
108. ikaretsaka
(
21/11/2008 00:25)
ratonga:
zah tena tsy maharaka lé resaka mintsy ry reto fa mba asio jiro kely alou é :°)
dé aleo mba manao otran'i kellyterezy asio famintinana fa lava lotra :-P
ka ialahy tsy nitondra flera hanaovantsika bizina koa!
110. lovelyri
(
21/11/2008 12:08)
Papoose:
zany eo ihany fa ohatran'ny mijery desperate housewives za mamaky an'ity dinika ty.... misy epizody miforona foana! =D>
:-D :-D :-D saison 6 ty na mbola ts tapitra aza ny saison 5 :-D
111. Papoose
(
22/11/2008 04:24)
kotobeventra ao manao raprezy, tariho ny tanora :-P :-D
lovelyeri. :-D :-D :-D :-D :-D ho lasa star ihany ny mpilalao eto raha zao no mitohy an

112. ainaheri
(
22/11/2008 05:03)
Lasa nifangaro marina ilay resaka klé..........Lejoba aaaaaa,tsisy idiran'i sakaizakely ilay resaka ka,tsy izy mitsy;ilay oul lazaiko tsy mba manoratra eto @ forum fa saingy kosa mazoto mamaky,d mitsara izay voasoratra na iza io na iza... Asa re ,anjaranareo no mitsara fa tsy haiko ny atao oe mifosa????????????? Satria izay ndray no hftr vao tao @ sakana!! Mifosa ve aho raha mamoaka ito dinik'ito?? Manana ny hevitro manokana aho namoahako an'ity,satria tsy vao izao f'efa ela no nahalalako fa misy tsy milamina ny ao an-tsainy...niezaka ny nananatr'azy fa tsy nety,hany ka na ny ankizy mamoaka sary sy manao tsikera na tsy @ sariny aza d lazainy fa mifosa azy!!!!
Marina mafy ny fiainana eo @ lafiny retra²,fa saingy kosa ;mbola averiko iany ;AZA AFANGARO NY VIRTOALY SY NY FIAINAN6TOKANTRANONAO ANY ....Refa eto d zvtr hafa zay f'aza afangaro fa mampivika

113. kotobekibo
(
22/11/2008 10:26)
ilay oul lazaiko tsy mba manoratra eto @ forum fa saingy kosa mazoto mamaky,d mitsara izay voasoratra na iza io na iza...
ka ilay virtoaly tsinona taratr'ilay fihainana isan'andro . Io no mahatonga ny sasany tsy ahay hanavaka intsony .
Aza enjehina izy less bainn a! mety tsy fidiny ho azy anie e! :-D :-D
114. fanaina
(
22/11/2008 11:13)
mitovy hevitra an'i ainaheri!
ka avy eo ilay izy lasa misy ny bleme, satsia tsy mazaka an'ilay resaka izy nefa tsy izy ankory no resahina. de lasa mandray tsy raisina tahaka ny tsopolotra!
matoa miditra eto dia mazaka an'izay miseho eto, fa misy le olona tena tsy mazaka mihintsy nefa mitetateta miditra sy miresaka, rehefa tsy mahazaka tokony miala havy hatrany fa tsy ny olona no hilanavanona @tsy misy dikany!

115. kotobekibo
(
22/11/2008 11:55)
fanaina:

Eny e! za izany manao ny avocat du diable :D
Tsy mandà ny teninareo za fa kosa , ilay fidirana eto anie tahaka ny olona mpisotro taoka sy drogue e!
Fantany fa tsy mety aminy fa misotro sy asiana ihany . Mety tsy mahatsapa tena koa izy hoe tsy mety aminy , fa lasa ihany izao hoy izy . ;-)
D mibolisatra e! :-D :-D
116. Lejoba
(
22/11/2008 13:40)
Salut daholo eh
Izaho anie tsy nitifitra an'i petiteamie mihitsy t@ ilay hoe nitono-tena sy hoe kaodikaody eh. Fa nananihany aho hoe nahatsiaro ho nanao ny tsy nety tany ho any angaha?
Aza tezitra ry namana raha mifandiso ny resaka ah.
Fa izaho tena hétéro fa aza avadika ny resaka. sarotra kosa aloha ny anaporofoana izany aminareo fa inoy sur parole fotsiny aho eh.
Aleo any ilay oul Ra-ainahery fa mety izao koa no vao mainka haharomotra azy ah. Ny mpisera fotsiny no voatohintohina eto
OK? lol
:-* :-* :-*

117. Papoose
(
22/11/2008 16:16)
Fa izaho tena hétéro fa aza avadika ny resaka. sarotra kosa aloha ny anaporofoana izany aminareo fa inoy sur parole fotsiny aho eh.
azo porofoina amiko ka! :-D :-D
Aleo any ilay oul Ra-ainahery fa mety izao koa no vao mainka haharomotra azy ah. Ny mpisera fotsiny no voatohintohina eto
aleo le oul zany ho romotra fa ny dinika mandeha foana koa! tsisy miala eo ry akama, fa samy tary @ tanana! :-P
118. sakaizakely
(
22/11/2008 17:11)
ODOIEEEEEEEEEEEE ! saka manatody !
amiko klou de oul misy fahavoazana matoa miteny otran'izao
ny oul voadona sy voazestin'ny virtuel no manao fiteny otrizany
za klou de ze tiko no ataoko de ze voadona any tsy mirarà,
mampiseho sary otrin'ny rehetra za satria zay no mafinaritra ah, ze tsy faly mibotsina fotsiny
tsy votery hitovy ny tadindokanga fa rehefa tsy voanao le oul de aza mikasokasoka aminy fotsiny de zay, fa tsy mila manao soketa otran'ny sarimbavy manipy teny ankolaka otran'ny etsy ambony etsy, nefa refa tratra malaky misolelaka otran'ny pelaka oe za tsy nitifitra a za tsy nitifitra
sady am zay ampina ihany oe
odoie ! alika vilambody e D :-D :-D :-D

Aza asiana sary rehefa tsy mahatanty eh.:-
...
Te-hideradera ato koa zakao ny célébrité eh, izay ilay "miseho télé
ny oul voadona sy voazestin'ny virtuel no manao fiteny otrizany
za klou de ze tiko no ataoko de ze voadona any tsy mirarà,
mampiseho sary otrin'ny rehetra za satria zay no mafinaritra ah, ze tsy faly mibotsina fotsiny
tsy votery hitovy ny tadindokanga fa rehefa tsy voanao le oul de aza mikasokasoka aminy fotsiny de zay, fa tsy mila manao soketa otran'ny sarimbavy manipy teny ankolaka otran'ny etsy ambony etsy, nefa refa tratra malaky misolelaka otran'ny pelaka oe za tsy nitifitra a za tsy nitifitra
sady am zay ampina ihany oe
sa fika an-kolaka ampiasain'ireo mitady fihaonana manokana amiko indray
odoie ! alika vilambody e D :-D :-D :-D
119. ikaretsaka
(
22/11/2008 17:38)
sisiny @ izay lalana ary e
sakaizakely> resakareo resakareo.... fa aza ampidirina amin'iznay kosa ny alika tsy manantsiny na mivilana aza ny fipetrahany
lasa offended be zahay mpiompy alika manko

120. baw
(
22/11/2008 18:44)
tena lava be le tatara ka, fa ity misy fanotaniana mipetraka mila valiny mitasngana, iza kay zany olona zany ry ainaheri? :°)