Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tslem
(
13/11/2008 10:28)
mandalo tanà-misy havana
Isika mipetraka aty an-dafin'ny riaka aty moa rehefa hoe hivahiny any an-tranon'olona dia tsy maintsy miantso an-tarobia mampilaza matetika,ka raha ity hono ka eny an-dalana eny ianao ka sendra mandal...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 02/12/2008 00:56
chou2
(
13/11/2008 06:59)
tononkira
[i]Italic text[/i][i]Italic text[/i]
manahoana o! mb omeo "tsy miova" marion ra manana enao :* :* ...
tohiny
Saroy
(
13/11/2008 06:04)
Krismasy
Tena otrany hafinaritra ny krismasy sa manao ahona ny fahitanareo azy...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 22:54
ydifas
(
13/11/2008 04:28)
aterineto ny Vola
Miarahaba e!
Ho anao izay mampiasa aterineto maharitra adiny telo na mihoatra, afaka miasa ianao fa tsy vitan'ny milalao ( Ny fahafinaretana azo ny vola miditra).
Somary kelikely ihany ilay izy fa e...
tohiny
novalian'i LibrePenseur ny 22/12/2008 07:18
Belami
(
13/11/2008 00:11)
Arnaque sa tsia ???
Misy namana iray aty ivelany saika hiasa amina malagasy iray hanao manutention, dia nanizingizina ilay mpampiasa fa manao essai 2 jours ary raha tsy voaray aminilay asa dia tsy mandray ilay karamana 2...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/11/2008 21:08
bazylou
(
12/11/2008 23:56)
dia nanaiky tokoa ramalagasy
na dia eoamin'ny taninyaza dia tsy masy mandidy izy fa ny sasny no manao izay tiany
""Réception à Iavoloha
La Chine interdit le Noce Apostolique
mercredi 12 novembre 2008, par R. C.
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2008 15:21
bazylou
(
12/11/2008 23:45)
mba jereo le 65 min an'i m6
anikeo , ilay edition natao anio momba ireo zaz gasy miasa ho an'ny fianakaviany. Miady safira hamelomana fa tsy ampy ny eo ampelatanana, aleo manao safira toa izay mianatra hoy izyy.
Jereo ireny emi...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 17:17
fijo
(
12/11/2008 23:39)
andriamanitra vola aloha,izay vao....
raha namaky "madagascar tribune"androany ianareo dia nahita fa tsy neken'ny sino any ahatongavan'ny nonce tao amin'ilay fanasana ofisialy nataon'ny fanjakana gasy.ary dia ingahyranjeva no voalaza fa n...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 23:19
Alaina
(
12/11/2008 19:27)
Cancer amin'ny tranon-jaza
Mbola afaka miteraka ve ny vehivavy raha natao operation Cancer tamin'ny tranon-jaza? (tsy fantatra koa raha mitombona lay hoe natao operation cancer aloha) Marihana fa efa nanao avortement in-droa i...
tohiny
novalian'i Naxy ny 10/03/2009 10:53
sipagasy
(
12/11/2008 18:06)
Mila vonjy!
Hafatra voaraiko ary ampitaiko amintsika toy ny mahazatra ihany!
Mba isorohana ny tahaka izao moa dia tsy sasatra aho ny miteny hoe ny aina rey olona tsy mifametra koa aza atao antsirambina ny miso...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2008 21:58
niryna
(
12/11/2008 17:50)
Samy malagasy miara miasa na mpampiasa indray ary e
Mety misy efa niaraka niasa ny samy malagasy ve hianareo ? dia ahoana tokoa ny fifandraisana ? ary ireo malagasy mampiasa indray ?
Inona no efa itanareo na niainanareo taty raha samy malagasy no mia...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/11/2008 11:18
Nivo31
(
12/11/2008 17:28)
lavitrin'ny maso, lavitrin'ny fo...
:( diso lavitra be loatra Dago zany...
Nehefa ilay malala any lavitra be any...inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?
Eny ka samin'ny tanora izahay fa ny fo nandidy ve iheno izany......
tohiny
novalian'i TONTONJEAN ny 06/02/2009 17:59
sakaizakely
(
12/11/2008 15:54)
fitsaboana
misy oul mitady vonjy aina hono, manao cancer + metastase, de natao aby aby ny fitsikilovana rehetra mbakin'ny biopsie, anapath... de nanatona ny service de cancérologie atsy anann
de ouz le doko ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/11/2008 14:52
tidegrow
(
12/11/2008 13:48)
entretient
slt daolo
Mba mila hevitra reto a!
aona no avaly raha amaly izao question zao" parle moi de vous"
...
tohiny
novalian'i tinoman ny 19/12/2008 16:56
rnirinasoa
(
12/11/2008 12:19)
tsianjery krismasy
mba tokony hisy site momba ny tsiajery krismasy sa ahoana hoy ianareo e !...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/12/2008 12:21
mipiso
(
12/11/2008 09:52)
Azaa avelanao
O ry zareo a!
mba mangataka le hiran'Y-Zit "Aza avelanao " iny ra hainareo.
Simbasimba amin'io hira io mitsy a! Marn e
Misaotra betsaka eh...
tohiny
novalian'i ni81 ny 12/11/2008 09:55
niryna
(
12/11/2008 04:45)
Azo ampiharina aty ivelany ve ny fitaizana tany amintsika ?
Asa aloha fa raha ny fitaizana nataon'ny RaR antsika dia toa misy tsy azo ampiharina aty ivelany e .Izaho aloha tsy mba nahatsiaro hoe voakapoka izany e,kanefa aho rehefa nitaiza rehefa maditra ny zan...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/11/2008 16:16
coopsal
(
11/11/2008 16:29)
lohahevitra lasa tiana tohizana
Ahoana kay ry Hery (na ny hafa koa) ny fomba handaharana ny lohahevitra araka ny mpandefa, na daty namaliana farany, na daty namakiana farany?
Hatr@izao mantsy dia milahatra ho azy araka ny daty namo...
tohiny
novalian'i coopsal ny 25/11/2008 11:06
xxx
(
11/11/2008 12:10)
fanjavonana
Efa napetraka teto ity dinika ity fa somary tamin'ny fomba fananihanina no nametrahako azy tamin'izay, tsy inona izany fa ny fanjavonan'i TSIMATI. Tsy resaka fitorahana atody sy fitombe... ity fa tena...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/11/2008 14:54
rabingogilabanga
(
11/11/2008 10:48)
Nanao MIRACLE indray JESOSY : L’élection d’OBAMA
[u]1) Yes we can: Finoana no dikan’izany[/u]
Obama dia kristianina, notazain’ny renibeny kristianina nanomboka ny faha 10 taonany, esprit kristianina ny azy ; vokany: Ny science :ny rati...
tohiny
novalian'i felanawil ny 07/12/2008 13:06
