NOEL

1. deric ( 18/11/2008 07:39)
Efa manakaiky ilay Krismasy na ny Noel.
Ny Nahatonga azy ho NOEL no mba mahagaga ahy; Inona ry reto ny heviny a!
Ny nahatonga ilay andro Krimaszy hoe NOEL no tena tiana ho fantatra.
misatra arivo arivo.
novalian'i deric ny 24/11/2008 07:47
2. ikaretsaka ( 18/11/2008 07:56)
aza maika ledada fa mbola kristy panjaka vo avant vo noely an

Ny noel dia fototra nihavian'ny ny teny frantsay vaovao hoe Nouvelles (referansy @ hoe Bonne nouvelle ilay nolazain'ny anjely t@ mpiandry ondry)

Ny U sy ny V moa tany aloha be tany dia nitovy (jereo ilay teny hoe gaulois nataon''ny romanina hoe Gavlois) dia niala le U taty aoriana

Misy manao Jesus hoe JesVs koa
Raha manam-potoana dia mamakia ireny baiboly manuscrit ireny na baiboly @ le teny frantsay t@ andron'i Moliere ireny :wink:
3. ainaheri ( 18/11/2008 17:07)
Merci nizara Ika aa,na zà aza tsy nahala kou oe zay no nahatonga ny noely :lol:
4. ikaretsaka ( 18/11/2008 17:20)
tsy misy fisaorana e
izay no ilazako foana heo tsara ny mino.. fa ilaina koa ny mikarokaroka indraindray mba hafantarana bebe kokoa ny momba ny finoanao io
izay amiko le hoe fandalinam-pinoana
5. fijo ( 18/11/2008 22:54)
za koa tsa mba nahalal afa dia melsy e
6. ikaretsaka ( 18/11/2008 23:16)
dia @ teny sasany nordika dia misy manao an'io hoe NoVVel de lasa hoe noWel

(de lasa ny W [size=8px]Bush[/size] avy eo fa i O [size=8px]bama[/size] sisa

zafady fa lasa HS za fa varina mijery ny prezinay)
7. fijo ( 19/11/2008 21:48)
mazava izya ka,ary mba hampitaina any amin'ny hafa ,fa maro sy bobaka no tsy mahay an'io fa mino aho
8. deric ( 24/11/2008 07:47)
Dia mbola manatevina ny fisaorana an'ilay namana nonome fahalalana sy fanazavana.
aiza tokoa no hahalalana raha tsy misy mampianatra. Tena ilay ny manontanitany foana mba tsy ho mpanaonao foana.
misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.067